Dans la mme rubrique

Midangana hatrany ny isa 63 indray voan’ny coronavirus

04/06/2020

Trangana coronavirus 63 be izao no notaterin’ny Pr Vololontiana Hanta omaly, izay antontan’isa betsaka indrindra tao anatin’ny 1 andro hatramin’ny

Midangana hatrany ny isa 63 indray voan’ny coronavirus

Hamaky ny tohiny...

Tsy fanajana fepetra Miha maro ireo taxi be mampiasa seza afovoany

04/06/2020

Fiara taxibe zotra 015 iray no tratran'ny polisin'ny boriborintany fahadimy tsy nanara-dalàna nitondra olona mipetraka amin'ny strapotin omaly tetsy Mahamasina.

Tsy fanajana fepetra Miha maro ireo taxi be mampiasa seza afovoany

Hamaky ny tohiny...

Vakisiny, tsindrona, CVO Manazava ny mpitsabo

04/06/2020

Ny vakisiny dia fitsaboana amin’ny alalan’ny fanalefahana karazana aretina hampidirina anaty vatan’olombelona mba hahafahan’ilay vatana mamorona hery fiarovana amin’iny karazana aretina iny, hoy ny fanazavan’ny tale jeneralin’ny klinika Saint Thomas, ny Dr Marius Ramaroson.

Vakisiny, tsindrona, CVO Manazava ny mpitsabo

Hamaky ny tohiny...

Andrana tsindrona faobe Tambazana 3000 miliara dolara ny mpitondra Afrikanina ?

04/06/2020

Tsy « bacterie » na « parasite » ny covid-19 fa virus, araka ny fanazavan’ny manam-pahaizana

Andrana tsindrona faobe Tambazana 3000 miliara dolara ny mpitondra Afrikanina ?

Hamaky ny tohiny...

Antsirabe Voasazy nanadio tanàna ireo mpanao karaoke

04/06/2020

Karaoke iray no mbola tratra nisokatra ihany tany Antsirabe na dia mbola ao anatin’ny hamehana ara-pahasalamana aza isika.

Antsirabe Voasazy nanadio tanàna ireo mpanao karaoke

Hamaky ny tohiny...

Coronavirus 9 marary mafy any Toamasina

03/06/2020

Miisa 19 ireo trangana coronavirus teto Madagasikara ho an’ny fitiliana natao ny 1 jona, araka ny tatitry ny Pr Vololontiana omaly. 192 ny fakana singa sy fitiliana nataon’ny IPM ka 20 ny tany Toamasina,

Coronavirus 9 marary mafy any Toamasina

Hamaky ny tohiny...

Pr Ralandison Stéphan Nosamborina indray ?

03/06/2020

Nosamborin’ny mpitandro indray ny Pr Ralandison ary nentina aty Antananarivo, raha ny vavao avy any Toamasina, hoy ny fampahalalam-baovao iray omaly hariva.

Pr Ralandison Stéphan Nosamborina indray ?

Hamaky ny tohiny...


Covid 19

Arotava Efa mihavitsy ireo tsy manao azy

30/04/2020

Efa mihavitsy ireo olona tsy manao aron-tava mandehandeha eny amin’ny arabe amin’izao. Raha araka ny tatitry ny zandarimariam-pirenena dia sady manao fanentanana izy ireo no mizara ho an’izay tsy manana nefa manasazy ihany koa.

 

 

 

 

Ho an’ny teto amin’ny Faritra Analamanga ohatra dia miisa 513 ireo nosaziana sy nanarina raha 1034 ireo aron-tava nozaraina. Tany amin’ny Faritra Matsiatra Ambony indray dia miisa 170 ireo aron-tava nozaraina raha 102 kosa ireo olona tsy nanara-dalana. Ho an’ny Faritra Atsinanana indray dia miisa 354 ireo nanaovana fanentanana sy nosaziana raha 1380 ny aron-tava nozaraina. Tsy latsa-danja amin’izany ny Faritra Vakinankaratra izay nozaraina aron-tava miisa 400 raha 394 no nanaovana fanentanana. Nahatratra 1054 araka izany ireo tsy nanana-dalana raha 2984 kosa ireo aron-tava nozaraina. Raha araka ny fantatra moa dia nisy tamin’ireo tsy nanara-dalana omaly no namafa ireny trano fivoahana iraisana ireny raha asa famafan-dalana hatrany no nahazatra ny rehetra hatramin’izay. Hiitatra amin’ny asa fanamboarana zaridaina sy fanadiovana sekoly izany ho tombontsoan’ny besinimaro.

Pati

 

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana