Dans la mme rubrique

Midangana hatrany ny isa 63 indray voan’ny coronavirus

04/06/2020

Trangana coronavirus 63 be izao no notaterin’ny Pr Vololontiana Hanta omaly, izay antontan’isa betsaka indrindra tao anatin’ny 1 andro hatramin’ny

Midangana hatrany ny isa 63 indray voan’ny coronavirus

Hamaky ny tohiny...

Tsy fanajana fepetra Miha maro ireo taxi be mampiasa seza afovoany

04/06/2020

Fiara taxibe zotra 015 iray no tratran'ny polisin'ny boriborintany fahadimy tsy nanara-dalàna nitondra olona mipetraka amin'ny strapotin omaly tetsy Mahamasina.

Tsy fanajana fepetra Miha maro ireo taxi be mampiasa seza afovoany

Hamaky ny tohiny...

Vakisiny, tsindrona, CVO Manazava ny mpitsabo

04/06/2020

Ny vakisiny dia fitsaboana amin’ny alalan’ny fanalefahana karazana aretina hampidirina anaty vatan’olombelona mba hahafahan’ilay vatana mamorona hery fiarovana amin’iny karazana aretina iny, hoy ny fanazavan’ny tale jeneralin’ny klinika Saint Thomas, ny Dr Marius Ramaroson.

Vakisiny, tsindrona, CVO Manazava ny mpitsabo

Hamaky ny tohiny...

Andrana tsindrona faobe Tambazana 3000 miliara dolara ny mpitondra Afrikanina ?

04/06/2020

Tsy « bacterie » na « parasite » ny covid-19 fa virus, araka ny fanazavan’ny manam-pahaizana

Andrana tsindrona faobe Tambazana 3000 miliara dolara ny mpitondra Afrikanina ?

Hamaky ny tohiny...

Antsirabe Voasazy nanadio tanàna ireo mpanao karaoke

04/06/2020

Karaoke iray no mbola tratra nisokatra ihany tany Antsirabe na dia mbola ao anatin’ny hamehana ara-pahasalamana aza isika.

Antsirabe Voasazy nanadio tanàna ireo mpanao karaoke

Hamaky ny tohiny...

Coronavirus 9 marary mafy any Toamasina

03/06/2020

Miisa 19 ireo trangana coronavirus teto Madagasikara ho an’ny fitiliana natao ny 1 jona, araka ny tatitry ny Pr Vololontiana omaly. 192 ny fakana singa sy fitiliana nataon’ny IPM ka 20 ny tany Toamasina,

Coronavirus 9 marary mafy any Toamasina

Hamaky ny tohiny...

Pr Ralandison Stéphan Nosamborina indray ?

03/06/2020

Nosamborin’ny mpitandro indray ny Pr Ralandison ary nentina aty Antananarivo, raha ny vavao avy any Toamasina, hoy ny fampahalalam-baovao iray omaly hariva.

Pr Ralandison Stéphan Nosamborina indray ?

Hamaky ny tohiny...


Covid 19

Fanasana tanana Fitaovana ho ana mponina 8 tapitrisa no ilaina

24/04/2020

Hiaraha-mahalala ny maha-zava-dehibe ny fanasan-tanàna amin’ny savony, indrindra amin’izao ady ho fisorohana ny valan’aretina COVID-19izao.

 

 

 Eto Madagasikara anefa dia mponina 8 tapitrisa no tsy manana fitaovam-panasan-tanana amin’ny savony any an-tokan-tranony. Izany indrindra no nanosika ny UNICEF hiara-kiasa tamin’ny JIRAMA. Ny Ministeran’ny Rano, Fidiovana ary Fanadiovana, etsy andaniny, dia mikendry ny hanatsarana ny tahan’ny fisitrahana rano fisotro madio manerana ireo distrika 119 ato amintsika Ho fanamafisana ny famatsian-drano amin’ireo faritra manana olana amin’izany dia hiroso amin’ny fametrahanany WSP na « Water Service Point by JIRAMA », tohanan’ny UNICEF ny roa tonta. Fokontany31 eto Antananarivo no hiaraha-manatanteraka izany.Siniben-drano miisa 40, manana hadiry hatramin’ny 10m3no haparitaka ao anatin’ny fametrahana ity tolotra ity. Hisy ihany koa ny fanentanana amin’ny fihetsika fototra ho fiarovana amin’ny coronavirus hiaraha-manatanteraka amin’ny fokontany 192 eto Antananarivo, izay ahitana paompy miisa 2660 sy Fokontany 138 any Toamasina izay misy paompy 377. Ity tolotra ity dia hitondra vahaolana azo tsapain-tanana ho an’ny mponina amin’izao hamehana ara-pahasalamana izao satria sady hahafahan’izy ireo misitraka rano fisotro madio no hisitrahany fanasan-tanana ihany koa. . .Paikady izay mifototra amin’ny fanitarana ireo toby famokaran-drano, ny fitsinjarana izany ary ny fampidiran-drano vaovao, izay hiaraha-miasa akaiky amin’ny JIRAMA. Eo ihany koa ny fametrahana foto-drafitrasa fidiovana sy fanadiovana izay iarahany manatanteraka amin’ireo mpiara-miombon’antoka. Raha ny vinavina dia olona 470 000 eto Antananarivo ary 30 000 any Toamasina no manjifa ny rano amin’ny paompy.

Pati

 

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana