Dans la mme rubrique

Delegasionin’ny TIM Tonga nankahery ny fianakavian’i Latimer Rangers

30/09/2020

Nodimandry teo amin’ny faha-78 taonany ny sabotsy lasa teo teto Antananarivo Rtoa Maho Anjinee Jeannette Vivyan,

Delegasionin’ny TIM Tonga nankahery ny fianakavian’i Latimer Rangers

Hamaky ny tohiny...

Antsirabe Efa notaritaritin’ny alika ilay fatin-jazakely

30/09/2020

Fatin-jazakely iray efa tsy nisy tapany ambany intsony no hitan’ny fokonolona nentin’ny alika omaly maraina tao amin’ny fokontany Mahafaly Vatofotsy Antsirabe, Faritra Vakinankaratra.

Antsirabe Efa notaritaritin’ny alika ilay fatin-jazakely

Hamaky ny tohiny...

Ampanihy Amperin'asa ny sefo distrika vaovao

30/09/2020

Tafapetraka amin`ny toerany ny lehiben'ny Distrikan'Ampanihy vaovao, Jovin Thomas Andriamaro.

Ampanihy Amperin'asa ny sefo distrika vaovao

Hamaky ny tohiny...

Fidiran’ny vahiny any Nosy Be Nametraka fepetra maro ny fanjakana

30/09/2020

Nampatsiahy ny fanjakana Malagasy tamin’ny alalan’ny ministeran’ny fitaterana sy ny fizahantany miaraka amin’ny ministeran’ny raharaham-bahiny fa misy ireo fepetra tsy maintsy arahan’ireo vahiny miasa amin’ny sehatry ny hotely ka ho avy any Nosy Be.

Fidiran’ny vahiny any Nosy Be Nametraka fepetra maro ny fanjakana

Hamaky ny tohiny...

Ambilobe Nosamborina ilay mpanely tsaho

30/09/2020

Lehilahy iray mpanely vaovao tsy marina sy manakorontana saim-bahoaka any amin’iny distrikan’Ambilobe iny no nosamborin’ny polisy misahana ny cybercriminalité any an-toerana.

Ambilobe Nosamborina ilay mpanely tsaho

Hamaky ny tohiny...

Fanodinkodinan-tany tao Mahajanga Olona miisa 3 no naiditra am-ponja

30/09/2020

Tompon’andraikitry ny fananan-tany tao Marovoay teo aloha 1, lefitry ny lehiben’ny faritra ao an-toerana 1 ary mpanofa ilay toerana 1 no indray nadoboka am-ponja vonjimaika taorian’ny fanapahan’ny tribonaly misahana ny ady

Fanodinkodinan-tany tao Mahajanga Olona miisa 3 no naiditra am-ponja

Hamaky ny tohiny...

Actualits

Halatra jiro sy rano janoary-may 2020 631.966.253 Ariary ny fatiantoky ny Jirama

02/07/2020

Fitsirihana herinaratra niisa 506 no notanterahin’ny Jirama teo anelanelan’ny ny volana Janoary ka hatramin’ny faran’ny volana may lasa teo.

 Nahitàna tsy fanarahan-dalàna ny 167 tamin’ireo ka ny 109 dia karazana hosoka ary ny 58 kosa halatra. Mahatratra 282 775 072 Ariary ny fatiantoky ny Jirama nandritra io fotoana io, ho an’ny herinaratra manokana.
Mahakasika ny rano, 972 ny fitsirihana natao ka 362 ny tsy fanarahan-dalàna hita izay mitentina 349 191 181 Ariary. Mitontaly 631.966.253 Ariary ny fatiantoky ny JIRAMA teo anelanelan’ny Janoary sy May 2020. Manamafy ny fitsirihana ireo halatra jiro sy rano ny Jirama, taorian’ny nametrahana Direksiona manokana misahana izany. Tato anatin’ny herinandro dia tokantrano roa no tra-tehaka ka halatra rano voalohany hita teny Marohoho Tsimbazaza raha toa ka fizarazarana herinaratra nataon’ny tokantrano iray amin’ny tokantrano 17 hafa ny tranga faharoa hita tany Ambohimitsinjo Antsiranana.

Jean D./Pati

 <<Retour

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana