Dans la mme rubrique

Kraomita Malagasy Tsy nandray karama 5 volana ireo mpiasa

22/05/2020

Mpiasa maro eo anivon` ny Kraomita Malagasy no nilanja sora-baventy teny amin` ny CCI Ivato ny alarobia lasa teo, toerana izay hisian` ny fivoriana ara-potoan` ny depiote.

Kraomita Malagasy Tsy nandray karama 5 volana ireo mpiasa

Hamaky ny tohiny...

Antoko PSD “Tena tsy mety io famelana ny olona hody io”

07/04/2020

Nandefa taratarasy misokatra ho an’ny Filoham-pirenena ny antoko PSD tarihin’ny Sekretera jeneraliny Rtoa Eliana Bezaza, izay kandida Filoham-pirenena farany teo.

Antoko PSD “Tena tsy mety io famelana ny olona hody io”

Hamaky ny tohiny...

Hand ball – Tompondakan’i Madagasikara Nahery ny As Tsiky vehivavy sy ny Assm lehilahy

18/12/2017

Nifarana omaly alahady 17 desambra tetsy amin’ny lapan’ny fanatanjahantena Mahamasina ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara 2017 eo amin’ny taranja hand ball “senior” lahy sy vavy.

Hand ball – Tompondakan’i Madagasikara Nahery ny As Tsiky vehivavy sy ny Assm lehilahy

Hamaky ny tohiny...

Mondial 2018 Vita ny antsapaka fizaram-bondrona

02/12/2017

Vita omaly tany Moscou - Rosia ny antsapaka fizaram-bondron’ireo ekipa handray anjara amin’ny Mondial baolina kitra hotontosaina any amin’ity firenena ity ny 14 jona ka hatramin’ny 15 jolay 2018.

Mondial 2018 Vita ny antsapaka fizaram-bondrona

Hamaky ny tohiny...

Mpanohitra Tsy re feo intsony

22/11/2016

Fotoana elaela izay no tsy dia nandrenesam-peo intsony ireo vondrona politika mitonona ho mpanohitra eto aminny firenena.

Mpanohitra Tsy re feo intsony

Hamaky ny tohiny...

Pastera Mailhol Sarotra ampihavanina ny Malagasy

16/08/2016

Vaky vava ny pastera Mailhol ny sabotsy teo fa sarotra ampihavanina ny Malagasy. Rehefa tsy ny fihavanana, araka ny soatoavintsika Malagasy anefa no manjaka dia ra mandriaka izay no ambadika, adilahy politika, fahapotehana

Pastera Mailhol Sarotra ampihavanina ny Malagasy

Hamaky ny tohiny...

Constant Raveloson Nanakiana mafy ani Olivier Rakotovazaha

11/07/2016

Tahaka ny olona maro be dia nahita ilay rakitsary mampiseho ny fifamalianny senatera Olivier Rakotovazaha tamina tovolahy iray teny Ankorondrano Atoa Constant Raveloson.

Constant Raveloson Nanakiana mafy ani Olivier Rakotovazaha

Hamaky ny tohiny...


Sarisary

Tosika Fameno Nisoratra anarana ny ankamaroan'ny olona ao Ampitatafika

08/05/2020

Malaza be ny tosika Fameno amin’izao, ilay lela-vola 100.000 zarain’ny Fitondram-panjakana ho an’ireo olona tena marefo eny anivon’ny fiaraha-monina.

 

 

 

 

Ho an’ny kaominina Ampitatafika manokana dia efa nanomboka ny Alatsinainy teo ny fisoratana anarana, hifarana rahampitso Sabotsy. Toerana dimy no nametrahana izany ho an’ity kaominina ity hanadihadiana ireo olona avy amin’ny Fokontany 13 isa tokony hahazo izany, hetsika iarahana amin’ny fikambanana tsy miankina iray sy ny FID. Ny paositra no hizara ny vola amin’ny fotoana mahamety azy ka alefa amin’ny alalan’ny MVola izany. Ny nahavariana anefa dia saika nisoratra anarana hahazo izany avokoa ny rehetra raha araka ny fanazavan’ny lefitry ny Ben’ny tanana voalohany Randrianarivony Jocelyn. Nisy sahady araka izany ny fanentanana nataon’izy ireo tamin’ny mponina fa tsy miankina amin’ireo tompon’andraikitra eny ifotony toy ny Ben’ny tanana…. ny fifanentanana ireo olona tokony hahazo izany fanampiana izany fa miankina amin’ny fanadihadiana hataon’ny FID. Tanjona ny hialana amin’ny fahatezeram-bahoaka toy ny nitranga tany amin’ny kaominina hafa ao anatin’ny distrikan’Atsimondrano.

 Pati

 

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana