Dans la męme rubrique

Fankalazana ny fetim-pirenena Tsy azon’ ny rehetra hatrehina

28/05/2020

Noho ny fiparitahan’ny tsimok’aretina Covid 19 eto amintsika sy ho fanajana ny fepetra ara-pahasalamana rehetra dia fantatra fa tsy azon’ny rehetra hatrehina toy ny isan-taona ny fankalazana ny fety amin’ity taona 2020 ity.

Fankalazana ny fetim-pirenena Tsy azon’ ny rehetra hatrehina

Hamaky ny tohiny...

Orinasa Ambatovy Mpiasa 850 handao an’i Madagasikara

28/05/2020

Nianga omaly tao Toamasina ireo vazaha mpiasan'Ambatovy. Fiaramanidina miisa telo an’ny Tsaradia, rantsan’ny kaompania Air Madagascar no naka azy ireo tao Ambalamanasa nihazo an’Antananarivo, avy eo mandray ny sidina manokana mankany ivelany.

Orinasa Ambatovy Mpiasa 850 handao an’i Madagasikara

Hamaky ny tohiny...

Ikongo Foto-drafitrasa vita tamin'ny fanjanahantany no betsaka

28/05/2020

Mbola foto-drafitrasa vita tamin'ny andron'ny fanjanahantany teto amintsika no betsaka mitsangana any amin'ny distrikan'Ikongo V7V misy anay, hoy ny depiote Razafitsiandraofa Jean Brunel

Ikongo Foto-drafitrasa vita tamin'ny fanjanahantany no betsaka

Hamaky ny tohiny...

Faritra Vakinankaratra "Ambulance" tratra nitondra olona an-tsokosoko

27/05/2020

Fiara mpitondra marary iray no saron’ny zandary nitondra olona an-tsokosoko avy any Antananarivo tany amin’ny Faritra Vakinankaratra.

Faritra Vakinankaratra "Ambulance" tratra nitondra olona an-tsokosoko

Hamaky ny tohiny...

Lakandranon’i Pangalana Hita fatin’ilay zandary latsaka tanaty rano

27/05/2020

Hita ny marainan'ny omaly 26 mey 2020 tamin'ny 6 ora ny vata mangatsiakan' Itompokolahy Tsilangoui Angelico, Zandary kilasy faharoa niasa tao amin'ny

Lakandranon’i Pangalana Hita fatin’ilay zandary latsaka tanaty rano

Hamaky ny tohiny...

Raharaha CVO sy Coliseum Izay miresaka ao Ambohitsorohitra dia miova hevitra

27/05/2020

Mampahatsiaro ny fanambaran’ny akademian’ny fitsaboana taorian’ny fotoana nampahafantarana voalohany ny fisian’ny tambavy CVO na Covid organics ny zava-mitranga ihany koa amin’ny ady hevitra tsy mety vita momban’ny

Raharaha CVO sy Coliseum Izay miresaka ao Ambohitsorohitra dia miova hevitra

Hamaky ny tohiny...

Androhibe Antsahadinta Olona 29 avy any Ambatolampy tratra niditra an-tsokosoko

26/05/2020

Lehilahy miisa 29 avy any Ambatolampy no tratra niditra an-tsokosoko tao Androhibe Antsahadinta omaly.

Androhibe Antsahadinta Olona 29 avy any Ambatolampy tratra niditra an-tsokosoko

Hamaky ny tohiny...


Actualités

Fiaramanidina raitran’ny Afrikanina Ahatsiarovana ny Force One

11/05/2020

Manaitra ny maso sy misintona ny saina hanao fampitahana ny mahita ireo fiaramanidina ana fanjakana Afrikanina nifanesy tonga teto Madagasikara naka ilay tambavy Covid-Organics.

 

 

 

Manana fiaramanidina manokana avokoa ireo firenena, raha tsy hilaza afa-tsy i Tanzanie , Tchad, Senegal, Guinee equatoriale ny  herinandro lasa teo. Ao ny kely ary ao ny somary lehibe, fa kosa tena raitra avokoa. Mampahatsiahy ny Force One tamin’ny taona 2009, izay namidy taorian’ny fanonganam-panjakana. Efa 11 taona lasa no nanana ny fiadidian’ny Repoblikan’I Madagasikara, saingy na ny vola vidin’izany aza tsy fantatra izay nanaovana azy. Fatina fiaramanidina efa maty kapoka sy tsisy piesy anankiroa no nampidirin’ny fanjakana teto tamin’ny tetezamita noho ny kibizibizina, ka ny orinasa Air Madagascar indray aza no mbola mibaby trosa an-tapitrisany euros maro. Ny Firenena Afrikanina fa manana ny azy, raitra satria ilainy amin’ny asa fampandrosoana. Ny antsika ny teo am-pelatanana tokony hokolokoloina aza toa natao bizina sy tsy hita izay niafarany.

Toky R

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana