Dans la mme rubrique

Depiote Brunelle Tsy mifankahazo amin’ny mpitondra intsony ?

30/10/2020

Niteraka resa-be ny tsy fahazoan` ny depiote voafidy tao Ikongo, Brunelle Razafitsiandraofa, izay lany tamin` ny alalan` vondrona IRD, miteny sy miseho amin` ny haino aman-jerim-panjakana (RNM/TVM).

Depiote Brunelle Tsy mifankahazo amin’ny mpitondra intsony ?

Hamaky ny tohiny...

Hetsika atao any Fianarantsoa Tsy noraisin’ny prefe ny delegasionin’ny TIM

30/10/2020

Tsy noraisin’ny prefen’i Fianarantsoa omaly ireo delegasionina hampahafantatra ny tatitra ataon’ny depiote mpanohitra ny fitondrana ao amin’ny Magro Fianarantsoa rahampitso sabotsy.

Hetsika atao any Fianarantsoa Tsy noraisin’ny prefe ny delegasionin’ny TIM

Hamaky ny tohiny...

Antenimieram-pirenena Hamerina ny fitokisan` ny olom-pirenena aminy

30/10/2020

Nanatanteraka atrikasa fampiofanana ireo filoham-baomiera maharitra sy filohan’ny vondrona parlemantera eo anivon` ny Antenimieram-pirenena mandritry ny hateloana tany Antsirabe niarahana tamin` ny Fondation Friedrich Ebert Stiftung (FES) .

Antenimieram-pirenena Hamerina ny fitokisan` ny olom-pirenena aminy

Hamaky ny tohiny...

Fifidianana loholona Mandeha sahady ny fampielezan-kevitra

30/10/2020

Raha mbola amin` ny 18 novambra izao no voafaritra ny daty hanombohana ny fampielezan-kevitra ho amin` ny fifidianana izay ho loholona amin`ny 11 desambra izao saingy efa misy sahady no tsy mahandry tantana.

Fifidianana loholona Mandeha sahady ny fampielezan-kevitra

Hamaky ny tohiny...

Antoko Natiora “Fotoana tokony hahafahan’ny Malagasy mivoatra izao”

30/10/2020

Izao no fotoana tokony hahafahan’ny Malagasy mivoatra sy miseho, hoy ny antoko politika Natiora, tarihin’ny filohany Mihari-Ni-Rencho.

Antoko Natiora “Fotoana tokony hahafahan’ny Malagasy mivoatra izao”

Hamaky ny tohiny...

Tsy ampy fahalalana ny Malagasy Vao mainka koa manabado ny mpitondra

30/10/2020

Mihevitra ny Malagasy ho bado ny mpitondra eto amintsika. Porofon’izany, ohatra, ny filazan’izy ireo zavatra izay iaraha-mahalala izao fa tsy mitombina. Manamora ny fanambakana ataon’ny mpitondra ihany koa ny fari-pahalalan’ny Malagasy.

Tsy ampy fahalalana ny Malagasy Vao mainka koa manabado ny mpitondra

Hamaky ny tohiny...

Solombavambahoaka Hanao tamberin`andraikitra misimisy kokoa

30/10/2020

Nihaona tamin’ny Birao Maharitry ny Antenimieram-pirenena izay notarihin’ny Filohany Razanamahasoa Christine ny Fikambanan’ny fiarahamonim-pirenena sy ireo rafitra maro samihafa, omaly.

Solombavambahoaka Hanao tamberin`andraikitra misimisy kokoa

Hamaky ny tohiny...


Politique

Rolly higadra 44 volana Miomana handray ny fatiny ny havany

16/10/2020

Fanamparam-pahefana tsotri’zao ny fanapahan-kevitry ny ampidirana am-ponja, raha ny nambaran’ny Antoko HVM tetsy amin’ny foibeny tetsy Andraharo omaly.

 

 

Tsy miditra amin’ny raharaham-pitsarana izaahy, kanefa marary anay anaty ny maheno ny nanagadrana ny Minisitry Rolly Mercia 44 volana any am-ponja, hoy ny Antoko HVM tamin’ny alalan’ny Filoha Nasionaliny sady Filohan’ny Antenimierandoholona Rivo Rakotovao. Tsy trano nianjera, tsy basy nipoaka, tsy sanatria olona maty, ka aleo isika mianankavy no hitsara, fa aminay izany dia mifandray amin’ny halako bika tsy tiako tarehy, ka izay manelingelina ahy eo amin’ny fahefako dia potehiko satria izaho no manam-pahefana, hoy izy. Ankoatra izany, dia nanamafy I Rivo Rakotovao fa fanamparam-pahefana ny fangejana ny tetibolan’ny antenimierandoholona, izay efa voasoratra anatin’ny lalàna mifehy ny tetibolam-panjakana, ary efa nandalo sy nahazo fankatoavana teo amin’ny HCC. Hay ve tsy marina  ny filazana fa ny antenimierandoholona no horavana sy velirano fa ilay olona no tsy tiana. Ny olon’ny fitondrana dia mirotsaka ho loholona, izany hoe tsy ilay rafitra izany no olana fa ny mahita ilay olona ao. Ny eritreretina, dia hoe tsy hirotsaka ny olon’ny fitondrana satria mandany vola. Miharihary ny halako bika tsy tsy tiako tarehy. Tsy mahazaka mpiray tanindrazana ny Filoham-pirenena amin’ny olona tsy mitovy firehana aminy dia mampihantra an’izany amin’ny fahefana hoentina hanapotehana ny olona tsy mitovy hevitra amin’ny tena, hoy I Rivo Rakotovao.

Toky R

 

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana