Dans la męme rubrique

Coronavirus teny Alakamisy Fenoarivo Nijoro vavolombelona ilay rangahy sitrana

10/07/2020

Efa sitrana soamantsara avokoa ireo fianakaviana iray trano nararin’ny coronavirus teny amin’ny Fokontany Antanety, kaominina Alakamisy Fenoarivo, distrikan’Antananarivo Atsimondrano.

Coronavirus teny Alakamisy Fenoarivo Nijoro vavolombelona ilay rangahy sitrana

Hamaky ny tohiny...

Tsy maharaka ny hopitaly sy ny mpitsabo Amporisihana ny fitsaboana any an-trano

10/07/2020

Nampiharina eto Madagasikara ny fomba famaritana vaovao ny olona sitrana (protocole de sortie) ka afaka mivoaka ny hopitaly nofaritan’ny OMS nanomboka ny 27 mey.

Tsy maharaka ny hopitaly sy ny mpitsabo Amporisihana ny fitsaboana any an-trano

Hamaky ny tohiny...

CMC Andohatapenaka Mandray marary 115 isan’andro ny dokotera iray

10/07/2020

Tsy mitsaha-mitombo ireo olona mahatsiaro tsy fahasalamana tonga manatona eny amin’ny Village Voara Andohatapenaka na ny Centre Medical COVID 19 amin’izao.

CMC Andohatapenaka Mandray marary 115 isan’andro ny dokotera iray

Hamaky ny tohiny...

Coronavirus 209 indray voa teto Antananarivo

10/07/2020

Niampy 209 ireo mitondra ny tsimokaretina coronavirus eto Madagasikara, ka nampiakatra ny isan’ny voa hatramin’izay ho 3787, araka ny tatitry ny Pr Vololontiana Hanta omaly 9 jolay 2020.

Coronavirus 209 indray voa teto Antananarivo

Hamaky ny tohiny...

Village Voara Andohatapenaka Nahazo tohana ara-tsakafo ireo mpiasan’ny fahasalamana

10/07/2020

Mafy ny asa hatrehin’ireo tompon’andraikitra isan-tsokajiny mampiodina ny Village Voara eny Andohatapenaka isan’andro na ny CMC.

Village Voara Andohatapenaka Nahazo tohana ara-tsakafo ireo mpiasan’ny fahasalamana

Hamaky ny tohiny...

Hary Naivo Rasamoelina “Porofoy fa sitrana ireo lazainareo fa sitrana ireo”

10/07/2020

Tsy tokony horaisina an-jambany fotsiny ny zavatra miseho iraisam-pirenena fa mila tetikady ary tsy ampiharina ara-bakiteny,

Hary Naivo Rasamoelina “Porofoy fa sitrana ireo lazainareo fa sitrana ireo”

Hamaky ny tohiny...

Fanasana tanana Fihetsika tsotra, mahavonjy aina

10/07/2020

Fihetsika faran’izay tsotra kanefa adinodino misy fotoana ny fanasana tanana.Ny nahazatra ny ankamaroan’ny oona hatrizay dia ny hoe manasa tanana rehefa hisakafo, na avy any amin’ny trano fivoahana ,

Fanasana tanana Fihetsika tsotra, mahavonjy aina

Hamaky ny tohiny...


Covid 19

Fianarantsoa, Toamasina, Ambatomanga Samy narahi-maso akaiky, hoy ny Minisitry fahasalamana

08/04/2020

Fanaraha-maso ny marary, fanairana, miasa, mandray an-tĂ nana ireo marary. Tanjona ny hitiliana malaky ny tsimokaretina, hoy ny Minisitry ny fahasalamana Ahmad Ahmad raha nanontaniana momba ny paikady hiatrehana ny coronavirus.

 

Ny “agent communautaire” sy ny mpiasan’ny fahasalamana eny ifotony no manara-maso. Ho an’ny fanairana kosa, toy ny fisiana tranga mampiahiahy dia atao ny  “prélèvement” dia  alefa any amin’ny Institut Pasteur de Madagascar ( IPM), atao ny fanokana-monina mandritra ny 14 andro. Arahi-maso akaiky ny fahasalamany. Nisy ny olon’ny minisitera nalefa nanara-maso, nanentana sy nankahery ireo mpiasan’ny fahasalamana: Toamasina, Fianarantsoa izay nankahery sy nizara ireo fitaovana fiarovan-tena. Mijery ny “cas contact” sy mitondra fanafody na koa ny fitiliana. Miasa ary manao ny ainy tsy ho zavatra ireo, hoy ity minisitra ity . Nandeha tany amin’ny kaominina Ambatomanga niaraka tamin’ny Minisitry ny polisy ihany koa, nijery ireo cas contact. Omaly 7 aprily dia andro maneran-tany ho an’ny fahasalamana, ary lohahevitra ny hoe: tohano ny mpampivelona. Miasa ireo saingy nilaza ity minisitra ity fa olana ny tsy fahampian’ny fampitaovana.

Toky R

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana