Dans la męme rubrique

Namontana Maty nodomin’ny Taxibe ilay mpikotrana vao maraina

26/10/2020

Lehilahy iray manodidina ny 55 taona omaly maraina tokony ho tamin’ny 06 ora no maty voahitsaky ny taxibe teo amin’ny làlana Rabotovao sy Rakotoarisoa Bernard akaikin’ny fiolanana etsy Soanierana miazo an’i Namontana.

Namontana Maty nodomin’ny Taxibe ilay mpikotrana vao maraina

Hamaky ny tohiny...

TAXI eto an-drenivohitra Tsy hanaiky ny fanilihana ataon’ny kaominina

26/10/2020

Nivory nandinika maika ny toe-java-misy iainany ankehitriny ny mpitantana ny fiara karetsaka eto Antananarivo renivohitra ny faran’ny herinandro teo notarihin’ny filohan’ny FTAR Raharinirina Clemence.

TAXI eto an-drenivohitra Tsy hanaiky ny fanilihana ataon’ny kaominina

Hamaky ny tohiny...

Fanamboaran-dalana ao Menabe Hahazo ny anjarany ny distrika rehetra

26/10/2020

Nanomboka ny zoma teo ny fanamboaran-dalana andiany faharoa ao aminy Faritra Menabe.

Fanamboaran-dalana ao Menabe Hahazo ny anjarany ny distrika rehetra

Hamaky ny tohiny...

Mahajanga Mpitondra moto miisa15 tratra tsy nanao aro loha

26/10/2020

Mbola betsaka ireo olona mitondra moto tsy manao aro loha ho fiarovana ny ainy. Miisa 15 tamin’ireo 55 nosavaina sy nanaovana fanentanana no tratra tsy nanara-dalana ny sabotsy teo,

Mahajanga Mpitondra moto miisa15 tratra tsy nanao aro loha

Hamaky ny tohiny...

Zaza 3 taona vofaokan’ny môto Maty tsy tra-drano, nivoaka ny betron-dohany

22/10/2020

Zazalahy 03 taona nirava nianatra no maty teo noho eo voafoakan'ny "môto" tao Betoloha Ambandrika, ao anatin’ny distrikan’Ambandrika

Zaza 3 taona vofaokan’ny môto Maty tsy tra-drano, nivoaka ny betron-dohany

Hamaky ny tohiny...

Alaotra Mangoro An-dalana ny asa fanamboarana ny RN44

20/10/2020

Efa miditra amin` ny vanim-potoam-pahavaratra isika izao. Mitebiteby fatratra ny mpampiasa ny lalana RN 44 mampitohy an’ Ambatondrazaka sy Moramanga amin’izao fotoana izao, noho ny fahasimban’ ity lalana ity.

Alaotra Mangoro An-dalana ny asa fanamboarana ny RN44

Hamaky ny tohiny...

Amboditsiry Maty nodomin’ny moto ilay mpangataka

20/10/2020

Nitrangana lozam-pifamoivoizana nahafatesana olona iray teny Amboditsiry teo akaikin'ny Lapara Pharmacie ny 8 oktobra teo.

Amboditsiry Maty nodomin’ny moto ilay mpangataka

Hamaky ny tohiny...


Fifamoivoizana

Taxi be tsy manaja fepetra Tokony mandray andraikitra ny koperativa

28/09/2020

Raha ela indrindra, herinandro no voahaja ny fepetra ara-pahasalamana sy ara-pidiovana rehetra amin’ireo taxi be , fiara fiitateram-bahoaka eto Antananarivo.Inona moa izany ?

 

 

 Mihosotra « gel »  ny olona rehetra miditra ny fiara, manao arotava, manao visière manakona tsara ny orona sy ny vava ny mpamily sy ny resevera, tsy misy olona amin’ny seza afovoany.Efa nivaha ny zava-drehetra ankehitriny, tsy handany andro hiady hevitra hoe iza no taloha ny akoho sa ny atody fa ny tiana hotsindriana mafy dia ny andrakitr’ireo koperativa.Tsy hahavita hanara-maso ny taxi be tsirairay amin’ny zotra urbain sy sub urbain mihitsy kosa aloha ny mpitandro filaminana sy ny ao amin’ny ATT ; fa tsy maintsy mandray andraiikitra ny koperativa isanisany.Ireo no mahalala ny fiara rehetra misoratra ara-dalàna sy miasa ao aminy ; tsy ny fitakiana latsakemboka sy ny fanaovana pontage ihany tsy akory no asan’ny koperativa fa ny fandaminana ny asan’ny fiara rehetra ao aminy sy ny fampanajana ny fitsipika sy lalàna.Ary raha ny tokony ho izy , rehefa voahaja fotsiny ilay bokin’andraikitra (Cahier de charge) dia efa vita amin’ny ampahany betsaka ny fanajana ny fepetra.Fa ny zava-misy dia maro ireo mpamily sy resevera tsy mahalala akory ny lalàna mifehy ny asany fa hoe rehefa mahita vola aloha dia izay.Goavana arak’izany ny andraikitry ny koperativa izay elanelam-panahy eo amin’ny tompon’ny fiara miaraka amin’ny mpamily/resevera sy ny fanjakana.Mazava ho azy raha samy mahatsapa tena fa hanao asa matihanina ny tsirairay , tsy ilaina ny fanarahamaso hentitra sy ny fampatsiahivana isaky ny mihetsika.

RTT

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana