Dans la mme rubrique

Mivaha ny fanajana fepetra Ahiana hirongatra indray ny Covid 19

28/09/2020

Olona iray tany amin’ny Faritra Menabe no lavon’ny Covid 19 ny 55 ny sitrana ny sabotsy teo, ary 36 ny tranga azo tamin’ny fitiliana 647 manome taham-pahavoazana 5,56%.

Mivaha ny fanajana fepetra Ahiana hirongatra indray ny Covid 19

Hamaky ny tohiny...

Ady amin’ny Coronavirus Tsy maharototra ny firy ny olona intsony

22/09/2020

Mizotra any ammin` ny fifehezana ny valanaretina covid-19 isika araka ny nambaran` ny Praiminisitra Ntsay Christian ny alahady lasa teo.

Ady amin’ny Coronavirus Tsy maharototra ny firy ny olona intsony

Hamaky ny tohiny...

Covid-19 nandritra ny 3 andro Ambony taham-pahafatesana

22/09/2020

Niampy roa indray ireo olona lavon’ny Covid 19, ka ny iray teto Analamanga ary ny iray hafa tany Diana, araka ny tatitry ny Pr Vololontiana Hanta.

Covid-19 nandritra ny 3 andro Ambony taham-pahafatesana

Hamaky ny tohiny...

Covid-19 Alaotra Mangoro Dimy no maty ny faran’ny herinandro teo

22/09/2020

Razana miisa 2 no nivoaka tamin` ny hopitaly Ambatondrazaka vokatry ny valanaretina Covid 19 ny alahady lasa teo, hoy ny talem-paritra fahasalamana any Alaotra Mangoro.

Covid-19 Alaotra Mangoro Dimy no maty ny faran’ny herinandro teo

Hamaky ny tohiny...

Tontolon’ny zava-kanto Nalevina omaly ihany i Ramahafadrahona

22/09/2020

Nodimandry teo amin’ny faha-82 taonany Rakotomahafadrahona Alphonse na Ramahafadrahona no ahalalan’ny maro azy teo amin’ny tontolon’ny zava-kanto.

Tontolon’ny zava-kanto Nalevina omaly ihany i Ramahafadrahona

Hamaky ny tohiny...

Coronavirus 2 maty, 12 ny tranga vaovao

15/09/2020

Niampy roa ny olona lavon’ny coronavirus, ka ny 01 teto Analamanga, ary ny 01 hafa tany Diana, raha ny tatitry ny Pr Vololontiana Hanta omaly.

Coronavirus 2 maty, 12 ny tranga vaovao

Hamaky ny tohiny...

Tsy fanajana fepetra Olona 2.252 no nampanaovina asa iombonana

15/09/2020

Miezaka hatrany ny polisim-pirenena manentana ny isam-batan’olona mba hanaja ireo fepetra ara-pahasalamana ho fisorohana ny mety ho fihanaky ny valan’aretina Covid 19.

Tsy fanajana fepetra Olona 2.252 no nampanaovina asa iombonana

Hamaky ny tohiny...


Covid 19

171 ireo voan’ny Covid-19 Tratra ihany koa Antsirabe sy Moramanga

11/05/2020

Niainga tamin’ny tarehimarika 158 ny 6 mey ny antontan’isa nentina ny 9 mey teo. Naverina ny fitiliana ireo 67 niteraka adihevitra.

 

 

Tao anatin’ny 3 hatramin’ny 6% hatrany ny “taux de positivité” hatramin’izay, kanefa tafiakatra hatrany amin’ny 90% io, hoy ny Pr Vololontiana Hanta Marie Danielle. Tranga vaovao 11 no noterina ny sabotsy teo ka 169 ny tranga teo, ka 3 tany Toamasina hita tamina fitiliana 95 tany sy teto Antananarivo ny 7 mey. 123 ny fitiliana ny 8 mey ka 6 ny tranga vaovao, 4 teto Antananarivo, ary 2 tany Toamasina. Ny 9 mey kosa dia 79 ny fitikiana vita ka olona 2 no voamarina fa voa, ka tany Moramanga sy Antsirabe izy ireo. Ireo tanàna roa ireo izany no tanàn-dehibe roa vaovao nahitana ity valanaretina ity. I Moramanga izay tanàna be mponina, ary akaiky an’Ambatovy sy Toamasina izay tena efa hanjakan’ny coronavirus. I Antsirabe ihany koa dia mampanahy satria toerana mangatsiaka tena mety amin’ity valanaretina ity. Notaterina omaly kosa ny vokatry ny fitiliana ny sabotsy tolakandro hatramin’ny tamin’ny 6ora hariva. 60 ny fitiliana nataon’ny Institut Pasteur de Madagascar (IPM) sy ny Centre d’Inféctiologie Charles Mérieux (CICM) tamin’io. Tsy nisy ny tranga vaovao tamin’ireo. 16 kosa ny tany Toamasina ka nahitana tranga 2 vaovao nampiakatra ny isa manontolo ho 171. Nisy 3 sitrana tany Toamasina, ka niakatra 106 ny sitrana ary 68 ny mbola arahi-maso. Tsy mbola azo ny valin’ny fitiliana natao omaly maraina. Miisa 4481 ny fitiliana vita hatramin’ny faha-8 mey, raha ny tatitra.

Toky R

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana