Dans la mme rubrique

Fepetra ara-pahasalamana Maro ireo efa tsy manao arotava intsony

30/09/2020

Mitombo isa hatrany ireo olona tsy manao aron-tava intsony eny an-dalana eny.

Fepetra ara-pahasalamana Maro ireo efa tsy manao arotava intsony

Hamaky ny tohiny...

Coronavirus Niampy an’I Ihorombe ny ivony…

29/09/2020

Tranga vaovao 63 no notaterin’ny Pr Vololontiana Hanta omaly, hita tamin’ny fitiliana 404, manome taham-pahavoazana 15,59%.

Coronavirus Niampy an’I Ihorombe ny ivony…

Hamaky ny tohiny...

Mivaha ny fanajana fepetra Ahiana hirongatra indray ny Covid 19

28/09/2020

Olona iray tany amin’ny Faritra Menabe no lavon’ny Covid 19 ny 55 ny sitrana ny sabotsy teo, ary 36 ny tranga azo tamin’ny fitiliana 647 manome taham-pahavoazana 5,56%.

Mivaha ny fanajana fepetra Ahiana hirongatra indray ny Covid 19

Hamaky ny tohiny...

Ady amin’ny Coronavirus Tsy maharototra ny firy ny olona intsony

22/09/2020

Mizotra any ammin` ny fifehezana ny valanaretina covid-19 isika araka ny nambaran` ny Praiminisitra Ntsay Christian ny alahady lasa teo.

Ady amin’ny Coronavirus Tsy maharototra ny firy ny olona intsony

Hamaky ny tohiny...

Covid-19 nandritra ny 3 andro Ambony taham-pahafatesana

22/09/2020

Niampy roa indray ireo olona lavon’ny Covid 19, ka ny iray teto Analamanga ary ny iray hafa tany Diana, araka ny tatitry ny Pr Vololontiana Hanta.

Covid-19 nandritra ny 3 andro Ambony taham-pahafatesana

Hamaky ny tohiny...

Covid-19 Alaotra Mangoro Dimy no maty ny faran’ny herinandro teo

22/09/2020

Razana miisa 2 no nivoaka tamin` ny hopitaly Ambatondrazaka vokatry ny valanaretina Covid 19 ny alahady lasa teo, hoy ny talem-paritra fahasalamana any Alaotra Mangoro.

Covid-19 Alaotra Mangoro Dimy no maty ny faran’ny herinandro teo

Hamaky ny tohiny...

Tontolon’ny zava-kanto Nalevina omaly ihany i Ramahafadrahona

22/09/2020

Nodimandry teo amin’ny faha-82 taonany Rakotomahafadrahona Alphonse na Ramahafadrahona no ahalalan’ny maro azy teo amin’ny tontolon’ny zava-kanto.

Tontolon’ny zava-kanto Nalevina omaly ihany i Ramahafadrahona

Hamaky ny tohiny...


Covid 19

Covid 19 Madagasikara 13 no maty tao anatin’ny 48 ora

10/08/2020

Olona 13 no lavon’ny coronavirus tao anatin’ny 48ora farany satria 6 ny sabotsy teo (03 Analamanga, 02 Vakinankaratra, 01 Matsiatra Ambony), ary 7 kosa omaly alahady (05 Analamanga, 01 Betsiboka, 01 Matsiatra Ambony).

 

 

 

Tafiakatra 148 ny maty hatramin’izay, ka ho an’ny tapa-bolana farany teo nisian’ny hamehana ara-pahasalamana faha-10, dia nahatratra 63 ny olona lavo. Tsy mijanona eto Antananarivo intsony, fa saika isan’andro no hisiana olona maty any amin’ny Farita hafa. Mitotaly 13 086 ny voa rehetra hatramin’izay. 214 ny olona vaovao voa ny sabotsy, ary 164 kosa omaly alahady. Ny 127 tamin’ireo omaly, dia Analamanga, 10 Mahajanga (06 Faritra Boeny, 03 Betsiboka, 01 tany Antsohihy Faritra SOFIA); 12 Antsiranana (12 Faritra DIANA:07 Ambilobe, 05 Antsiranana); 15 Toliara (02 Toliara, 01 Faritra Anosy, 12 Faritra Menabe). Miakatra hatrany ihany koa ny voa any amin’ny faritra. 48 498 ny fitiliana rehetra hatrizay, nahitana ireo tranga 13 086 ny voa 26,98% izay ambony tokoa. Manome 0,22% amin’ny vahoaka Malagasy 27 759 611 kosa ny tahan’ny fitiliana 48 498 vita hatrizay.

MAHERIN’NY 82% NY TAHAM-PAHASITRANANA

Ny 10 816 tamin’ny 13086 voa no efa sitrana, ka 212 ny vaovao omaly, ary 192 ny sabotsy teo. Mahatratra 82,65% ny taham-pahasitranana hatreto. 2122 na ny 16,21% tamin’ny voa mbola manaraka fitsaboana. Nisy fihenany 5 ny "forme grave" ka 90 izy ireo. Ny 70 ato amin’ny Faritra Analamanga, 06 Faritra Vakinankaratra, 10 Faritra Matsiatra Ambony, 04 Faritra Boeny .
Toky R

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana