Dans la mme rubrique

Mivaha ny fanajana fepetra Ahiana hirongatra indray ny Covid 19

28/09/2020

Olona iray tany amin’ny Faritra Menabe no lavon’ny Covid 19 ny 55 ny sitrana ny sabotsy teo, ary 36 ny tranga azo tamin’ny fitiliana 647 manome taham-pahavoazana 5,56%.

Mivaha ny fanajana fepetra Ahiana hirongatra indray ny Covid 19

Hamaky ny tohiny...

Ady amin’ny Coronavirus Tsy maharototra ny firy ny olona intsony

22/09/2020

Mizotra any ammin` ny fifehezana ny valanaretina covid-19 isika araka ny nambaran` ny Praiminisitra Ntsay Christian ny alahady lasa teo.

Ady amin’ny Coronavirus Tsy maharototra ny firy ny olona intsony

Hamaky ny tohiny...

Covid-19 nandritra ny 3 andro Ambony taham-pahafatesana

22/09/2020

Niampy roa indray ireo olona lavon’ny Covid 19, ka ny iray teto Analamanga ary ny iray hafa tany Diana, araka ny tatitry ny Pr Vololontiana Hanta.

Covid-19 nandritra ny 3 andro Ambony taham-pahafatesana

Hamaky ny tohiny...

Covid-19 Alaotra Mangoro Dimy no maty ny faran’ny herinandro teo

22/09/2020

Razana miisa 2 no nivoaka tamin` ny hopitaly Ambatondrazaka vokatry ny valanaretina Covid 19 ny alahady lasa teo, hoy ny talem-paritra fahasalamana any Alaotra Mangoro.

Covid-19 Alaotra Mangoro Dimy no maty ny faran’ny herinandro teo

Hamaky ny tohiny...

Tontolon’ny zava-kanto Nalevina omaly ihany i Ramahafadrahona

22/09/2020

Nodimandry teo amin’ny faha-82 taonany Rakotomahafadrahona Alphonse na Ramahafadrahona no ahalalan’ny maro azy teo amin’ny tontolon’ny zava-kanto.

Tontolon’ny zava-kanto Nalevina omaly ihany i Ramahafadrahona

Hamaky ny tohiny...

Coronavirus 2 maty, 12 ny tranga vaovao

15/09/2020

Niampy roa ny olona lavon’ny coronavirus, ka ny 01 teto Analamanga, ary ny 01 hafa tany Diana, raha ny tatitry ny Pr Vololontiana Hanta omaly.

Coronavirus 2 maty, 12 ny tranga vaovao

Hamaky ny tohiny...

Tsy fanajana fepetra Olona 2.252 no nampanaovina asa iombonana

15/09/2020

Miezaka hatrany ny polisim-pirenena manentana ny isam-batan’olona mba hanaja ireo fepetra ara-pahasalamana ho fisorohana ny mety ho fihanaky ny valan’aretina Covid 19.

Tsy fanajana fepetra Olona 2.252 no nampanaovina asa iombonana

Hamaky ny tohiny...


Covid 19

Tiana Andria - House of Madagascar “Ampitomboy ny fitiliana faobe”

11/05/2020

“Miiba dia miiba ny fiainam-bahoaka na ny fandraharàna sy ny toekarena eto Madagasikara.

 

 Miezaka miala amin`ny fihibohana ny firenena sasany ka sao tsy ho voafehy ny zava-misy. Misy fomba fiteny any Asia hoe ny firenena tandrefana no tompon` ny vola, any Asia no tompon` ny famokarana ary isika eo anelanelan` izany” hoy Tiana Andria, tale jeneralin` ny House of Madagascar. Fomba iray hahafahana manamafy ny ady atao amin`ny COVID-19 ny fanaovana ny fitiliana faobe. Tokony ho laharampahamena ny hanaovana izany amin` ireo toerana sy fokontany izay nahitàna “cas contact”, araka ny nambarany. “Eny an-dalam-be mety mahita olona manao cache bouche fa ao anatiny tsy voafehy. Eo ny toe-tsaina malagasy sy tsy ny fananana. Iaraha-mahalalala ny tsy fisiana ny fotodrafitrasa toy ny hopitaly sy fitaovanana. Izany ny vahaolana”. Namafisiny hatrany fa tokony omena andraikitra ihany koa ireo mpiasan` ny fahasalamana eny amin` ny dispansera sy CSB II.

Marigny A.

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana