Dans la męme rubrique

Midangana hatrany ny isa 63 indray voan’ny coronavirus

04/06/2020

Trangana coronavirus 63 be izao no notaterin’ny Pr Vololontiana Hanta omaly, izay antontan’isa betsaka indrindra tao anatin’ny 1 andro hatramin’ny

Midangana hatrany ny isa 63 indray voan’ny coronavirus

Hamaky ny tohiny...

Tsy fanajana fepetra Miha maro ireo taxi be mampiasa seza afovoany

04/06/2020

Fiara taxibe zotra 015 iray no tratran'ny polisin'ny boriborintany fahadimy tsy nanara-dalĂ na nitondra olona mipetraka amin'ny strapotin omaly tetsy Mahamasina.

Tsy fanajana fepetra Miha maro ireo taxi be mampiasa seza afovoany

Hamaky ny tohiny...

Vakisiny, tsindrona, CVO Manazava ny mpitsabo

04/06/2020

Ny vakisiny dia fitsaboana amin’ny alalan’ny fanalefahana karazana aretina hampidirina anaty vatan’olombelona mba hahafahan’ilay vatana mamorona hery fiarovana amin’iny karazana aretina iny, hoy ny fanazavan’ny tale jeneralin’ny klinika Saint Thomas, ny Dr Marius Ramaroson.

Vakisiny, tsindrona, CVO Manazava ny mpitsabo

Hamaky ny tohiny...

Andrana tsindrona faobe Tambazana 3000 miliara dolara ny mpitondra Afrikanina ?

04/06/2020

Tsy « bacterie » na « parasite » ny covid-19 fa virus, araka ny fanazavan’ny manam-pahaizana

Andrana tsindrona faobe Tambazana 3000 miliara dolara ny mpitondra Afrikanina ?

Hamaky ny tohiny...

Antsirabe Voasazy nanadio tanĂ na ireo mpanao karaoke

04/06/2020

Karaoke iray no mbola tratra nisokatra ihany tany Antsirabe na dia mbola ao anatin’ny hamehana ara-pahasalamana aza isika.

Antsirabe Voasazy nanadio tanĂ na ireo mpanao karaoke

Hamaky ny tohiny...

Coronavirus 9 marary mafy any Toamasina

03/06/2020

Miisa 19 ireo trangana coronavirus teto Madagasikara ho an’ny fitiliana natao ny 1 jona, araka ny tatitry ny Pr Vololontiana omaly. 192 ny fakana singa sy fitiliana nataon’ny IPM ka 20 ny tany Toamasina,

Coronavirus 9 marary mafy any Toamasina

Hamaky ny tohiny...

Pr Ralandison Stéphan Nosamborina indray ?

03/06/2020

Nosamborin’ny mpitandro indray ny Pr Ralandison ary nentina aty Antananarivo, raha ny vavao avy any Toamasina, hoy ny fampahalalam-baovao iray omaly hariva.

Pr Ralandison Stéphan Nosamborina indray ?

Hamaky ny tohiny...


Covid 19

Fanafodin’ny coronavirus Ho avy tsy ho ela ny fanambarana miezinezina ?

14/04/2020

Amin'izao andron'ny Paska izao dia hafatra mifono fanantenana no entin'i Madagasikara ho an'izao tontolo izao noho ireo zavaboahary ananany izay tsy hita afatsy eto amintsika ny 80 isan-jatony,

 

 hoy ny Filoham-pirenena Malagasy tamin’ny hafatra nataony noho ny fetin’ny paska. Manoloana ny covid19 dia afaka ny handroso fitsaboana vokatry ny fikarohana niainga amin'ireo zava-maniry fampiasa amin'ny fitsaboana nentim-paharazana isika, hoy izy. Mandra-piandry ny valin'ireo andrana natao dia matoky isika fa afaka ny hanova ny tantara an’izao tontolo izao manoloana an’ity valanaretina Coronavirus ity, araka ny fanambaran’i Andry Rajoelina. Hisy ihany koa ireo andrana ho atao any amin’ny laboratoara hijerena ny hanaovana ny fanafody hovokarina, hoy izy. Andrasana izany vokatra izany satria tena nisy akony tamin’ny fampahalalam-baovao iraisam-pirenena iny fanambarana iny ny herinandro lasa teo. Ny olona voa amin’izao fotoana izao dia manodidina ny 2 tapitrisa maneran-tany, kanefa ny filohantsika efa nilaza fa mety afaka ny hitsaboana olona 30 tapitrisa eto ambonin’ny tany ny fanafody ka andrasana izay hivoahany.

Toky R

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana