Dans la mme rubrique

KAMIAO TSY TOKONY HITATITRA OLONA

02/07/2018

Tsy tokony hatao fiara fitaterana intsony ny kamiao, na inona na inona fanovàna natao taminy. Mbola voaporofo indray izany taorian’ny loza nahatsiravina izay niseho omaly maraina.

KAMIAO TSY TOKONY HITATITRA OLONA

Hamaky ny tohiny...

Lasa fahazarana fotsiny sisa

30/03/2015

Ny fampahafantarana mialoha ny fandaharam-potoana ve no tsy ampy sa ny vahoaka mihitsy no tsy rototra aminny fanamarihana ny tsingerintaona nisianny tolom-panafahana taminny 29 martsa 1947 ?

Lasa fahazarana fotsiny sisa

Hamaky ny tohiny...

Raharison Thierry Homena toerana mendrika azy ny sarimihetsika Malagasy

07/11/2014

Tapa-kevitra ankehitriny ireo mpandraharaha sy mpamokatra sarimihetsika Malagasy ny hamongotra ny piraty eto amintsika. Vahininny gazety Tia Tanindrazana hitondra fanazavana ny mikasika izay anio ny tale jeneralinny Office Malagasy du Cinma Raharison Thierry. Resadresaka.

Raharison Thierry Homena toerana mendrika azy ny sarimihetsika Malagasy

Hamaky ny tohiny...

Ivelany sy anatiny

21/03/2014

Efa azo ambara sahady fa milamina ny resaka eo aminny filoha Hery Rajaonarimampianina sy ny sehatra iraisam-pirenena.

Ivelany sy anatiny

Hamaky ny tohiny...

Hiova marina ve ?

20/03/2014

Nandao ani Etazonia omaly ary nihazo ani Lafrantsa ka hihaona aminireo tomponandraikitra ambony any indray manomboka anio ny filoha Hery Rajaonarimampianina.

Hiova marina ve ?

Hamaky ny tohiny...

Sao dia mampiesona e ?

19/03/2014

Mba nanaitra ihany ilay filazan'ny filoha Rajaonarimampianina hoe tsy misy gadra politika intsony eto Madagasikara. Toa ny mampanahy ihany ny zavatra tahaka izany satria be loatra ilay kabary atao, fa toa tsy tena mifanaraka amin'izay akory ny zava-misy marina.

Sao dia mampiesona e ?

Hamaky ny tohiny...

Ambarao ny tena marina

18/03/2014

Ambarao ny tena marina

Hamaky ny tohiny...


Donak'afo

Institut Pasteur de Madagascar Olona 2152 no vita fitiliana PCR

18/04/2020

Miisa 2 152 ny fitiliana (PCR) vita hatry ny omaly teny amin’ny Institut Pasteur de Madagascar na ny IPM araka ny tatitra nentin’ny Pr Solofomalala Gaëtan Duval,

 

 

Sekretera Jeneralin'ny Ministeran'ny Fahasalamam-bahoaka. Olona efa nifampikasoka tamin’ilay otrikaretina Covid-19 izy ireo. Talohan’ny nahitana tranga Covid-19 voalohany teto Madagasikara, araka ny fanazavany hatrany, dia efa nisy fitiliana 80 natao, ary olona nahiahiana miisa 2 357 hafa nanaovana fanaraha-maso. Marihina fa isan’ny fomba nentina niady sy nisoroka ny coronavirus teto amintsika ny fanaovana fitiliana ireo olona tonga rehetra tamin’ny sidina an’habakabaka teo anelanelan’ny 11-19 martsa. Na izany aza nisy ny olona efa nanaparitaka coronavirus nialohan’izay na tao anatin’ireo olona tonga tamin’io fe-potaoana io. Miakatra hatrany noho izany ny antontan’isa.

Toky R

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana