Dans la mme rubrique

Fepetra ara-pahasalamana Maro ireo efa tsy manao arotava intsony

30/09/2020

Mitombo isa hatrany ireo olona tsy manao aron-tava intsony eny an-dalana eny.

Fepetra ara-pahasalamana Maro ireo efa tsy manao arotava intsony

Hamaky ny tohiny...

Coronavirus Niampy an’I Ihorombe ny ivony…

29/09/2020

Tranga vaovao 63 no notaterin’ny Pr Vololontiana Hanta omaly, hita tamin’ny fitiliana 404, manome taham-pahavoazana 15,59%.

Coronavirus Niampy an’I Ihorombe ny ivony…

Hamaky ny tohiny...

Mivaha ny fanajana fepetra Ahiana hirongatra indray ny Covid 19

28/09/2020

Olona iray tany amin’ny Faritra Menabe no lavon’ny Covid 19 ny 55 ny sitrana ny sabotsy teo, ary 36 ny tranga azo tamin’ny fitiliana 647 manome taham-pahavoazana 5,56%.

Mivaha ny fanajana fepetra Ahiana hirongatra indray ny Covid 19

Hamaky ny tohiny...

Ady amin’ny Coronavirus Tsy maharototra ny firy ny olona intsony

22/09/2020

Mizotra any ammin` ny fifehezana ny valanaretina covid-19 isika araka ny nambaran` ny Praiminisitra Ntsay Christian ny alahady lasa teo.

Ady amin’ny Coronavirus Tsy maharototra ny firy ny olona intsony

Hamaky ny tohiny...

Covid-19 nandritra ny 3 andro Ambony taham-pahafatesana

22/09/2020

Niampy roa indray ireo olona lavon’ny Covid 19, ka ny iray teto Analamanga ary ny iray hafa tany Diana, araka ny tatitry ny Pr Vololontiana Hanta.

Covid-19 nandritra ny 3 andro Ambony taham-pahafatesana

Hamaky ny tohiny...

Covid-19 Alaotra Mangoro Dimy no maty ny faran’ny herinandro teo

22/09/2020

Razana miisa 2 no nivoaka tamin` ny hopitaly Ambatondrazaka vokatry ny valanaretina Covid 19 ny alahady lasa teo, hoy ny talem-paritra fahasalamana any Alaotra Mangoro.

Covid-19 Alaotra Mangoro Dimy no maty ny faran’ny herinandro teo

Hamaky ny tohiny...

Tontolon’ny zava-kanto Nalevina omaly ihany i Ramahafadrahona

22/09/2020

Nodimandry teo amin’ny faha-82 taonany Rakotomahafadrahona Alphonse na Ramahafadrahona no ahalalan’ny maro azy teo amin’ny tontolon’ny zava-kanto.

Tontolon’ny zava-kanto Nalevina omaly ihany i Ramahafadrahona

Hamaky ny tohiny...


Covid 19

Manahy momba ny covid-19 Ravalo “Mbola tsy tratra ny PIC ary mbola hiakatra io”

11/08/2020

Tsisy fototr’antontan’isa mazava niaingana nilazana fa tratra amin’ny volana aogositra ny PIC na isa ambony indrindra amin’ny olona voan’ny covid-19, hoy i Marc Ravalomanana.

 

 

 

Izao vao tena hiakatra raha ny fahitako. Niainga tamin’ny inona no nahafahana nilaza an’io? Faharoa ny lafiny fampianarana izay manahirana satria ankizy hianatra, kanefa ny fiangonana katolika izao efa namarana ny fe-potoam-pianarana. Tokony tsy hasiana politika ny ady amin’ny coronavirus, hoy izy. Nandritra ny efa-bolana, dia tapaka tanteraka ny olona. Betsaka ny olona nogadraina ara-politika, manomboka tsy misy intsony antoko politika, ary mizotra makany amin’ny fanjakana tsy refesi-mandidy. Izay no hamelomana sy hanomezana aina ny antoko politika, hoy i Marc Ravalomanana nandritra ny Fikaonandohan’ny mpanohitra omaly. Ny valanaretina dia nampiova ny firenena maneran-tany. Tsy ho vitan’ny firenena andalam-pandrosoana toa an’i Madagasikara ny ady amin’ny coronavirus, fa tsy maintsy mila ireo mpiara-miombon’antoka avy any ivelany. Nisy ny kaomisionina natsangana nandritra io Fikaonan-doha io dia ny ady amin’ny valanaretina coronavirus, fanarenana ny sosialim-bahoaka, politika, lalàna, serasera. Tokony tsinjovina ny vahoaka Malagasy, izay fadiranovana, toy ny valala voatango ny vahoaka Malagasy. Fantatra ary hita fa tsy tokony ho izao ny zavatra tokony hiseho eto Madagasikara raha tena miray hina tanteraka, hoy i Marc Ravalomanana.

Toky R

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana