Dans la mme rubrique

Mirongatra ny valanaretina 6 maty, 265 voa tao anatin’ny 4 andro

03/07/2020

Olona roa indray no namoy ny ainy nampiakatra ny isan’ny lavo hatrizay teto Madagasikara ho 24 hatreto.

Mirongatra ny valanaretina 6 maty, 265 voa tao anatin’ny 4 andro

Hamaky ny tohiny...

Mihaodihaody ny Covid19 Hikatona ny sampan-draharaha fanaovana « passeport » anio

03/07/2020

Hikatona ho an’ny besinimaro ny sampan-draharaha fanaovana « Passeport » ny zoma 03 jolay 2020 araka ny fampahafantarana nataon’ny Ministeran’ny Filaminam-bahoaka.

Mihaodihaody ny Covid19 Hikatona ny sampan-draharaha fanaovana « passeport » anio

Hamaky ny tohiny...

Dr Fidy Bariniaina “Tsy hihiboka mandrakizay isika, aleo miaro tena tsara”

03/07/2020

Vahaolana azo antoka indrindra amin’izao aretina COVID 19 izao, hoy ny Dr Fidy Bariniaina, ny tsy fivoahana ny trano.

Dr Fidy Bariniaina “Tsy hihiboka mandrakizay isika, aleo miaro tena tsara”

Hamaky ny tohiny...

Fiarahamonina Be loatra ny goragora ka miparitaka ny valanaretina

03/07/2020

Mandalo fotoan-tsarotra ny firenena noho ny fiparitahan` ny aretina “coronavirus”. Tsy voafehy ny fiparitahan` ny aretina noho ny goragora ateraky ny kolikoly. Vokany,

Fiarahamonina Be loatra ny goragora ka miparitaka ny valanaretina

Hamaky ny tohiny...

Ady amin` ny coronavirus Mila fitoniana sy firaisankina

03/07/2020

Ny valanaretina Covid-19 izao no zava-dehibe, maika, tsy azo ihodivirana. Eran-tany ary tsy afa-miala amin` izany i Madagasikara. Manimba zavatra be lavitra sy sarotra noho ny aretina ny tsy fitandremana.

Ady amin` ny coronavirus Mila fitoniana sy firaisankina

Hamaky ny tohiny...

Afera Covid organics Voaheloka handoa 24 tapitrisa ireo voapanga

02/07/2020

Nahazo fahafahana avokoa ireo 11 mianadahy voarohirohy tamina famarotana CVO tao Bazary Be Toamasina. Efa nisy ny 4 naiditra am-ponja vonjimaika ny herinandro lasa teo. Sazy mihantona 3 volana,

Afera Covid organics Voaheloka handoa 24 tapitrisa ireo voapanga

Hamaky ny tohiny...

Covid 19

Ady amin’ny Coronavirus Niara-namoaka hira fanentanana ny mpanakanto

29/06/2020

Nampahafantarina tao anatin’ny tambazontran-tseraseran’ny filohan’ny repoblika, Andry Rajoelina, omaly, ny fivoahan’ny hira fanentanana

 hivondronana mpanakanto maro amin’ny lafivalon’ny nosy hiadiana amin’ny valanaretina Coronavirus. Tence mena, Tsiliva, Bodo, Njakatiana, Rak’roots, Johanne, Henry Ratsimbazafy, Stephanie, Jerry Marcos, Black Nadia, sy mpanakanto malaza maro no nitondra ny anjara fanentanany ao anatin’ity hira ity. Tanjona ny fampirisihana ny vahoaka Malagasy mba tsy ho reraka amin’izay ady aterak’ity viriosy ity izay na ny COVID 19 izany. Toy ny efa nahazatra tao anatin’ny 3 volana sy tapany ihany moa dia ny fitondrana arotava, ny fanasana tanana amin’ny rano sy savony na akora mamono valanaretina toy ny “gel disinfectant” matetika, ny fanajana ny elanelana 1 metatra na fialana amin’ny fifampikasokasohana sy ny maro hafa no tena votoatin’ity hira mitondra ny lohateny hoe “Stopeo ny Corona” izay hanentanana ho alefa matetika amin’ny haino aman-jery rehetra ity.

J. Mirija

 <<Retour

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana