Dans la męme rubrique

Covid-19 Midangana hatrany ny isa

29/05/2020

Nanao fitiliana 93 ny CICM, ka tany Toamasina ka 37 ny singa avy any Toamasina. 13 no voa (5 Analankininina, 2 Kaominina Ambonivohitra, 1 Campus Universitaire, 1 Ankirihiry Avaratra, 1 Mangarano,

Covid-19 Midangana hatrany ny isa

Hamaky ny tohiny...

Paul Rabary « Mbola hisy 2 na 3 volana ny Covid 19 »

29/05/2020

Ny 23 martsa 2020 no nihiboka voalohany ny malagasy. Mbola latsaky ny 100 ny voan’ny Coronavirus tamin’izany ary tsy mbola nisy ny maty, hoy ny mpahaifiarahamonina, Paul Rabary.

Paul Rabary « Mbola hisy 2 na 3 volana ny Covid 19 »

Hamaky ny tohiny...

612 no voan’ny covid-19 Niakatra ho 10 ireo marary mafy

28/05/2020

Niampy 26 ny trangana coronavirus eto Madagasikara, ka nampiakatra ny isa manontolo ho 612 hatreto. 9681 ny fitiliana rehetra vita ny 19 martsa hatramin’ny 25 mey teo.

612 no voan’ny covid-19 Niakatra ho 10 ireo marary mafy

Hamaky ny tohiny...

Antoko DHD “Efa ny mahaolona mihitsy no ataon’ny fitondrana antoka”

28/05/2020

Tsindrona, hatao andrana amin’ny marary Covid 19 ao Toamasina sy Antananarivo, hono.

Antoko DHD “Efa ny mahaolona mihitsy no ataon’ny fitondrana antoka”

Hamaky ny tohiny...

Fanafodin’ny Covid 19 atsindrona Tsy CVO fa zavatra hafa mihitsy

28/05/2020

Hanomboka ny andrana covid organics, ary diso tanteraka ny filazana fa ny CVO no navadika tsindrona, hoy ny Tale misahana ny raharaha momba ny lalàna eo anivon’ny Fiadidian’ny Repoblika Dr Sahondraharimalala Marie Michelle, nampian’ny Pr Luc Rakotovao omaly.

Fanafodin’ny Covid 19 atsindrona Tsy CVO fa zavatra hafa mihitsy

Hamaky ny tohiny...

Mararin’ny Covid-19 ao amin’ny Foyer Canada Tsy manaiky hanandramana ilay tsindrona

28/05/2020

Namoaka sy nitantara ny nanjo azy ireo olona miisa 48 voan’ny covid-19 ao amin’ny Foyer Social Canada ka nandefa solontena 03, raha vao nahita ireo mpanao gazety tonga hiatrika ny fanolorana fitaovana nataon'ny vokovoko mena, raha ny fampitam-baovao.

Mararin’ny Covid-19 ao amin’ny Foyer Canada Tsy manaiky hanandramana ilay tsindrona

Hamaky ny tohiny...

Rado Ramparaoelina “Tokony mitovy ireo fepetra mihatra isaky ny kaominina”

28/05/2020

Tsy mitovy ny andraikitra raisin’ireo Ben’ny tanana tsirairay avy ao anatin’ny distrikan’Antananarivo Atsimondrano

Rado Ramparaoelina “Tokony mitovy ireo fepetra mihatra isaky ny kaominina”

Hamaky ny tohiny...


Covid 19

Fahamehana ara-pahasalamana Mety hihamafy kokoa ireo fepetra...

08/05/2020

Manome tsiny fitondram-panjakana hatrany, izay raha jerena ny fihetsiky ny ankamaroan’ny malagasy hatreto nandritra izay fihibohana izay.

 

 

 

  Iaraha-manaiky ny fisian’ny fahasahiranana saingy raha ny hita aloha dia tena hamaivanin’ny maro mihitsy ity fipariahana valan’aretina eto Madagasikara ity, indrindra, taorian’izay hoe nahitana fanafody izay. Rano atondraka an-damosin’ny gisa ilay teny hoe mbola anaty ady isika. Tsy manam-piniavana ny hihafy fa dia mitohy ara-bakiteny hatramin’ilay antsoin’ny tanora hoe revy, raha ny hita eny rehetra eny. Raha sanatria angamba izany tena misy manafika mihitsy ny firenena dia hiteny ireo olom-pirenena hoe izahay tsy hiady fa hoatrinona aloha ny tambin-karama amin'io. Ny fahavalo anefa efa manani-bohitra. Tena azo inoana ve fa ireny olona rehetra mivoaka ireny dia tsy maintsy hoe mandeha miasa vao mihinan-kanina daholo tokoa ? Misy toy izany saingy ny sasany angamba mbola zavatra hafa ihany no anton-diana mandrak’izao. Hafa indray raha hoe manao raharaham-pirenena toy ny dokotera sy mpitandro filaminana ary mpanao gazety. Hita ho tena mafy loha sy mbola tsy vonon-kiala amin’ilay fahamehana ara-pahasalamana aloha hatreto Ramalagasy satria arakaraky ny gaboraraka misy no maha ela an’io.Ary azo antoka fa tsy hitazam-potsiny izany ny fanjakana fa tsy maintsy hanenjana mba hifehezana ireo mafy hatoka.

 J. Mirija

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana