Dans la męme rubrique

Ady amin’ny Coronavirus Tsy maharototra ny firy ny olona intsony

22/09/2020

Mizotra any ammin` ny fifehezana ny valanaretina covid-19 isika araka ny nambaran` ny Praiminisitra Ntsay Christian ny alahady lasa teo.

Ady amin’ny Coronavirus Tsy maharototra ny firy ny olona intsony

Hamaky ny tohiny...

Covid-19 nandritra ny 3 andro Ambony taham-pahafatesana

22/09/2020

Niampy roa indray ireo olona lavon’ny Covid 19, ka ny iray teto Analamanga ary ny iray hafa tany Diana, araka ny tatitry ny Pr Vololontiana Hanta.

Covid-19 nandritra ny 3 andro Ambony taham-pahafatesana

Hamaky ny tohiny...

Covid-19 Alaotra Mangoro Dimy no maty ny faran’ny herinandro teo

22/09/2020

Razana miisa 2 no nivoaka tamin` ny hopitaly Ambatondrazaka vokatry ny valanaretina Covid 19 ny alahady lasa teo, hoy ny talem-paritra fahasalamana any Alaotra Mangoro.

Covid-19 Alaotra Mangoro Dimy no maty ny faran’ny herinandro teo

Hamaky ny tohiny...

Tontolon’ny zava-kanto Nalevina omaly ihany i Ramahafadrahona

22/09/2020

Nodimandry teo amin’ny faha-82 taonany Rakotomahafadrahona Alphonse na Ramahafadrahona no ahalalan’ny maro azy teo amin’ny tontolon’ny zava-kanto.

Tontolon’ny zava-kanto Nalevina omaly ihany i Ramahafadrahona

Hamaky ny tohiny...

Coronavirus 2 maty, 12 ny tranga vaovao

15/09/2020

Niampy roa ny olona lavon’ny coronavirus, ka ny 01 teto Analamanga, ary ny 01 hafa tany Diana, raha ny tatitry ny Pr Vololontiana Hanta omaly.

Coronavirus 2 maty, 12 ny tranga vaovao

Hamaky ny tohiny...

Tsy fanajana fepetra Olona 2.252 no nampanaovina asa iombonana

15/09/2020

Miezaka hatrany ny polisim-pirenena manentana ny isam-batan’olona mba hanaja ireo fepetra ara-pahasalamana ho fisorohana ny mety ho fihanaky ny valan’aretina Covid 19.

Tsy fanajana fepetra Olona 2.252 no nampanaovina asa iombonana

Hamaky ny tohiny...

Ady amin`ny Covid 19 Tokony hisokatra ho an`ny hery rehetra

15/09/2020

“Tokony hifanome tanana amin` izao vanim-potoanan` ny krizy ara-pahasalamana izao ary aorian` ny aretina vao tokony miresaka politika” hoy ireo mpanohana ny fitondrana .

Ady amin`ny Covid 19 Tokony hisokatra ho an`ny hery rehetra

Hamaky ny tohiny...


Covid 19

Kilasy hanala fanadinana Miaina anaty savorovoron-tsaina ny ray aman-dreny

11/05/2020

Ao anatin ny fahasahiran-tsaina tanteraka ireo ray aman drenin ireo zaza hanala fanadinana indrindra ireo kilasy madinika hanala CEPE amin izao fotona izao. Ao ny milaza fa tsy handefa ny zanany aloha.

 

 

 

 

 

 Ao ireo tsy mihevitra za inona na inona fa izay entin ny rehetra no atao. Misy kosa dia malahelo ny hoe ho faty taona iray indray ny zanany . Ireo mpisera anaty tambazotra anefa dia tena manentana ireo ray aman dreny mba tsy handefa ny ankizy ary milaza ny mety ho vokany sy ny fanenenana mety ho azo. Hatreto anefa dia toa maivana indray ny eritreritra ireo ray aman dreny tamin'ilay fanitsiana natao eny fa na dia ny rehetra aza ka tsy nanisy resaka tamin'ilay fikasana hampijanona ny zanany indray. Ny mampalahelo dia tsy mba misy manohana na mankahery ireo ray aman dreny fa dia toa samy manao izay saim patany fotsiny izy ireny. Tsy adidin'ny talen-tsekoly, tsy adidin ny mpampianatra anefa na hamonjy ny ankizy ny sekoly fa ilay reny mpitarika izy ireny ny hankahery azy hatrany.

Rabeso

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana