Dans la mme rubrique

Alakamisy Fenoarivo Nisy lehilahy iray voan’ny Covid 19

26/05/2020

Raikitra ny fanadiovana sy famendrahana ranom-panafody iadiana amin’ny aretina coronavirus omaly teny Alakamisy Fenoarivo, distrikan’Antananarivo Atsimondrano.

Alakamisy Fenoarivo Nisy lehilahy iray voan’ny Covid 19

Hamaky ny tohiny...

Covid-19 eto Madagasikara Tranga 238 tao anatin’ny herinandro

26/05/2020

Ny 11 mey no nisian’ilay tenin’ny Filoham-pirenena fa 105 tamin’ny 171 ny sitrana tamin’ireo marary teto Madagasikara nentina nanaporofoana fa tena mahomby tambavy Malagasy CVO

Covid-19 eto Madagasikara Tranga 238 tao anatin’ny herinandro

Hamaky ny tohiny...

Coronavirus Voa ihany koa i Tsiroanomandidy

26/05/2020

Niampy 15 ireo mararin'ny eto amintsika, izay hita tamin’ny fitiliana 201 natao, ka nampiakatra ny isa ho 542 hatramin’ny omaly. Filitiliana 164 no nataon’ny IPM teto Antananarivo, ka nahitana tranga 6 avy any Toamasina, 2 avy eto Antananarivo,

Coronavirus Voa ihany koa i Tsiroanomandidy

Hamaky ny tohiny...

Toamasina Nampitomboana ny isan’ny mpitandro ny filaminana

26/05/2020

Lasa lohalaharana amin’ny fiparitahan’ny tsimok’aretina coronavirus ny ao Toamasina amin’izao raha teto Antananarivo no niandohan’izany.

Toamasina Nampitomboana ny isan’ny mpitandro ny filaminana

Hamaky ny tohiny...

Kaominin’i Ranomafana 2500 ariary ny CVO

26/05/2020

Hatramin’ny fotoana nanaovan’ny filoham-pirenena fa anaty fahamehana ara-pahasalamana isika dia nandray fepetra avy hatrany ny kaominin’i Ranomafana, hoy ny ben’ny tanana ao an-toerana, Barthelemy Samuel Ravelonasy.

Kaominin’i Ranomafana 2500 ariary ny CVO

Hamaky ny tohiny...

Dokotera maty tany Toamasina Mety hitombina ny famonoan-tena, hoy ny zandary

26/05/2020

Nisy ny fidinana ifotony tany amin’ny Hopitaly Manara-penitra nataon’ny zandarimariam-pirenena notarihin’ny Kaomandy ambony Jeneraly Andrianjanaka Njatoarisoa.

Dokotera maty tany Toamasina Mety hitombina ny famonoan-tena, hoy ny zandary

Hamaky ny tohiny...

Mponin`i Toamasina “Mila fahatsiarovan-tena”

26/05/2020

Tsy mitsaha mitombo ny isan` ny coronavirus any Toamasina. Manoloana io dia miantso ny fandraisana andraikitry ny hery velona rehetra sy ny mponina any an-toerana ny solombavambahoaka voafidy tao Toamasina I,

Mponin`i Toamasina “Mila fahatsiarovan-tena”

Hamaky ny tohiny...


Covid 19

Voan’ny covid-19 tonga aty Iarivo Hanjakan’ny gaboraraka sy kolikoly ny RN2

18/05/2020

Mahatalanjona ny fisiana olona 15 avy any Toamasina tratry ny coronavirus tonga aty Antananarivo Renivohitra.

 

 

 

Fepetra noraisin’ny fanjakana anefa ny tsy fahafahana mivezivezy miala amin’ireo faritra 3 misy ny coronavirus dia Analamanga, Matsiatra Ambony, ary Antsinanana. Mbola tafiditra aty an-dRanivohitra ihany ny olona am-polony mahery avy any Toamasina, izay heverina fa mbola mihoatra an’ireo fa ireny aloha ny tratra. Iza no tompon’andraikitra tamin’ny goragora? Efa niaka-pofona ny Filoham-pirenena ny resaka fivoahana avy ao Ambatovy fony izy tany Toamasina ny 7 mey. Inona no andraikitra ny mpitandro filaminana amin’io resaka goragora any amin’ny RN2 io. Ny tao Moramanga dia nalaza ny resaka jono botry ataon’ny fiara sasany izay 30 000Ar no saran-dàlana, ary ahiana ho nisy tahaka izany ihany koa avy any Toamasina, izay samy tao anatin’ny RN2 rahateo. Ny Pr Vololontiana Hanta omaly dia naneho 150 000 Ar hatramin’ny 200 000 Ar ny famarotana ny fahazoan-dàlana manokana hivezivezy, izany hoe tena misy kolikoly lehibe. Asa hisy ve ny fanasaziana ho an’ireo tompon’antoka na ny mpanao kolikoly na ny mpanara-maso tsy nahavita ny andraikiny?

Toky R

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana