Dans la mme rubrique

Coronavirus Mitombo isa ireo marary any amin’ny Faritany

18/07/2020

Olona iray teto amin’ny faritra Analamanga no namoy ny ainy araka ny tatitry ny Pr Vololontiana Hanta, ka 54 ny maty hatreto. 378

Coronavirus Mitombo isa ireo marary any amin’ny Faritany

Hamaky ny tohiny...

4 indray no maty Faritra 19 amin’ny 22 no efa misy Covid 19

16/07/2020

Olona 4 indray no namoy ny ainy vokatry ny coronavirus teto Madagasikara, ka ny iray tany Ambanja, ary 3 notsaboina teny Befelatanana teto Antananaivivo.

4 indray no maty Faritra 19 amin’ny 22 no efa misy Covid 19

Hamaky ny tohiny...

CSB II eto Antananarivo Mbola tsy tonga ny fitaovana sy fanafody…

16/07/2020

Nanomboka ny alatsinainy teo no efa maro ireo olona tonga eny amin’ireny CSB II ireny ho an’ny eto Antananarivo sy ny manodidina manantona hanao fitiliana sy hanao fizahana ara-pahasalamana.

CSB II eto Antananarivo Mbola tsy tonga ny fitaovana sy fanafody…

Hamaky ny tohiny...

Tahotry ny Covid 19 Maro ireo afaka sigara sy toaka

16/07/2020

Tsy misangy ny Covid 19. Olona 41 isa no efa namoy ny ainy teto amintsika hatramin’ny omaly ary tsy mitsaha-mitombo ireo olona marary.

Tahotry ny Covid 19 Maro ireo afaka sigara sy toaka

Hamaky ny tohiny...

Antananarivo Mitombo ny isan’ny maty

16/07/2020

Nahatatra 20 ireo razana teto amin’ny farita Analamanga nahazo fahazoan-dàlana halevina teny Anjanahary tao anatin’ny herinandro, raha ny tatitry ny BMH.

Antananarivo Mitombo ny isan’ny maty

Hamaky ny tohiny...

Paul Rabary « Marenina tanteraka ny ila-sofiko »

16/07/2020

Midera sy mankalaza an’Andriamanitra lehibe indrindra mandahatra izao rehetra izao raha mbola afaka manoratra aminareo aho anio, hoy ny minisitry ny fanabeazam-pirenena teo aloha,

Paul Rabary « Marenina tanteraka ny ila-sofiko »

Hamaky ny tohiny...

Alaotra Mangoro “Vonjena zaraina CVO ireo toerana mbola misy tranga”

16/07/2020

Mirafitra amin’ny hoe Alaotra sy Mangoro ny faritra Alaotra mangoro, hoy ny governora ao an-toerana, ny Dr Richard Ramandehamanana. Efa nisy ny ezaka natao tao Mangoro ary manana ny atao hoe

Alaotra Mangoro “Vonjena zaraina CVO ireo toerana mbola misy tranga”

Hamaky ny tohiny...


Covid 19

Andrana tsindrona Artemisia “Handefa manam-pahaizana any Afrika i Madagasikara”

02/06/2020

Ny tambavy vokarintsika dia tsy isika eto ihany no nahita azy io. Efa tamin’ny nisy ilay SRASS-COV1 dia efa tamin’ny alalan’ny Artemisia no nampiasan’ny firenena sinoa azy io.

 

 

 

 Manana “protocoles” 3 isika, ka ny voalohany dia ny biteraphie (Chloroquine+azythromycine). Ny faharoa dia ny CVO, izay tambavy efa nambara ombieny ombieny fa mandaitra. Tsy hifanerena io fa eny amin’ny hopitaly dia misy ny fanekena. Misy ny afaka misotro na tsy te hisotro. Ny fahatelo, dia niarahana namolavola andro aman’alina efa ho iray volana sy tapany, ka isika eto Madagasikara no firenena Afrikanina voalohany. Fanafody amin’ny alalan’ny tsindrona iarahana amin’ny mpampianatra avy amin’ny oniversite atsy Maorisy, ny laboratoara mitsabo momba ny homamiadana any Etazonia sy Thailande. Efa tafiditra ao anatin’ny “medical trial” ary i Madagasikara no tompony. Ilay fanafody tsindrona atao dia efa azo hatry ny ela tamin’ny Artemisia, fanafody efa nisy fa tsy nataontsika teto Madagasikara. Afaka roa herinandro eo, dia tsy atao eto Madagasikara ihany io fa atao manerana an’i Afrika. Ny profesora Malagasy no handeha ho any Afrika. Manana olona any amin’ny 60 any hatao andrana. Tsy afaka hanao irery, fa handeha ho any Afrika. Afaka 15 andro dia afaka hilaza hoe sitrana ny 60 na 50na tao amina firenena iray. Ny tenako no namondrona ireo mpikaroka izay namolavola tamin’ny vokatra Artemisia, hoy ny Filoha. Ny tsapa sy tsikaritra dia mifanipaka sy misangaojy tanteraka ny serasera momba io tsindrona io. Ny Pr Luc Rakotovao sy ny Dr Sahondraharimanana Michelle dia efa nilaza sy nanitrikitrika fa tsy avy amin’ny Artemisia io fanafody io, ka tsy hay intsony izay marina sy diso. Nanatitrantitrai Andry Rajoelina fa amin’ny herinandro ambony no hotokanana ilay laboratoara manara-penitra eto Antananarivo.

Toky R

 

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana