Dans la mme rubrique

Anosiavaratra Maty teo am-piterahana ilay voan’ny covid-19

05/06/2020

Renim-pianankaviana iray notsaboina teny amin’ny Hopitaly Anosiavaratra voamarina fa voan’ny Covid 19 no namoy ny ainy, ka nampiakatra ny isan’ny maty rehetra hatramin’izay ho fito. Nisy fahasarotany ny fiterahany ny alarobia 3 jona teo.

Anosiavaratra Maty teo am-piterahana ilay voan’ny covid-19

Hamaky ny tohiny...

Alakamisy Fenoarivo Nofendrahana ranom-panafody ny sekoly sy ny tsena

05/06/2020

Anisan’ny toerana ahitana olona maro tratry ny aretina Covid 19 any amin’ny kaominina Alakamisy Fenoarivo, distrikan’Antananarivo Atsimondrano.

Alakamisy Fenoarivo Nofendrahana ranom-panafody ny sekoly sy ny tsena

Hamaky ny tohiny...

Minisitry ny fahasalamana Mangataka fanampiana amin`ny « fond mondial »

05/06/2020

Nibahan-toerana mandritra ny tatitry ny misnitry ny fahsalamana manoloana ny solombavambahoaka ny momba ny aretina Covid-19. Nitondra fanazavana ny minisitry ny fahasalamana,Ahmad Ahmad, momba ny ezaka vita momba ny “coronavirus”.

Minisitry ny fahasalamana Mangataka fanampiana amin`ny « fond mondial »

Hamaky ny tohiny...

Nosy Seychelles Sitrana avokoa ireo mararin’ny Covid 19

05/06/2020

Raha ny tarehimarika farany nivoaka tamina haino aman-jery iraisam-pirenena iray dia firenena miisa 5 no nahitana ny taham-pahasitranan'ny covid-19 tsara indrindra eto Afrika hatreto.

Nosy Seychelles Sitrana avokoa ireo mararin’ny Covid 19

Hamaky ny tohiny...

Minisitry ny fahasalamana avy any Tchad “Olona 34 no notsaboinay tamin’ny CVO »

05/06/2020

Nilaza ny Minisitry ny fahasalamana Tchadien Mahamoud Youssouf Khayal omaly zoma 4 jona tao amin’ny fampahalalam-baovao Al Wihdad Info, fa olona 34 no notsaboin’izy ireo tamin’ny Covid Organics avy aty Madagasikara.

Minisitry ny fahasalamana avy any Tchad “Olona 34 no notsaboinay tamin’ny CVO »

Hamaky ny tohiny...

Famindra Justin “Miantso ny vahoakan’i Toamasina hanaja ny fihibohana”

05/06/2020

Miantso ny vahoakan` i Toamasina hanaraka ny fepetra entina hiadiana amin` ny Covid-19 ny depiote Famindra Justin, izay voafidy tao Toamasina I.

Famindra Justin “Miantso ny vahoakan’i Toamasina hanaja ny fihibohana”

Hamaky ny tohiny...

Midangana hatrany ny isa 63 indray voan’ny coronavirus

04/06/2020

Trangana coronavirus 63 be izao no notaterin’ny Pr Vololontiana Hanta omaly, izay antontan’isa betsaka indrindra tao anatin’ny 1 andro hatramin’ny

Midangana hatrany ny isa 63 indray voan’ny coronavirus

Hamaky ny tohiny...


Covid 19

Fahamehana ara-pahasalamana Mampametra-panontaniana maro

27/04/2020

Tsena mora, Vatsy tsinjo, Loharano sy izay hafa efa misy rehetra dia santionany amin’ireo karazana rafitra sy tetikasa sosialy natsangana tato anatin’ity fitondrana ity, indrindra,

 

 

 

 

fa tao anatin’izao hamehana ara-pahasalamana izao, ny ankamaroany. Efa mampametra-panontaniana sy mampivadika ny atidohan’ny maro amin’izao fotoana izao ny tena anton’ireo sy ny fomba fiasan’ireo mazava. Tonga amin’ny fanontanian’ilay mpahay lalàna iray izay hoe ahoana marina ny tena momba ireto asa foromporonina be dia be ireto? Mampametra-panontaniana maro ny fiatrehana ity fahamehana ara-pahasalamana eto Madagasikara ity. Miala any indray izao io ny atao hoe “Tosika fameno” izay nisalorana ny anaran’ilay fanampiana mitentina 100.000 ariary ho an’ireo sahirana, raha ny fanazavana momba izany, nandritry ny fizarana azy tetsy alarobia ny sabotsy teo. Asa na hanao ahoana indray ny fandaminana ny fitsinjarana asa ao anatin’izany sa ve mbola ho atao hiteraka resabe toy ireo tetikasa sasany talohany? Tsy misy izay tsy mampametra-panontaniana ny fomba fiasan’ireo rafitra niforona rehetra tao anatin’izay 1 volana mahery izay. Toy izany ny fitarainana mikasika ny afitsok’ireo fiara 4x4 misy soratra COVID 19, ohatra, izay tsy mihetsi-bolomaso raha mahita olona mitsirararara eny an-dalana eny. Amin’io olona maro no anatin’ny fiara ary mazava ho azy fa tsy voahaja mihitsy ilay elanelana 1 metatra hampianariny ny olompirenena. Ny tena mahavaka dia hoe na dia marobe toy izany aza ireo rafitra sy tetikasa tafatsangana dia toy ny efa miverina tanteraka amin’ny fiainana an-davan’andro sahady ankehitriny ny malagasy kanefa ny ivon-toeram-pibaikoana momba ity ady ity mbola mamoaka fa mbola misy marary vaovaon’ny valan’aretina COVID 19 hatrany aloha hatramin’izao eto Madagasikara.

J. Mirija

L







 

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana