Dans la mme rubrique

Coronavirus Mitombo isa ireo marary any amin’ny Faritany

18/07/2020

Olona iray teto amin’ny faritra Analamanga no namoy ny ainy araka ny tatitry ny Pr Vololontiana Hanta, ka 54 ny maty hatreto. 378

Coronavirus Mitombo isa ireo marary any amin’ny Faritany

Hamaky ny tohiny...

4 indray no maty Faritra 19 amin’ny 22 no efa misy Covid 19

16/07/2020

Olona 4 indray no namoy ny ainy vokatry ny coronavirus teto Madagasikara, ka ny iray tany Ambanja, ary 3 notsaboina teny Befelatanana teto Antananaivivo.

4 indray no maty Faritra 19 amin’ny 22 no efa misy Covid 19

Hamaky ny tohiny...

CSB II eto Antananarivo Mbola tsy tonga ny fitaovana sy fanafody…

16/07/2020

Nanomboka ny alatsinainy teo no efa maro ireo olona tonga eny amin’ireny CSB II ireny ho an’ny eto Antananarivo sy ny manodidina manantona hanao fitiliana sy hanao fizahana ara-pahasalamana.

CSB II eto Antananarivo Mbola tsy tonga ny fitaovana sy fanafody…

Hamaky ny tohiny...

Tahotry ny Covid 19 Maro ireo afaka sigara sy toaka

16/07/2020

Tsy misangy ny Covid 19. Olona 41 isa no efa namoy ny ainy teto amintsika hatramin’ny omaly ary tsy mitsaha-mitombo ireo olona marary.

Tahotry ny Covid 19 Maro ireo afaka sigara sy toaka

Hamaky ny tohiny...

Antananarivo Mitombo ny isan’ny maty

16/07/2020

Nahatatra 20 ireo razana teto amin’ny farita Analamanga nahazo fahazoan-dàlana halevina teny Anjanahary tao anatin’ny herinandro, raha ny tatitry ny BMH.

Antananarivo Mitombo ny isan’ny maty

Hamaky ny tohiny...

Paul Rabary « Marenina tanteraka ny ila-sofiko »

16/07/2020

Midera sy mankalaza an’Andriamanitra lehibe indrindra mandahatra izao rehetra izao raha mbola afaka manoratra aminareo aho anio, hoy ny minisitry ny fanabeazam-pirenena teo aloha,

Paul Rabary « Marenina tanteraka ny ila-sofiko »

Hamaky ny tohiny...

Alaotra Mangoro “Vonjena zaraina CVO ireo toerana mbola misy tranga”

16/07/2020

Mirafitra amin’ny hoe Alaotra sy Mangoro ny faritra Alaotra mangoro, hoy ny governora ao an-toerana, ny Dr Richard Ramandehamanana. Efa nisy ny ezaka natao tao Mangoro ary manana ny atao hoe

Alaotra Mangoro “Vonjena zaraina CVO ireo toerana mbola misy tranga”

Hamaky ny tohiny...


Covid 19

Fitsaboana sy fandraisana an-tanana Hanana antontam-baovao matotra kokoa isika

06/07/2020

Misy ny paikady handraisana an-tànana ireo marary tsy misy soritr’aretina. Hapetraka ny “plateforme digitale”

 

 

izay fomba hoenti-mirakitra ireo antontam-baovao “base de données” momba ireo tranga, hoy ny Minisitry ny fahasalamana Pr Ahmad Ahmad. Hahafahana mandrindra ny tahiry amin’ny fitsaboana. Hiraketana ny mombamomba ireo marary: anarana, laharana finday, ny datin’ny fandraisana an-tànana, ny fitsaboana, ny laboratoara, ny daty nivoahan’ny marary. Natao ihany koa hamantarana ny “situation de stock” na ny fitaovana hoenti-miatrika ny valanaretina: fiara fitaterana ny marary, respirateur, fitaovam-piarovana, fitiliana,… Manaraka izany ny fandraisana an-tànana ireo marary mafy na “formes graves”. Misy ny toerana manokana, toy ny eny Andohatapenaka, ny eny amin’ny CNaPS Vontovorona izay mila fantarina mialoha ny fitaovana toy ny fandriana. Hatomboka ny alarobia izao io “plateforme digitale” io, izay iarahana amin’ny Ministeran’ny Paositra, Minisiteran’ny Fikarohana Siantifika,… Homena fampiofanana ny CSB II, izay tsy handray an-tànana amin’ny fitsaboana marary fa handefa izany any amin’ny Hopitaly voatokana avy eo. Hapetraka eny amin’ireny ny fiara mpitondra marary izay efa vonona eo. Tsy natao ambanin-javatra ny fitaovam-piarovana ho an’ny Mpiasan’ny fahasalamana na ny EPI, ka natsangana ny komity hiantsoroka ny fampitaovana. Omena alalana afaka hivezivezy hanatanteraka ny asany ny mpiasan’ny fahasalamana.

Toky R

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana