Dans la mme rubrique

Fepetra ara-pahasalamana Maro ireo efa tsy manao arotava intsony

30/09/2020

Mitombo isa hatrany ireo olona tsy manao aron-tava intsony eny an-dalana eny.

Fepetra ara-pahasalamana Maro ireo efa tsy manao arotava intsony

Hamaky ny tohiny...

Coronavirus Niampy an’I Ihorombe ny ivony…

29/09/2020

Tranga vaovao 63 no notaterin’ny Pr Vololontiana Hanta omaly, hita tamin’ny fitiliana 404, manome taham-pahavoazana 15,59%.

Coronavirus Niampy an’I Ihorombe ny ivony…

Hamaky ny tohiny...

Mivaha ny fanajana fepetra Ahiana hirongatra indray ny Covid 19

28/09/2020

Olona iray tany amin’ny Faritra Menabe no lavon’ny Covid 19 ny 55 ny sitrana ny sabotsy teo, ary 36 ny tranga azo tamin’ny fitiliana 647 manome taham-pahavoazana 5,56%.

Mivaha ny fanajana fepetra Ahiana hirongatra indray ny Covid 19

Hamaky ny tohiny...

Ady amin’ny Coronavirus Tsy maharototra ny firy ny olona intsony

22/09/2020

Mizotra any ammin` ny fifehezana ny valanaretina covid-19 isika araka ny nambaran` ny Praiminisitra Ntsay Christian ny alahady lasa teo.

Ady amin’ny Coronavirus Tsy maharototra ny firy ny olona intsony

Hamaky ny tohiny...

Covid-19 nandritra ny 3 andro Ambony taham-pahafatesana

22/09/2020

Niampy roa indray ireo olona lavon’ny Covid 19, ka ny iray teto Analamanga ary ny iray hafa tany Diana, araka ny tatitry ny Pr Vololontiana Hanta.

Covid-19 nandritra ny 3 andro Ambony taham-pahafatesana

Hamaky ny tohiny...

Covid-19 Alaotra Mangoro Dimy no maty ny faran’ny herinandro teo

22/09/2020

Razana miisa 2 no nivoaka tamin` ny hopitaly Ambatondrazaka vokatry ny valanaretina Covid 19 ny alahady lasa teo, hoy ny talem-paritra fahasalamana any Alaotra Mangoro.

Covid-19 Alaotra Mangoro Dimy no maty ny faran’ny herinandro teo

Hamaky ny tohiny...

Tontolon’ny zava-kanto Nalevina omaly ihany i Ramahafadrahona

22/09/2020

Nodimandry teo amin’ny faha-82 taonany Rakotomahafadrahona Alphonse na Ramahafadrahona no ahalalan’ny maro azy teo amin’ny tontolon’ny zava-kanto.

Tontolon’ny zava-kanto Nalevina omaly ihany i Ramahafadrahona

Hamaky ny tohiny...


Covid 19

Coronavirus 3 maty, 116 tranga vaovao

11/08/2020

Olona miisa 3 teto amin’ny Faritra Analamanga indray no lavon’ny Covid-19, ka nampiakatra ny isan’ny maty hatramin’izay ho 151, araka ny tatitra nataon’ny Pr Vololontiana Hanta omaly.

 

 

Miisa 10 izany no maty tao anatin’ny 48ora. 116 kosa ireo tranga vaovao, azo tamin’ny fitiliana 762 izay manome taham-pahavoazana 15,22%. Ny 100 teto Antananarivo ka 99 Analamanga ary 01 Soavinandriana Itasy; 02 Fianaratsoa tao amin’ny Faritra Amoron’I Mania; 11 Mahajanga Faritra Boeny; 03 Toliara tao amin’ny Faritra Atsimo Andrefana. Mitotaly 13202 ireo tranga rehetra hatramin’izay nanomboka ny 18 martsa. 49 228 ny fitiliana vita hatramin’izay, nahitana ireo 13 202 ka 26,81% ny taham-pahavoazana na “taux de positivité” amin’ny ankampobeny. Manome 0,17% amin’ny vahoaka 27,761,562 kosa ireo 49 228 vita fitiliana teto Madagasikara.

83,40% NY TAHAM-PAHASITRANANA

 Miisa 195 ny sitrana vaovao ka 195 teto Analamanga, 04 Alaotra Mangoro, 01 Matsiatra Ambony, 01 Diana, 01 Atsimo Andrefana, 01 Androy. Miisa 11011 no sitrana hatramin’izay manome taham-pahasitranana 83,40%. 2040 na ny 15,45 no mbola manaraka fitsaboana. Nihena 08 ny "forme grave", ka 82 ankehitriny. Ny 60 ao anatin’ny Faritra Analamanga; 05 Vakinankaratra (Antsirabe);11 Matsiatra Ambony (Fianarantsoa), ary 06 Faritra Boeny.

Toky R

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana