Dans la mme rubrique

Coronavirus 9 marary mafy any Toamasina

03/06/2020

Miisa 19 ireo trangana coronavirus teto Madagasikara ho an’ny fitiliana natao ny 1 jona, araka ny tatitry ny Pr Vololontiana omaly. 192 ny fakana singa sy fitiliana nataon’ny IPM ka 20 ny tany Toamasina,

Coronavirus 9 marary mafy any Toamasina

Hamaky ny tohiny...

Pr Ralandison Stéphan Nosamborina indray ?

03/06/2020

Nosamborin’ny mpitandro indray ny Pr Ralandison ary nentina aty Antananarivo, raha ny vavao avy any Toamasina, hoy ny fampahalalam-baovao iray omaly hariva.

Pr Ralandison Stéphan Nosamborina indray ?

Hamaky ny tohiny...

Ady amin’ny Covid 19 any Moramanga Natolotra ofisialy ny hopitaly ao Ambohitranjavidy

03/06/2020

Tontosa tamin’ny alatsinainy 01 jona 2020 ny fanolorana amin'ny fomba ofisialy ny toeram- pitsaboana ao amin'ny Hopitaly annexe Ambohitranjavidy Moramanga izay toerana handraisana an’ireo olona mitondra ny tsimokaretina Covid-19 any amin’ity distrika ity,

Ady amin’ny Covid 19 any Moramanga Natolotra ofisialy ny hopitaly ao Ambohitranjavidy

Hamaky ny tohiny...

Vahoakan’ny distrikan’i Fandriana Mifarimbona miady amin’ny coronavirus

03/06/2020

Mifarimbona tanteraka amin’ny ady atao amin’ny tsimokaretina covid-19 mba hahatontosa ny fanamby : “Distrikan’i Fandriana lavitry ny coronavirus” ireo tsara sitra-po any amin’ity toerana ity.

Vahoakan’ny distrikan’i Fandriana Mifarimbona miady amin’ny coronavirus

Hamaky ny tohiny...

Ady amin’ny coronavirus Nanafatra respirateurs 70 ny fanjakana

03/06/2020

Misy ny ezaka mba hanaraka ny fenitra ny fitiliana. 70 ny “respirateurs” nafarana hiatrehana ny coronavirus.

Ady amin’ny coronavirus Nanafatra respirateurs 70 ny fanjakana

Hamaky ny tohiny...

Covid 19 ao Toamasina Mahazaka marary 200 ny CEFTAR Analamalotra

02/06/2020

Ny CEFTAR Analamalotra indray no handraisana ireo marary ny valan'aretina covid-19 ao Toamasina, raha ny fampahafantarana ny sabotsy teo. Tafiditra ao anatin’izany ireo misy soritr’aretina.

Covid 19 ao Toamasina Mahazaka marary 200 ny CEFTAR Analamalotra

Hamaky ny tohiny...

Covid 19 128 no voa tao anatin’ny 3 andro

02/06/2020

Mitotaly 826 izany ireo marary ireo hatreto. 174 ihany ireo sitrana, ka 6 vaovao izay ny 5 tao amin’ny hopitaly Morafeno Toamasina, ary 1 teny amin’ny hopitaly Manarapenitra Andohatapenaka .

Covid 19 128 no voa tao anatin’ny 3 andro

Hamaky ny tohiny...


Covid 19

Antananarivo sy Fianarantsoa Miisa 588 ireo namafa lalana

28/04/2020

Nanomboka omaly alatsinainy maraina 27 aprily ny fampiharana ny dingana fanasaziana ho an’ireo izay minia tsy manao aron-tava ho fiarovana amin’ny fiparitahan’ny COVID 19.

 

 

Miisa 588 ireo tratra tsy nanao izany ho an'Antananarivo [500] sy Fianarantsoa [88] ; anisany nahitana izany ny teny Itaosy, Talatamaty, Ampitatafika, Andoharanofotsy, Mahitsy, Ambatolaona, Ambohimangakely... Nampamafana lalana avokoa ireo tratra na vahiny iro na malagasy.Tsara ho marihina fa tsy nanda fa nanao an-kitsi-po izany asa famafana lalana izany ireo izay tratra araka ny tatitra ny mpitandro filaminana. Na izany aza dia tsikaritra fa vitsy an’isa izy ireo. Raha misy olona folo mandeha mantsy eny amin’ny arabe dia ny telo monja amin’izy ireny sisa no tsy manao aron-tava. Ho an’ireo 588 mianaka ireo moa dia nisy ny Ray aman-dReny, vehivavy , lehilahy, ankizy.Ao anatin'ny fanentanana sy ny fifanabeazana dia  nampahatsiahivin’ny zandarimariam-pirenena ireo izay tratra aloha ny antony tena ilana ny arotava izay vao nasaina nanefa ny saziny izy ireo. Amin'ity anio ity vao mihatra ny sazy ho an'ny Toamasina 1 sy 2 satria omaly vao tonga tany an-toerana ny arotava tokony ho zaraina.

Pati

 

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana