Dans la mme rubrique

Covid 19 Ireo nahazo alalana ihany no afaka manao fitiliana

10/08/2020

Namoaka fanambarana ny minisiteran` ny fahasalamam-bahoaka fa maro ireo toeram-pitsaboina sy hopitaly tsy miankina milaza fa manao fitiliana momba ny valanaretina Covid 19.

Covid 19 Ireo nahazo alalana ihany no afaka manao fitiliana

Hamaky ny tohiny...

Ady amin’ny Covid 19 Tsy mangarahara ny momba ny CVO

10/08/2020

148 ny maty, kanefa na iray aza dia marary izany, ka ny tambavy CVO no nambaran’ny Filoha, fa nahafaha-nifehy ny fidangan’ny fahafatesana. 1 890 051 ny CVO “Pack familial” nozaraina nanerana ny Nosy,

Ady amin’ny Covid 19 Tsy mangarahara ny momba ny CVO

Hamaky ny tohiny...

Covid 19 Madagasikara 13 no maty tao anatin’ny 48 ora

10/08/2020

Olona 13 no lavon’ny coronavirus tao anatin’ny 48ora farany satria 6 ny sabotsy teo (03 Analamanga, 02 Vakinankaratra, 01 Matsiatra Ambony), ary 7 kosa omaly alahady (05 Analamanga, 01 Betsiboka, 01 Matsiatra Ambony).

Covid 19 Madagasikara 13 no maty tao anatin’ny 48 ora

Hamaky ny tohiny...

Ady amin’ny Covid 19 Tonga ny andiany voalohan’ny “concentrateurs d'oxygène"

10/08/2020

Tonga omaly 9 aogositra 2020 teny amin'ny seranam-piaramanidina Bani Ivato ny fiaramanidina nitondra ny andiany voalohany tamin'ireo "concentrateurs d'oxygène" sy ireo "lunettes nasales à oxygène".

Ady amin’ny Covid 19 Tonga ny andiany voalohan’ny “concentrateurs d'oxygène"

Hamaky ny tohiny...

Fanitarana ny « Fahamehana ara-pahasalamana » Mifanipa-kevitra ireo lehiben’ny andrimpanjakana

10/08/2020

Nitarina 15 andro ny fahamehana ara-pahasalamana. Ny Didim-panjakana laharana faha-2020-890 tamin’ny 08 aogositra 2020 no manambara

Fanitarana ny « Fahamehana ara-pahasalamana » Mifanipa-kevitra ireo lehiben’ny andrimpanjakana

Hamaky ny tohiny...

Fiatrehana ny Covid 19 Nahazo fitaovam-pitiliana TDR an-jatony i Ambatolampy

10/08/2020

Fiatrehana ny Covid 19 Nahazo fitaovam-pitiliana TDR an-jatony i Ambatolampy

Hamaky ny tohiny...

Nohamaivanin’ny Filoha ny Covid 19 “Tsy namono olona noho ny pesta io… ”

10/08/2020

Miisa 148 ny olona maty teto. Latsaky ny 1% ny olona maty, izay midika fa ambany ny taham-pahafatesana mitaha amin’ny firenena maneran-tany. Aty Afrika, dia 2% eo manerana an’i Afrika, raha toa ka 3,8% maneran-tany.

Nohamaivanin’ny Filoha ny Covid 19 “Tsy namono olona noho ny pesta io… ”

Hamaky ny tohiny...


Covid 19

Ady amin’ny Covid-19 Manao tohivakana ny tohana sy fanomezana

06/04/2020

Ao anatin’ny fotoan-tsarotra no ahitana ny tena namana na tena havana. Manao tohivakana ny fanolorana fanampiana sy fanomezana eny amin’ny ivon-toerana fibaikoana sy fandraharahana ny ady atao amin’ny Covid-19 eny Ivato,

 

 

 indrindra fa ny faran’ny herinandro teo. Amin’ny ankapobeny dia ireo orinasa lehibe eto amintsika no lohalaharana amin’izany fanolorona fanampiana izay. Ny 03 aprily lasa teo dia nanolotra fanomezana ny orinasa TOTAL Madagascar. “Carte carburant” ho`an ny fiara 300 sy fiaramanidina miisa 07 no natolony tamin` ireo tompon’andraikitra. Nitondra ny anjara birikiny ihany koa ny masoivohon` i Suisse. Ho fanohanana an` Antananarivo Renivohitra manoloana ny fihanaky ny COVID-19 dia nanolotra savony miisa 22 500 izy ireo entina handraisana an-tanana ireo tsy manan-kialofana. Ny orinasa sicam dia nampindrana fiara 20 , nanolotra finday miisa 111 ny Telma, nanolotra lelavola 80 tapitrisa ariary ny Mateza Tole Ampitatafika…santionany ireo fa maro ireo nanolotra vola sy fitaovana; tsy orinasa na masoivoho vahiny ihany fa misy sekoly, ivotoeram-panofanana, olon-tsotra, manampahefana sy tompon’andraikim-panjakana ambony, Fiangonana…Ny OMS moa tao anatin’ny fampilazana nataony, ny zoma teo, dia mankasitraka ireo rehetra malala-tanana manoloana izao ady lehibe hatrehan’ny firenena izao, ary mamporisika ireo tsy mbola nanome fanampiana satria ny tombotsoan’ny daholobe no hiadiana.

Marigny A

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana