Dans la mme rubrique

Covid 19 Ireo nahazo alalana ihany no afaka manao fitiliana

10/08/2020

Namoaka fanambarana ny minisiteran` ny fahasalamam-bahoaka fa maro ireo toeram-pitsaboina sy hopitaly tsy miankina milaza fa manao fitiliana momba ny valanaretina Covid 19.

Covid 19 Ireo nahazo alalana ihany no afaka manao fitiliana

Hamaky ny tohiny...

Ady amin’ny Covid 19 Tsy mangarahara ny momba ny CVO

10/08/2020

148 ny maty, kanefa na iray aza dia marary izany, ka ny tambavy CVO no nambaran’ny Filoha, fa nahafaha-nifehy ny fidangan’ny fahafatesana. 1 890 051 ny CVO “Pack familial” nozaraina nanerana ny Nosy,

Ady amin’ny Covid 19 Tsy mangarahara ny momba ny CVO

Hamaky ny tohiny...

Covid 19 Madagasikara 13 no maty tao anatin’ny 48 ora

10/08/2020

Olona 13 no lavon’ny coronavirus tao anatin’ny 48ora farany satria 6 ny sabotsy teo (03 Analamanga, 02 Vakinankaratra, 01 Matsiatra Ambony), ary 7 kosa omaly alahady (05 Analamanga, 01 Betsiboka, 01 Matsiatra Ambony).

Covid 19 Madagasikara 13 no maty tao anatin’ny 48 ora

Hamaky ny tohiny...

Ady amin’ny Covid 19 Tonga ny andiany voalohan’ny “concentrateurs d'oxygène"

10/08/2020

Tonga omaly 9 aogositra 2020 teny amin'ny seranam-piaramanidina Bani Ivato ny fiaramanidina nitondra ny andiany voalohany tamin'ireo "concentrateurs d'oxygène" sy ireo "lunettes nasales à oxygène".

Ady amin’ny Covid 19 Tonga ny andiany voalohan’ny “concentrateurs d'oxygène"

Hamaky ny tohiny...

Fanitarana ny « Fahamehana ara-pahasalamana » Mifanipa-kevitra ireo lehiben’ny andrimpanjakana

10/08/2020

Nitarina 15 andro ny fahamehana ara-pahasalamana. Ny Didim-panjakana laharana faha-2020-890 tamin’ny 08 aogositra 2020 no manambara

Fanitarana ny « Fahamehana ara-pahasalamana » Mifanipa-kevitra ireo lehiben’ny andrimpanjakana

Hamaky ny tohiny...

Fiatrehana ny Covid 19 Nahazo fitaovam-pitiliana TDR an-jatony i Ambatolampy

10/08/2020

Fiatrehana ny Covid 19 Nahazo fitaovam-pitiliana TDR an-jatony i Ambatolampy

Hamaky ny tohiny...

Nohamaivanin’ny Filoha ny Covid 19 “Tsy namono olona noho ny pesta io… ”

10/08/2020

Miisa 148 ny olona maty teto. Latsaky ny 1% ny olona maty, izay midika fa ambany ny taham-pahafatesana mitaha amin’ny firenena maneran-tany. Aty Afrika, dia 2% eo manerana an’i Afrika, raha toa ka 3,8% maneran-tany.

Nohamaivanin’ny Filoha ny Covid 19 “Tsy namono olona noho ny pesta io… ”

Hamaky ny tohiny...


Covid 19

Arthuro Bris “Kajy efa hatramin’ny 2017 ny fanapariahana ny COVID 19…”

03/04/2020

Kajy efa hatramin’ny taona 2017, raha ny fanadihadiana nataona haino aman-jery vahiny iray ny fanapariahana ny valan’aretina COVID 19 eto amin’izao tontolo izao. Gripa,

 

 

 

 Malaria, Ebola sy izay areti-mandringana rehetra hatramin’io Coronavirus io dia misandam-bidy hatrany amin’ny 550 miliara dolara isan-taona ao amin’ny banky iraisampirenena, raha ny filazan’i Arthuro Bris manampaizana momba ny toekarena. Mba hiadiana amin’ny fihanak’izy ireny aty amin’ny tany an-dalam-pandrosoana dia natsangan’ity banky ity ny rafitra mitatam-bola izany manokana antsoina hoe “Pandemic bones” ny taona 2017. Karazana fiantohan’aina na “assurance” izy io ka rehefa mametra-bola ao ireo mpiara-miombon’antoka momba izay resaka areti-mandringana izay dia mampiditra 12% ho an’ny banky iraisampirenena avy amin’ireo firenena manaiky ilay fanampiana. 3 taona no fetra hanangonan’ity banky ity izany filana izany, raha ny fanazavana hatrany, ka rehefa natao ny kajy dia tokony ho ny 15 jolay 2020 no mifarana io fetra io. Raha tsy nisy areti-mandripaka na “pandemie” izany nanomboka teo mandrak’ankehitriny dia tsy vitan’ny mahatafaverim-bola fotsiny ireo mpiara-miombon’antoka voalaza teo fa sady mahazo ny tombony nifanarahana ihany koa. Raha misy kosa ilay areti-mandripaka dia mijanona ao ny vola narotsaka na “versement des interet des investisseurs” ary mivadika ho amin’ireo firenen-kafa mila ny tolotra indray ny tinady. Hatreto izany dia tsy mbola nisy fanampiana nivoaka tamin’io Pandemic bones io mihitsy, raha ny fanazavana hatrany.

J. Mirija

 

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana