Dans la mme rubrique

Anosiavaratra Maty teo am-piterahana ilay voan’ny covid-19

05/06/2020

Renim-pianankaviana iray notsaboina teny amin’ny Hopitaly Anosiavaratra voamarina fa voan’ny Covid 19 no namoy ny ainy, ka nampiakatra ny isan’ny maty rehetra hatramin’izay ho fito. Nisy fahasarotany ny fiterahany ny alarobia 3 jona teo.

Anosiavaratra Maty teo am-piterahana ilay voan’ny covid-19

Hamaky ny tohiny...

Alakamisy Fenoarivo Nofendrahana ranom-panafody ny sekoly sy ny tsena

05/06/2020

Anisan’ny toerana ahitana olona maro tratry ny aretina Covid 19 any amin’ny kaominina Alakamisy Fenoarivo, distrikan’Antananarivo Atsimondrano.

Alakamisy Fenoarivo Nofendrahana ranom-panafody ny sekoly sy ny tsena

Hamaky ny tohiny...

Minisitry ny fahasalamana Mangataka fanampiana amin`ny « fond mondial »

05/06/2020

Nibahan-toerana mandritra ny tatitry ny misnitry ny fahsalamana manoloana ny solombavambahoaka ny momba ny aretina Covid-19. Nitondra fanazavana ny minisitry ny fahasalamana,Ahmad Ahmad, momba ny ezaka vita momba ny “coronavirus”.

Minisitry ny fahasalamana Mangataka fanampiana amin`ny « fond mondial »

Hamaky ny tohiny...

Nosy Seychelles Sitrana avokoa ireo mararin’ny Covid 19

05/06/2020

Raha ny tarehimarika farany nivoaka tamina haino aman-jery iraisam-pirenena iray dia firenena miisa 5 no nahitana ny taham-pahasitranan'ny covid-19 tsara indrindra eto Afrika hatreto.

Nosy Seychelles Sitrana avokoa ireo mararin’ny Covid 19

Hamaky ny tohiny...

Minisitry ny fahasalamana avy any Tchad “Olona 34 no notsaboinay tamin’ny CVO »

05/06/2020

Nilaza ny Minisitry ny fahasalamana Tchadien Mahamoud Youssouf Khayal omaly zoma 4 jona tao amin’ny fampahalalam-baovao Al Wihdad Info, fa olona 34 no notsaboin’izy ireo tamin’ny Covid Organics avy aty Madagasikara.

Minisitry ny fahasalamana avy any Tchad “Olona 34 no notsaboinay tamin’ny CVO »

Hamaky ny tohiny...

Famindra Justin “Miantso ny vahoakan’i Toamasina hanaja ny fihibohana”

05/06/2020

Miantso ny vahoakan` i Toamasina hanaraka ny fepetra entina hiadiana amin` ny Covid-19 ny depiote Famindra Justin, izay voafidy tao Toamasina I.

Famindra Justin “Miantso ny vahoakan’i Toamasina hanaja ny fihibohana”

Hamaky ny tohiny...

Midangana hatrany ny isa 63 indray voan’ny coronavirus

04/06/2020

Trangana coronavirus 63 be izao no notaterin’ny Pr Vololontiana Hanta omaly, izay antontan’isa betsaka indrindra tao anatin’ny 1 andro hatramin’ny

Midangana hatrany ny isa 63 indray voan’ny coronavirus

Hamaky ny tohiny...


Covid 19

Kaominin’Antananarivo renivohitra Tsy mbola nisy komity Loharano nitsangana

29/04/2020

Naka sy nanangona ireo olona tsy manan-kialofana rehetra ny kaominin’Antananarivo renivohitra raha vao nilaza ny filoham-pirenena fa miditra anaty fihibohana isika,

 

 hoy ny lefitry ny ben’ny tananan’Antananarivo, Mamy Rajhonson, nampahatsiahy. Toby miisa 2 dia teny Anosizato, izay toerana an’ny CUA, no voalohany ary ny faharoa dia nangatahana ny minisitera ka ny eny Nanisana no nametrahana azy ireo. 1000 isa mahery ireo tsy manan-kialofana ireo ary karakarain’ny CUA nanomboka teo ka hatramin’izao na lafiny sakafo io na fonenana na fidiovana sy ny rehetra. Efa jerena ihany koa izay fomba tsy hiverenan’izy ireo amoron-dalana intsony, hoy izy. Antony nanaovana antsoavo ny malala-tanana izany. Nomarihiny fa ny fiadidiana ny repoblika kosa no tompo-marika amin’ireo fanampiana hafa toy ny Vatsy Tsinjo sy ireo nomena ny mpitatitra. Nisy fahasahiranana teo amin’ny fitsinjarana ny Vatsy Tsinjo ary antony io niaingana taty aoriana tamin’ny antontan’isa eo anivon’ny PAM na drafitra misahana ny sakafo maneran-tany. Nambaran’ity tompon'andraikitra ity ihany koa fa hatreto aloha dia mbola tsy tafapetraka eto Antananarivo renivohitra ilay rafitra atao hoe Loharano. Rafitra natao haharitra fa tsy handalo ao anatin’izao ahamehana izao fotsiny izy io ka mbola eo am-pandaminana izay ny fiadiadiana ny repoblika satria avy any no miainga ny fananganana azy. Ny kaominina sy solombavambahoaka ary ny eny anivon’ny distrika kosa no indray miara-misalahy hanangana ilay komity Loharano, hoy hatrany ny fanazavany.

J. Mirija

 

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana