Dans la męme rubrique

Tosika Fameno Nisoratra anarana ny ankamaroan'ny olona ao Ampitatafika

08/05/2020

Malaza be ny tosika Fameno amin’izao, ilay lela-vola 100.000 zarain’ny Fitondram-panjakana ho an’ireo olona tena marefo eny anivon’ny fiaraha-monina.

Tosika Fameno Nisoratra anarana ny ankamaroan'ny olona ao Ampitatafika

Hamaky ny tohiny...

Antoko PSD “Tena tsy mety io famelana ny olona hody io”

07/04/2020

Nandefa taratarasy misokatra ho an’ny Filoham-pirenena ny antoko PSD tarihin’ny Sekretera jeneraliny Rtoa Eliana Bezaza, izay kandida Filoham-pirenena farany teo.

Antoko PSD “Tena tsy mety io famelana ny olona hody io”

Hamaky ny tohiny...

Hand ball – Tompondakan’i Madagasikara Nahery ny As Tsiky vehivavy sy ny Assm lehilahy

18/12/2017

Nifarana omaly alahady 17 desambra tetsy amin’ny lapan’ny fanatanjahantena Mahamasina ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara 2017 eo amin’ny taranja hand ball “senior” lahy sy vavy.

Hand ball – Tompondakan’i Madagasikara Nahery ny As Tsiky vehivavy sy ny Assm lehilahy

Hamaky ny tohiny...

Mondial 2018 Vita ny antsapaka fizaram-bondrona

02/12/2017

Vita omaly tany Moscou - Rosia ny antsapaka fizaram-bondron’ireo ekipa handray anjara amin’ny Mondial baolina kitra hotontosaina any amin’ity firenena ity ny 14 jona ka hatramin’ny 15 jolay 2018.

Mondial 2018 Vita ny antsapaka fizaram-bondrona

Hamaky ny tohiny...

Mpanohitra Tsy re feo intsony

22/11/2016

Fotoana elaela izay no tsy dia nandrenesam-peo intsony ireo vondrona politika mitonona ho mpanohitra eto amin’ny firenena.

Mpanohitra Tsy re feo intsony

Hamaky ny tohiny...

Pastera Mailhol “Sarotra ampihavanina ny Malagasy”

16/08/2016

Vaky vava ny pastera Mailhol ny sabotsy teo fa sarotra ampihavanina ny Malagasy. Rehefa tsy ny fihavanana, araka ny soatoavintsika Malagasy anefa no manjaka dia ra mandriaka izay no ambadika, adilahy politika, fahapotehana…

Pastera Mailhol “Sarotra ampihavanina ny Malagasy”

Hamaky ny tohiny...

Constant Raveloson Nanakiana mafy an’i Olivier Rakotovazaha

11/07/2016

Tahaka ny olona maro be dia nahita ilay rakitsary mampiseho ny fifamalian’ny senatera Olivier Rakotovazaha tamina tovolahy iray teny Ankorondrano Atoa Constant Raveloson.

Constant Raveloson Nanakiana mafy an’i Olivier Rakotovazaha

Hamaky ny tohiny...


Sarisary

Kraomita Malagasy Tsy nandray karama 5 volana ireo mpiasa

22/05/2020

Mpiasa maro eo anivon` ny Kraomita Malagasy no nilanja sora-baventy teny amin` ny CCI Ivato ny alarobia lasa teo, toerana izay hisian` ny fivoriana ara-potoan` ny depiote.

 

 Dimy volana no tsy nandray karama ireo mpiasa eo anivon` ity orinasa ity ary maherin` ny 700 izy ireo no voakasik`izany eto Antananarivo. “Mafy izany amin`ny maha olona. Hetsika hitanay mandona ny fitondrana ny fijoroana izao amin` izao fivorian` ny Antenimieram-pirenena izao” hoy Ralimanana Mario, delegen` ny mpiasa. Manana ny maha izy azy ny orinasa Kraomita Malagasy ary sty tokony hisy ny olana ara-bola.Misy ihany koa ny fanavahana eo amin`ny samy orinasam-panjakana “Natanjaka hatramin` izay ny orinasa ary anisan`ny nanampy ny firenena tamin`ny lafiny maro. Ohatra ny fanamboarana ny Rova na koa sekoly maro izay noraisinay ny fanamboarana. Mitovy sata amin`ny Kraomita ny Air Mad kanefa maninona izy no hampiana? Nefa mbola ambony lavitra ny mari-karama raha oharina amin` ny kraomita. Mbola tsy nisy coronavirus no mbola tsy nandray karama izahay”. Efa maro ireo dingana natao saingy tsy nahitam-baliny: taratasy nalefa tany amin`ny praiminsitra sy ny filoham-pirenena. Fihaonana tamin` ny ministry ny harena an-kibon` ny tany mivantana. Marihana fa samy manana ny hetsika fanairana kosa ny eto Antananarivo sy any Brieville ary tsy misy hifandraisana amin`ny fitakiana ny fialan`ny tale jeneralin` ny orinasa izao hetsika izao.

 

Marigny A.

 

 

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana