Dans la mme rubrique

Covid 19 ao Toamasina Mahazaka marary 200 ny CEFTAR Analamalotra

02/06/2020

Ny CEFTAR Analamalotra indray no handraisana ireo marary ny valan'aretina covid-19 ao Toamasina, raha ny fampahafantarana ny sabotsy teo. Tafiditra ao anatin’izany ireo misy soritr’aretina.

Covid 19 ao Toamasina Mahazaka marary 200 ny CEFTAR Analamalotra

Hamaky ny tohiny...

Covid 19 128 no voa tao anatin’ny 3 andro

02/06/2020

Mitotaly 826 izany ireo marary ireo hatreto. 174 ihany ireo sitrana, ka 6 vaovao izay ny 5 tao amin’ny hopitaly Morafeno Toamasina, ary 1 teny amin’ny hopitaly Manarapenitra Andohatapenaka .

Covid 19 128 no voa tao anatin’ny 3 andro

Hamaky ny tohiny...

Mpamily mivoaka an` i Toamasina Mila manana pasipaoro manokana

02/06/2020

“Mila mifanaraka amin` ireo “transitaire” ireo mpivarotra fiara vaovao (concessionnaire) sy mpanafatra fiara avy any ivelany”, hoy Tianarivelo Razafimahefa, filohan` ny CCO COVID-19.

Mpamily mivoaka an` i Toamasina Mila manana pasipaoro manokana

Hamaky ny tohiny...

Antananarivo Nisy voafonja voan’ny Coronavirus

02/06/2020

Any amin` ireo firenena mandroso dia fanomezana fahafahana vonjimaika ny voafonja ny fepetra (procédure carcérale)no raisina mba hifehezana ny aretina Covid-19 any amin` ireo fonja.

Antananarivo Nisy voafonja voan’ny Coronavirus

Hamaky ny tohiny...

Andrana tsindrona Artemisia “Handefa manam-pahaizana any Afrika i Madagasikara”

02/06/2020

Ny tambavy vokarintsika dia tsy isika eto ihany no nahita azy io. Efa tamin’ny nisy ilay SRASS-COV1 dia efa tamin’ny alalan’ny Artemisia no nampiasan’ny firenena sinoa azy io.

Andrana tsindrona Artemisia “Handefa manam-pahaizana any Afrika i Madagasikara”

Hamaky ny tohiny...

Ady amin’ny Coronavirus Toamasina Efa am-perinasa ireo miaramila 250 avy aty Antananarivo

02/06/2020

Nitsodrano ny bataillon na iraka manokana izay nanainga ny sabotsy hariva teo hihazo an'i Toamasina ny Minisitry ny Fiarovam-pirenena, ny Jeneraly Rakotonirina Richard, sy ny Lehiben'ny Etamazaoron'ny Tafika, ny Jeneraly Rabenaivoarivelo Jean Claude.

Ady amin’ny Coronavirus Toamasina Efa am-perinasa ireo miaramila 250 avy aty Antananarivo

Hamaky ny tohiny...

Covid-19 Midangana hatrany ny isa

29/05/2020

Nanao fitiliana 93 ny CICM, ka tany Toamasina ka 37 ny singa avy any Toamasina. 13 no voa (5 Analankininina, 2 Kaominina Ambonivohitra, 1 Campus Universitaire, 1 Ankirihiry Avaratra, 1 Mangarano,

Covid-19 Midangana hatrany ny isa

Hamaky ny tohiny...


Covid 19

Orinasa SEVPROD SARLU Nanolotra “huile essentielle” mitentina 8 000 000 Ar

25/04/2020

Nanolotra "huile essentielle Ravintsara" 634 flacons miteti-bidy 8 000 000 Ar teny amin'ny CCO Covid-19 Ivato ny Orinasa SEVPROD SARLU omaly 24 aprily noho ny fahatsapana fa manana andraikitra sy adidy eto amin'ny firenena ny orinasa amin'izao ady amin'ny "coronavirus" izao.

 

 

 

Miray fo amin’ny rehetra, ary ho fiaraha-mientana dia natolotra ny fanampiana kely sy bitika tokoa manoloana ny filana ao anatin'izao hamehana ara-pahasalamana izao, fa ny erikerika no mahatondra-drano ary mba ho tongotra miara-mamindra sy soroka miara-mialanja, hoy ity orinasa ity. Ezahana haparitaka manerana ny Nosy ireo lohamenaka, araka ny resadresaka tamin’ny filohan’ny CCO Covid-19 Razafimahefa Tianarivelo. Anisan’ny manana ny lanjany amin'ny fanamafisana ny hery fiarovana entina misoroka ny COVID-19 io lohamenaka io, izay azo ahosotra, hevohana,... hoy ny fanazavana.

Toky R

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana