Dans la mme rubrique

Coronavirus 9 marary mafy any Toamasina

03/06/2020

Miisa 19 ireo trangana coronavirus teto Madagasikara ho an’ny fitiliana natao ny 1 jona, araka ny tatitry ny Pr Vololontiana omaly. 192 ny fakana singa sy fitiliana nataon’ny IPM ka 20 ny tany Toamasina,

Coronavirus 9 marary mafy any Toamasina

Hamaky ny tohiny...

Pr Ralandison Stéphan Nosamborina indray ?

03/06/2020

Nosamborin’ny mpitandro indray ny Pr Ralandison ary nentina aty Antananarivo, raha ny vavao avy any Toamasina, hoy ny fampahalalam-baovao iray omaly hariva.

Pr Ralandison Stéphan Nosamborina indray ?

Hamaky ny tohiny...

Ady amin’ny Covid 19 any Moramanga Natolotra ofisialy ny hopitaly ao Ambohitranjavidy

03/06/2020

Tontosa tamin’ny alatsinainy 01 jona 2020 ny fanolorana amin'ny fomba ofisialy ny toeram- pitsaboana ao amin'ny Hopitaly annexe Ambohitranjavidy Moramanga izay toerana handraisana an’ireo olona mitondra ny tsimokaretina Covid-19 any amin’ity distrika ity,

Ady amin’ny Covid 19 any Moramanga Natolotra ofisialy ny hopitaly ao Ambohitranjavidy

Hamaky ny tohiny...

Vahoakan’ny distrikan’i Fandriana Mifarimbona miady amin’ny coronavirus

03/06/2020

Mifarimbona tanteraka amin’ny ady atao amin’ny tsimokaretina covid-19 mba hahatontosa ny fanamby : “Distrikan’i Fandriana lavitry ny coronavirus” ireo tsara sitra-po any amin’ity toerana ity.

Vahoakan’ny distrikan’i Fandriana Mifarimbona miady amin’ny coronavirus

Hamaky ny tohiny...

Ady amin’ny coronavirus Nanafatra respirateurs 70 ny fanjakana

03/06/2020

Misy ny ezaka mba hanaraka ny fenitra ny fitiliana. 70 ny “respirateurs” nafarana hiatrehana ny coronavirus.

Ady amin’ny coronavirus Nanafatra respirateurs 70 ny fanjakana

Hamaky ny tohiny...

Covid 19 ao Toamasina Mahazaka marary 200 ny CEFTAR Analamalotra

02/06/2020

Ny CEFTAR Analamalotra indray no handraisana ireo marary ny valan'aretina covid-19 ao Toamasina, raha ny fampahafantarana ny sabotsy teo. Tafiditra ao anatin’izany ireo misy soritr’aretina.

Covid 19 ao Toamasina Mahazaka marary 200 ny CEFTAR Analamalotra

Hamaky ny tohiny...

Covid 19 128 no voa tao anatin’ny 3 andro

02/06/2020

Mitotaly 826 izany ireo marary ireo hatreto. 174 ihany ireo sitrana, ka 6 vaovao izay ny 5 tao amin’ny hopitaly Morafeno Toamasina, ary 1 teny amin’ny hopitaly Manarapenitra Andohatapenaka .

Covid 19 128 no voa tao anatin’ny 3 andro

Hamaky ny tohiny...


Covid 19

Varika Mety voan'ny coronavirus ihany koa

15/05/2020

Ankoatra ireo karazam-borona toy ny boloky dia anisan’ny tena tian’ny olona ary tezaina hiara-honina aminy ao an-tokantrano mihitsy ny varika na ilay antsointsika hoe: gidro hatramin’izay.

 

 

 Amin’ny ankapobeny anefa dia tafiditra ao anatin’ny biby arovana ary miantoka ny ho avin’ny fizahantany eto Madagasikara izy ireny ka tsy tokony hosarantsarahina. Hatreto mantsy raha araka ny fanazavan’ny profesora Jonah Ratsimbazafy anisan’ireo manam-pahaizana manokana momba ny varika dia mahatratra 28.000 ireo varika tazonin’ny olona any an-tokantranony any. Ny 12 %-n’ny varika maneran-tany anefa dia eto Madagasikara ihany no ahitana azy, antony mahasarika ireo mpisahantany vahiny ho avy maro eto amintsika. Tokony aterin’ny olona izay miompy ireny biby ireny any amin’ny toerana natokana ho azy araka izany ny varika hoy hatrany ity profesora ity. Ankoatra izay hoy izy dia tsara ny hahafantaran’ny besinimaro fa mety ho mitondra ny tsimok’aretina coronavirus ny varika saingy voasokajy ho ao anatin’ireo tsy ahitana soritr’aretina. Miantso ireo rehetra mbola mitazona na miompy vary any an-tokantranony araka izany ity profesora ity mba hamerina ity karazam-biby arovana ity any amin’ny toerana tokony hisy azy.

Pati

 

 

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana