Dans la męme rubrique

Coronavirus Mitombo isa ireo marary any amin’ny Faritany

18/07/2020

Olona iray teto amin’ny faritra Analamanga no namoy ny ainy araka ny tatitry ny Pr Vololontiana Hanta, ka 54 ny maty hatreto. 378

Coronavirus Mitombo isa ireo marary any amin’ny Faritany

Hamaky ny tohiny...

4 indray no maty Faritra 19 amin’ny 22 no efa misy Covid 19

16/07/2020

Olona 4 indray no namoy ny ainy vokatry ny coronavirus teto Madagasikara, ka ny iray tany Ambanja, ary 3 notsaboina teny Befelatanana teto Antananaivivo.

4 indray no maty Faritra 19 amin’ny 22 no efa misy Covid 19

Hamaky ny tohiny...

CSB II eto Antananarivo Mbola tsy tonga ny fitaovana sy fanafody…

16/07/2020

Nanomboka ny alatsinainy teo no efa maro ireo olona tonga eny amin’ireny CSB II ireny ho an’ny eto Antananarivo sy ny manodidina manantona hanao fitiliana sy hanao fizahana ara-pahasalamana.

CSB II eto Antananarivo Mbola tsy tonga ny fitaovana sy fanafody…

Hamaky ny tohiny...

Tahotry ny Covid 19 Maro ireo afaka sigara sy toaka

16/07/2020

Tsy misangy ny Covid 19. Olona 41 isa no efa namoy ny ainy teto amintsika hatramin’ny omaly ary tsy mitsaha-mitombo ireo olona marary.

Tahotry ny Covid 19 Maro ireo afaka sigara sy toaka

Hamaky ny tohiny...

Antananarivo Mitombo ny isan’ny maty

16/07/2020

Nahatatra 20 ireo razana teto amin’ny farita Analamanga nahazo fahazoan-dàlana halevina teny Anjanahary tao anatin’ny herinandro, raha ny tatitry ny BMH.

Antananarivo Mitombo ny isan’ny maty

Hamaky ny tohiny...

Paul Rabary « Marenina tanteraka ny ila-sofiko »

16/07/2020

Midera sy mankalaza an’Andriamanitra lehibe indrindra mandahatra izao rehetra izao raha mbola afaka manoratra aminareo aho anio, hoy ny minisitry ny fanabeazam-pirenena teo aloha,

Paul Rabary « Marenina tanteraka ny ila-sofiko »

Hamaky ny tohiny...

Alaotra Mangoro “Vonjena zaraina CVO ireo toerana mbola misy tranga”

16/07/2020

Mirafitra amin’ny hoe Alaotra sy Mangoro ny faritra Alaotra mangoro, hoy ny governora ao an-toerana, ny Dr Richard Ramandehamanana. Efa nisy ny ezaka natao tao Mangoro ary manana ny atao hoe

Alaotra Mangoro “Vonjena zaraina CVO ireo toerana mbola misy tranga”

Hamaky ny tohiny...


Covid 19

Ady amin` ny coronavirus Mila fanentanana tena maharesy lahatra ny olona

30/06/2020

Mba hisorohana ny fiverenan' ny valanaretina Covid-19 dia manao fitiliana eny amin' ireo faritra ahiana mbola mety hiaingan'ny aretina ny any Frantsa. Fantatra fa fitiliana maimaimpoana 700 000 isan-kerinandro eo no atao amin' izany. Ny firongatra andiany faharoa, raha misy,

 

 

 

 

 no tena mahafaty miohatra amin'ny fiparitahana voalohany satria manomboka midina ny fifehezantenan'ny mponina rehefa afaka ny fiparitahana voalohany. Ho an'ny firenena afaka sy mahavita izany dia mety izany fa raha aty amin` ny firenena tsy mahavita izany dia paikady hafa no atao. Sesilany ireo nangataka ny fanaovana fitiliana faobe nandritra izay fametrahana ny fahamehana ara-pahasalamana teto amintsika toy ny mpanao politika HVM, ny firaisamonim-pirenena, ireo mpahay toekarena… saingy tsy maharototra ny fanjakana ny hanaovana izany. Mety ho antony ara-bola ve? Tsara no manamarika fa ny fanaovana PCR iray eny anivon` ny Institut Pasteur de Madagascar dia mitentina 225 000 ariary. Raha toa kosa ka tsy hiditra amin` ny fitiliana faobe ny fanjakana dia mila politika maty paika. Ny fampianarana sy famporisihana ny olona hihinana sakafo natoraly/voajanahary (tsy nandalo fanodinana simika) mba hampitombo ny hery fiarovana no tokony hataon' ny fitondram-panjakana ankehitriny, ary hazavaina tsara amin’ny fomba maro mba haharesy lahatra ny besinimaro fa tsy mionona amina dokam-barotra miverimberina fotsiny. Mifanindran-dalana amin` izany ny fifehezana ny vidin'ireny sakafo ireny tsy hidangana ka ho atao fanararaotana indray.

Marigny A.

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana