Dans la mme rubrique

Fiatrehana ny Coronavirus Hananan’ny Paramed trosabe ny fanjakana

30/10/2020

Efa nivoaka tanteraka tao anatin’ny hamehana ara-pahasalamana isika eto Madagasikara. Efa voafehy amin’ny ampahany ihany koa ny valan’aretina Covid 19 hoy Ralibera Jerisoa, filoha nasionalin’ny sendikan’ny Paramed eto Madagasikara.

Fiatrehana ny Coronavirus Hananan’ny Paramed trosabe ny fanjakana

Hamaky ny tohiny...

Tondron'ny fahantrana marolafy Anisan’ny fitaovana ilaina hanatrarana ny ODD

30/10/2020

Teboka telo lehibe no nivoitra nandritra ny atrik’asa fakan-kevitra mahakasika ny Tondron’ny Fahantrana marolafy (Indice de Pauvreté Multidimensionnelle-IPM): famaritana miaraka ny atao hoe IPM;

Tondron'ny fahantrana marolafy Anisan’ny fitaovana ilaina hanatrarana ny ODD

Hamaky ny tohiny...

Antananarivo 398 indray no tratra tsy nanao arotava

28/10/2020

Mbola tsy foana tanteraka ny valanaretina Covid 19 eto amintsika. Ny mahavariana anefa dia mihabetsaka ireo tsy manaraka ny fepetra ara-pahasalamana intsony toy ny fanaovana arotava…

Antananarivo 398 indray no tratra tsy nanao arotava

Hamaky ny tohiny...

Dr Marius Ramaroson “Vaksiny tena izy ihany no haharesy ny Covid 19”

28/10/2020

Aretim-pitranga mialohan’ny rotsak’orana sy andron’ny zakarandahy ary felam-paiso toy izao, hoy ny dokotera Marius Ramaroson, ireo aretin’ny fitaovam-pisefoana. Eo ny “allergie” dia eo koa ny areti-kibo.

Dr Marius Ramaroson “Vaksiny tena izy ihany no haharesy ny Covid 19”

Hamaky ny tohiny...

Vaksiny Covid 19 Maty ilay dokotera Breziliana nanaovana andrana

26/10/2020

Maty ilay dokotera nanolo-tena nanaovana andrana amin'ny vaksiny covid-19 tany Brésil.

Vaksiny Covid 19 Maty ilay dokotera Breziliana nanaovana andrana

Hamaky ny tohiny...

Analamanga Ho voasazy indray izay tsy manao arotava

26/10/2020

Efa betsaka ireo olona tsy manao arotava intsony eto amintsika. Anisan’izany ireo mandehandeha eny amin’ny arabe. Ireo tsy maintsy mandeha fiara fitateram-bahoaka sisa no manao izany noho ny fiheveran’ny sasany fa efa foana tanteraka ny areti-mandoza Covid 19.

Analamanga Ho voasazy indray izay tsy manao arotava

Hamaky ny tohiny...

Covid 19 Madagasikara 6 no maty, 158 no voa tao anatin’ny herinandro

26/10/2020

Nambaran’ny tatitra ofisialy ny sabotsy lasa teo fa nisy tranga vaovao 158 tamin’ny fitiliana miisa 2252, notanterahana ny 17 ka hatramin’ny 23 oktobra.Nisy marary 06 namoy ny ainy, raha toa ka 86 ireo sitrana.

Covid 19 Madagasikara 6 no maty, 158 no voa tao anatin’ny herinandro

Hamaky ny tohiny...


Covid 19

Filankevitry ny Minisitra Nankatoavina ny findramam-bola amin’ny BAD

16/10/2020

Nankatoavina nandritra ny Filankevitry ny Minisitra omaly 15 jolay ny volavolan-dalàna mamaritra ny fampindramam-bola nomen’ny Banky Afrikanina momba ny Fampandrosoana (BAD) entina miady amin’ny valanaretina covid-19.

 

 

 

Fampindramam-bola mikasika ny “Opération d’appui budgétaire en gestion des risqué de catastrophes avec option de tirage differé (CATDDO), hoy ny fampitam-baovao. Ny 07 agositra no natao sonia iza io. Nankatoavina ihany koa ny fampitrama-bola natao ho an’ny « Programme d’Appui des politiques de développement pour la riposte à la pandemie de covid-19 » natao ny 8 septambra teo amin’i Madagasikara sy ny IDA. Marihina fa haroso eo anivon’ny antenimieram-pirenena ireo volavolan-dalàna amin’ny fivoriana ara-potoana ho avy io, araka ny tatitry ny Filankevitry ny Minisitra. Nandritra io ihany koa moa no nisian’ny fanendrena tompon’andraikitra ambony maro.

Toky R

 

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana