Dans la męme rubrique

Orana maivana Tondraka sahady i Besarety, Andravoahangy, Antsakaviro

28/10/2020

Mbola orana maivamaivana toy iny nitranga omaly iny dia efa naha tondraka sahady an’i Besarety sy Andravoahangy ka hatrany amin’iny Antsakaviro iny.

Orana maivana Tondraka sahady i Besarety, Andravoahangy, Antsakaviro

Hamaky ny tohiny...

HAFARI Malagasy Hizara tany eny Antanandrano

26/10/2020

Hiverina amin’ny heriny tanteraka ny Fikambanana HAFARI Malagasy tarihin-dRafanomezantsoa Jean Nirina taorian’ny fihibohana nateraky ny fiparitahan’ny valan’aretina Covid 19

HAFARI Malagasy Hizara tany eny Antanandrano

Hamaky ny tohiny...

Hofan-trano, faktiora amin`ny vola vahiny Tsy maintsy atao amin’ny Ariary manomboka izao

26/10/2020

Ao anatin` ny lamin'ny tanjona kendreny sy ny iraka ampanaovina azy, dia mampahafantatra ny Banky Foiben`i Madagasikara (BFM) amin` ny fametrahana ny fifanarahana fifanarahana fampanofana sy faktiora ary ny fandoavana izany amin`ny ariary.

Hofan-trano, faktiora amin`ny vola vahiny Tsy maintsy atao amin’ny Ariary manomboka izao

Hamaky ny tohiny...

Lehilahy mamo lava Darohany ny vadiny, navariny an-tevana ny zanany

26/10/2020

Raim-pianakaviana iray mpamono vady aman-janaka isan’andro no voatery naiditra am-ponja vonjimaika tany Antsahabary Soavinandriana Itasy ny faran’ny herinandro teo.

Lehilahy mamo lava Darohany ny vadiny, navariny an-tevana ny zanany

Hamaky ny tohiny...

Faritra Atsimo Mifampiankina ny fiarovana ny ala sy ny famatsiana rano

26/10/2020

Manana velarana ala voajanahary midadasika ahitana karazam-biby maro toy ny vorona, varika ary bibilava ny Faritra arovana Tsitongambarika.

Faritra Atsimo Mifampiankina ny fiarovana ny ala sy ny famatsiana rano

Hamaky ny tohiny...

Amboasary Atsimo Manomboka ny fanisana ireo tena marefo ara-tsakafo

23/10/2020

Nanomboka ny alarobia 21 Oktobra teo ny fanisana ireo olona izay tena ianjadian'ny tsy fahampian-tsakafo ao amin'ny Kaominina Amboasary Atsimo, faritra Anosy.Miara-manatontosa izany ireo mpiasan'ny fahasalama miisa 38, miaramila 38 , Croix Rouge 19 ary mpanaramaso 10.

Amboasary Atsimo Manomboka ny fanisana ireo tena marefo ara-tsakafo

Hamaky ny tohiny...

CMH – Antananarivo renivohitra 451 ireo fandikan-dalàna tao anatin’ny iray volana

23/10/2020

Nitohy tetsy amin`ny lapan`ny tanĂ na Analakely ny fampiofanana izay nataon` ny CUA mikasika ny fampahafantarana sy fampatsiahivina ireo fehezam-pitsipika monisipaly misahana ny fikolokolom-pahasalamana (CMH) izay andiany fahaefatra.

CMH – Antananarivo renivohitra 451 ireo fandikan-dalàna tao anatin’ny iray volana

Hamaky ny tohiny...


Sosialy

Faktiora tsy vita nandritra ny fihibohana Haloa tsikelikely manomboka ny janoary 2021

30/09/2020

Lasa fahazarana ny delestazy na fahatapahan-jiro matetika eto Antananarivo sy ny manodidina.

 

 

 

 Lasa tapaka hatramin’ny rano, zara raha misy fampandrenesana. Tsy tamin’ity taona ity ihany no misy ny fahatapahana faobe, na any am-pita aza dia misy izany ihany koa tahaka ny any New York. Ilaina ny fampiasam-bola atao ka izany indrindra no anton’ilay hetsika : «une semaine, un quartier» nanaovana asa fanatsarana mitety faritra, hoy ny Tale Jeneralin’ny Jirama Atoa Vonjy Andriamanga. Isan’ny nisantarana azy io ny tany Antsirabe. Mba tsy hisian’ilay hoe jiro tapaka isan-kariva, nosoloina izay fotodrafitrasa sy fitaovana efa tonta na tsy mandeha tsara intsony. Manomboka ny volana septambra dia tsy maintsy aloa ara-dalàna amin’izay ny saran-jiro sy rano, ireo nangataka fampihemorana fandoavana noho ny fahasahiranana kosa dia ny volana janoary 2021 izy ireo no manomboka mandoa tsikelikely 5 ka hatramin’ny 10 volana. Mpanjifa 200 000, nanao taratasy fangatahana ara-dalàna no misitraka an’io fampihemorana io, hoy ny Tale jeneraly, ka hahazo taratasy fampandrenesana sy fampahafantarana avy amin’ny jirama izy ireo. Manao izay hampifandanjana ny fandaniana sy ny vola miditra ny Jirama amin’izao fotoana izao.

Toky R

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana