Dans la même rubrique

Krizy ara-pahasalamana Nandroso drafi-panarenana roa ny Praiminisitra

29/05/2020

Mivonona hamoaka drafi-panarenana amin` ny krizy ara-pahasalamana, izay efa nanomboka roa volana lasa izay, ny governemanta Malagasy.

Krizy ara-pahasalamana Nandroso drafi-panarenana roa ny Praiminisitra

Hamaky ny tohiny...

Dr Ratsimivony Jean Claude « Mila fitandremana ny fahasalamana rehefa ririnina »

29/05/2020

Tafiditra tanteraka ao anatin’ny vanim-potoanan’ny ririnina isika ankehitriny, fotoana izay mampirongatra ireo karazan’aretina maro samihafa amin’ny andavanandro.

Dr Ratsimivony Jean Claude « Mila fitandremana ny fahasalamana rehefa ririnina »

Hamaky ny tohiny...

Betroka Niakatra 100 ireo matin'ny tazomoka

28/05/2020

Miakatra miakatra hatrany ny isan'ny olona matin'ny tazomoka izay aretiny teny mamely mafy tokoa any amin'ny distrikan'i Betroka Faritra Anosy ankehitriny raha ny nambaran'ny depiote Nicolas Randrianasolo voafidy tany amin'ity toerana ity

Betroka Niakatra 100 ireo matin'ny tazomoka

Hamaky ny tohiny...

Fadimbolana Mety hahafaty raha tratry ny mpisompatra

28/05/2020

Rehefa tratry ny jijaka ny vehivavy dia tsy mijanona intsony ny fadimbolany,

Fadimbolana Mety hahafaty raha tratry ny mpisompatra

Hamaky ny tohiny...

Fitsaboana tradisionela Malagasy Be mpitady any amin’ny Faritra

26/05/2020

Ankoatra ny fitsaboana ny mpiray tanindrazana amin’ny alalan’ireo karazana zava-maniry haodina hanjary ho fanafody mahasitrana sy ny otra dia manome asa ireo tanora tsy an’asa eto amintsika ihany koa ny FITRAMA na ny Fitsaboana Tradisionela Malagasy.

Fitsaboana tradisionela Malagasy Be mpitady any amin’ny Faritra

Hamaky ny tohiny...

CHU Morafeno Toamasina Nodimandry ilay mpitsabo voan’ny Covid-19

25/05/2020

Olona roa no namoy ny ainy tao amin’ny Hopitaly manarapenitra, fitsaboana ireo mararin’ny Coronavirus omaly.

CHU Morafeno Toamasina Nodimandry ilay mpitsabo voan’ny Covid-19

Hamaky ny tohiny...

Mpianatra eny amin’ny anjerimantolo

25/05/2020

sy mankasitraka ny hanohizana ny fampianarana "en ligne"

Mpianatra eny amin’ny anjerimantolo

Hamaky ny tohiny...


Fahasalamana

Tambavy CVO Nilamina ny resak'i Rajoelina sy ny OMS

22/05/2020

Nahafapo ny resaka nifanaovana tamin'ny Tale jeneralin'ny OMS Dr Tedros Adhanom Ghebreyesus izay mankasitraka ny ezak'i Madagasikara amin'ny ady ataontsika amin'ny coronavirus, hoy i Andry Rajoelina Filoham-pirenena Malagasy ny alarobia teo

 

. ⁣Hanao sonia fifanarahana hitazomana ny tsiambaratelon'ireo singa nanamboarana ny tambavy Covid Organics ary hanohana amin'ny fanaovana ny andrana ity tambavy Malagasy ity izay hitarina manerana ny kaontinanta Afrikanina ny OMS, raha ny nambarany. Andrana izany no hatao, izay midika fa mbola tsy misy ny fanekena ilay fanafody fa miankina amin’izay ho tohin’ny andrana. Na izany aza, dia somary nilamindamina izany ny fifandonana sy tsy fifankahazoana eo amin’ny Fanjakana Malagasy sy ny OMS. Marihina fa ny Dr Tedros Adhanom Ghebreyesus dia teratany Etiopianina, hany Afrikanina mitantana rafitra goavana iraisam-pirenena eo anivon’ny ONU. Nahazo kihana maro samihafa tamin’io rafitra io ny Afrikanina, indrindra fa i Madagasikara, ka isan’ny nampitenenina nampitandrina antsika sy ny firenena aty Afrika ny Lehiben’ny OMS ho an’ity kaontinanta ity dia ilay Botswanaise Dr Matshidiso Rebecca Moeti. Nihenjana hatrany ny tady teo, ary ny 11 mey i Andry Rajoelina no nanakiana mafy ny OMS hoe : satria aty Afrika no mahita ilay tambavy dia lasa adihevitra be. Betsaka ny kazaram-pikarohana sy andrana tsy nahazo fankatoavana, saingy tsy misoka-bava amin’izany ny OMS sy ny Dr Moeti. Ny 17 mey teo, dia mbola naneho fa vonona amin’ny fiaraha-miasa i Madagasikara, saingy tsy baikoan’ny any ivelany. Nilamindamina izany ny resaka. Nanao vazaha mody niady ve izany teo aloha?

Toky R⁣

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana