Dans la mme rubrique

Covid-19 Midangana hatrany ny isa

29/05/2020

Nanao fitiliana 93 ny CICM, ka tany Toamasina ka 37 ny singa avy any Toamasina. 13 no voa (5 Analankininina, 2 Kaominina Ambonivohitra, 1 Campus Universitaire, 1 Ankirihiry Avaratra, 1 Mangarano,

Covid-19 Midangana hatrany ny isa

Hamaky ny tohiny...

Paul Rabary « Mbola hisy 2 na 3 volana ny Covid 19 »

29/05/2020

Ny 23 martsa 2020 no nihiboka voalohany ny malagasy. Mbola latsaky ny 100 ny voan’ny Coronavirus tamin’izany ary tsy mbola nisy ny maty, hoy ny mpahaifiarahamonina, Paul Rabary.

Paul Rabary « Mbola hisy 2 na 3 volana ny Covid 19 »

Hamaky ny tohiny...

612 no voan’ny covid-19 Niakatra ho 10 ireo marary mafy

28/05/2020

Niampy 26 ny trangana coronavirus eto Madagasikara, ka nampiakatra ny isa manontolo ho 612 hatreto. 9681 ny fitiliana rehetra vita ny 19 martsa hatramin’ny 25 mey teo.

612 no voan’ny covid-19 Niakatra ho 10 ireo marary mafy

Hamaky ny tohiny...

Antoko DHD “Efa ny mahaolona mihitsy no ataon’ny fitondrana antoka”

28/05/2020

Tsindrona, hatao andrana amin’ny marary Covid 19 ao Toamasina sy Antananarivo, hono.

Antoko DHD “Efa ny mahaolona mihitsy no ataon’ny fitondrana antoka”

Hamaky ny tohiny...

Fanafodin’ny Covid 19 atsindrona Tsy CVO fa zavatra hafa mihitsy

28/05/2020

Hanomboka ny andrana covid organics, ary diso tanteraka ny filazana fa ny CVO no navadika tsindrona, hoy ny Tale misahana ny raharaha momba ny lalàna eo anivon’ny Fiadidian’ny Repoblika Dr Sahondraharimalala Marie Michelle, nampian’ny Pr Luc Rakotovao omaly.

Fanafodin’ny Covid 19 atsindrona Tsy CVO fa zavatra hafa mihitsy

Hamaky ny tohiny...

Mararin’ny Covid-19 ao amin’ny Foyer Canada Tsy manaiky hanandramana ilay tsindrona

28/05/2020

Namoaka sy nitantara ny nanjo azy ireo olona miisa 48 voan’ny covid-19 ao amin’ny Foyer Social Canada ka nandefa solontena 03, raha vao nahita ireo mpanao gazety tonga hiatrika ny fanolorana fitaovana nataon'ny vokovoko mena, raha ny fampitam-baovao.

Mararin’ny Covid-19 ao amin’ny Foyer Canada Tsy manaiky hanandramana ilay tsindrona

Hamaky ny tohiny...

Rado Ramparaoelina “Tokony mitovy ireo fepetra mihatra isaky ny kaominina”

28/05/2020

Tsy mitovy ny andraikitra raisin’ireo Ben’ny tanana tsirairay avy ao anatin’ny distrikan’Antananarivo Atsimondrano

Rado Ramparaoelina “Tokony mitovy ireo fepetra mihatra isaky ny kaominina”

Hamaky ny tohiny...


Covid 19

Rado Ramparaoelina Tokony hazavaina bebe kokoa ny tambavy CVO

24/04/2020

Niteraka resabe teto amin’ny firenena tamin’ity herinandro ity ny fahaterahan’ilay tambavy CVO na ny Covid Organics izay fanefitry ny tsimok’aretina coronavirus vokarin’ny IMRA.

 

 Nanao rano lava ny fanehoan-kevitra mifandraika amin’izany. Misy ireo mankasitraka nefa misy koa ireo tsy mankasitraka. Ho an-dRado Ramparaoelina manokana, Ben’ny tananan’Ampitatafika dia notsipihiny fa ny fanazavana mahakasika ity fanafody ity no tsy ampy. Io no tokony hatao be dia be hoy izy ary avela halalaka ny olona tsirairay avy handray sy hisotro izany. Amin’ny ankapobeny mantsy hoy izy dia samy manana ny toe-batany ny tsirairay eny fa dia ireo ankizy madinika aza. Misy hoy izy ireo manaraka fitsaboana manokana ka tsy fantatra na mety aminy io tambavy io na tsia. Misy koa anefa hoy izy ireo taizan’aretina toy ny diabeta….ka tsy maintsy mbola miresaka amin’ny dokoterany. Niroso tamin’ny fizarana vary mora teny amin’ny fokontany Malaza ity Ben’ny tanana ity omaly, fanampiana avy amin’ny Fitondram-panjakana. Vary miisa 850 gony no natolotra tamin’izany ho an’ireo olona sahirana ka ny 550 gony no tonga mialoha. Ny kaominina no niantoka ny fitaterana izany niala teny amin’ny lapan’ny kolontsaina sy ny fanatanjahantena eny Mahamasina. Nampiavaka ny fizarana moa ny fiantsoana ny olona tompony tsirairay imaso amaso ary nanao sonia raha napetraka teny anivon’ny komitin’ny loharano ny anjaran’ireo tsy tonga.

 Pati

 

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana