Dans la mme rubrique

Delegasionin’ny TIM Tonga nankahery ny fianakavian’i Latimer Rangers

30/09/2020

Nodimandry teo amin’ny faha-78 taonany ny sabotsy lasa teo teto Antananarivo Rtoa Maho Anjinee Jeannette Vivyan,

Delegasionin’ny TIM Tonga nankahery ny fianakavian’i Latimer Rangers

Hamaky ny tohiny...

Antsirabe Efa notaritaritin’ny alika ilay fatin-jazakely

30/09/2020

Fatin-jazakely iray efa tsy nisy tapany ambany intsony no hitan’ny fokonolona nentin’ny alika omaly maraina tao amin’ny fokontany Mahafaly Vatofotsy Antsirabe, Faritra Vakinankaratra.

Antsirabe Efa notaritaritin’ny alika ilay fatin-jazakely

Hamaky ny tohiny...

Ampanihy Amperin'asa ny sefo distrika vaovao

30/09/2020

Tafapetraka amin`ny toerany ny lehiben'ny Distrikan'Ampanihy vaovao, Jovin Thomas Andriamaro.

Ampanihy Amperin'asa ny sefo distrika vaovao

Hamaky ny tohiny...

Fidiran’ny vahiny any Nosy Be Nametraka fepetra maro ny fanjakana

30/09/2020

Nampatsiahy ny fanjakana Malagasy tamin’ny alalan’ny ministeran’ny fitaterana sy ny fizahantany miaraka amin’ny ministeran’ny raharaham-bahiny fa misy ireo fepetra tsy maintsy arahan’ireo vahiny miasa amin’ny sehatry ny hotely ka ho avy any Nosy Be.

Fidiran’ny vahiny any Nosy Be Nametraka fepetra maro ny fanjakana

Hamaky ny tohiny...

Ambilobe Nosamborina ilay mpanely tsaho

30/09/2020

Lehilahy iray mpanely vaovao tsy marina sy manakorontana saim-bahoaka any amin’iny distrikan’Ambilobe iny no nosamborin’ny polisy misahana ny cybercriminalité any an-toerana.

Ambilobe Nosamborina ilay mpanely tsaho

Hamaky ny tohiny...

Fanodinkodinan-tany tao Mahajanga Olona miisa 3 no naiditra am-ponja

30/09/2020

Tompon’andraikitry ny fananan-tany tao Marovoay teo aloha 1, lefitry ny lehiben’ny faritra ao an-toerana 1 ary mpanofa ilay toerana 1 no indray nadoboka am-ponja vonjimaika taorian’ny fanapahan’ny tribonaly misahana ny ady

Fanodinkodinan-tany tao Mahajanga Olona miisa 3 no naiditra am-ponja

Hamaky ny tohiny...

Actualits

Lalàna mifehy ny serasera Lany tamin` ny endriny teo aloha!

02/07/2020

Nolanian` ireo solombavambahoaka tamin’ny endriny tsy nasiam-panitsiana sy tsy nasiam-panovana ny lalàna lah. faha 004-2019 tamin’ny 02 oktobra 2019 mifehy ny fifandraisana amin’ny haino aman-jery, omaly teny amin` ny CCI Ivato.

Fandaniana fanindroany izao atao izao rehefa nasian’ ny Antenimierandoholona­ fanovana ny andininy miisa sivy (09) tao anatin’ izany lalàna izany. Anisan` izany ny fandrarana ny famoahan` ny mpanao gazety ny adihevitra, ny tatitra na zavatra hafa tapaka tamina fivoriana tsy azo atrehin` ny besinimaro eo anivon` ireo andrimpanjakan`ny repoblika, fanovana izay nampidirina tao amin` ny andiny fito vaovao, and. faha-6 amin` io volavolan-dalàna io. Noho izany dia miverina eny amin` ny Antenimierandoholona­ izany ity lalàna lah. faha 004-2019 mifehy ny serasera ity ary tsy maintsy miverina midinika ireo fanitsiana voalaza ireo.

Marigny A.

 <<Retour

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana