Dans la mme rubrique

Naina Andriantsitohaina “ Lazao fa mpandainga aho fa tsy olana…”

30/09/2020

Nafana ny resaka nandritra ny fanokafana ny fivorian’ny mpanolotsain’ny kaominina Antananarivo natrehin’ny ben’ny tanàna Atoa Naina Andriantsitohaina omaly.

Naina Andriantsitohaina “ Lazao fa mpandainga aho fa tsy olana…”

Hamaky ny tohiny...

Avaradrano Vita ny lalana amina kaominina maro

30/09/2020

Nanao fitsidihana ara-teknika tany amin'ireo asa rehetra nataon` ny ekipan'ny Faritra Analamanga omaly tany amin` ny distrikan` Avaradrano.

Avaradrano Vita ny lalana amina kaominina maro

Hamaky ny tohiny...

Orinasa AAA Efa nihoarana lavitra ilay fanakatonana 15 andro

30/09/2020

40 andro mahery izay no nanombohan’ny fanakatonana ny orinasa AAA niainga tetsy Behoririka ny 19 aogositra, nitohy tany Toamasina ny 27 aogositra, Andranomanelatra ny 01 septambra, ary tany Fianarantsoa ny 02 septambra.

Orinasa AAA Efa nihoarana lavitra ilay fanakatonana 15 andro

Hamaky ny tohiny...

Régis Ramamonjisoa “Efa te hitroatra ny vahoaka”

30/09/2020

Matoa ny zava-misy ankehitriny miha mafana dia misy mampirehitra, hoy ny filoha lefitry ny Rodoben’ny mpanohitra ho an’ny demokrasia eto Madagasikara, sampana Mahajanga, Régis Ramamonjisoa.

Régis Ramamonjisoa “Efa te hitroatra ny vahoaka”

Hamaky ny tohiny...

Demokrasia sy ny fampandrosoana Mikatri-doha ireo Parlemantera SADC

30/09/2020

Mandray anjara amin` ny « Forum parlementaire de la SADC » ny solombavambahoakan’i Madagasikara.

Demokrasia sy ny fampandrosoana Mikatri-doha ireo Parlemantera SADC

Hamaky ny tohiny...

VMMF sy raharaha “Ecran plat” “Aoka tsy ho vary mangatsiaka ny fitorianay ”

30/09/2020

Iray volana izay no nametrahanay fitoriana teo anivon’ny Fitsarana avo na HCJ sy ny sampan-draharaha misahana ny kolikoly na PAC mikasika ny raharaha “écran plat” teo anivon’ny CCO, hoy ry zareo avy eo anivon’ny Vovonana Malagasy manarina firenena na VMMF, tetsy Mahamasina omaly.

VMMF sy raharaha “Ecran plat” “Aoka tsy ho vary mangatsiaka ny fitorianay ”

Hamaky ny tohiny...

Politika Rahoviana vao hisy mpanohitra tena ofisialy ?

30/09/2020

Mbola tsy nisy ny mpanohitra ofisialy raha ny tantaran`i Madagasikara no zohina. Raha tamin`ny andron` ny Repoblika faharoa, nampandany ny lalàmpanorenana vaovao tamin’ny desambra 1975 ny filoha Ratsiraka.

Politika Rahoviana vao hisy mpanohitra tena ofisialy ?

Hamaky ny tohiny...


Politique

Amiraly Didier Ratsiraka Hanahirana ny marary hotsaboina any an-trano

02/07/2020

Misy zavatra diso tsy mifanaraka amin’ny tantara, ka aleo hitsiana dieny mbola velona aho, hoy ny Amiraly izay nanazava zavatra maro tamin’ny fandarahana nataony tamina fahitalavitra iray omaly alina. Isan’izany ny nilazany fa tsy nanana olana tamin’ny Kolonely Ratsimandrava, ary efa izy no noresahina voalohany handray ny fahefana saingy nolaviny.

 

 

 Anisan'ny nanapotika ny firenena ny vahoaka Malagasy. Raha tsy nanaraka an'ireo olona ireo teny amin'ny 13 may nanao ooohh aahhh anareo dia tsy tahaka izao ny firenena, miala tsiny aho, hoy izy. Mikasika ny coronavirus kosa dia tsy lesoka ny tsy fanajana fitsipika na ny “discipline”, ary maneran-tany dia ireo firenena manaja ny “discipline” toa an’i Suisse, Hongrie, Autriche no tsy dia misy maty. Miala fondro miala salohy fito aho, fa loza be ny hoe afaka mijanona any an-tranony ny olona voamarina fa voa ka sao hanahirana antsika. Hamindra aman’olona folo, dimampolo,… ka miala tsiny Tompoko, hoy ny Amiraly. Raha izaho no nanao fiara elekrika na nandeha tamin’ny menaka no nataoko. Isika efa nanana ny karenjy, efa nanao ny fiaramanidina hitsikitsika, saingy potika, hoy izy. Tsy laharampahamehana ny Kianja Masoandro amiko eo anatrehan’ny coronavirus, ka fahendrena ny fampiatoana azy.  Ilaina ny fifanarahana sy fakan-kevitra na an’ny Malagasy io na an’Antananarivo, raha ny heviny. Raha hanao tanàna vaovao tokony ho 40KM miala ny renivohitra. Isika nilaza hahavita tena ara-tsakafo, kanefa teny Ambohitrimanjaka saika hanototra tanimbary. 140 tapitrisa dolara ny vola mivoaka eto makany amin’ny “Paradis fiscal” any ivelany izay tokony hiverina eto. Ananantsika 8 tapitrisa dolara ny Ambatovy, ka maninona no tsy alaina ny 2 tapitrisa dolara hanaovana sosialy? Hoy Ratsiraka.

Toky R

 

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana