Dans la męme rubrique

Baolina kitra Hifandona ny Barea sy ny Black Star-n’i Ghana

30/09/2020

Raikitra ny fampivondronana ny Barean’i Madagasikara noho ny fanampiana lehibe avy amin’ny Filoham-pirenena, hoy i Nicolas Dupuis Mpanazatra ekipam-pirenena.

Baolina kitra Hifandona ny Barea sy ny Black Star-n’i Ghana

Hamaky ny tohiny...

Faktiora tsy vita nandritra ny fihibohana Haloa tsikelikely manomboka ny janoary 2021

30/09/2020

Lasa fahazarana ny delestazy na fahatapahan-jiro matetika eto Antananarivo sy ny manodidina.

Faktiora tsy vita nandritra ny fihibohana Haloa tsikelikely manomboka ny janoary 2021

Hamaky ny tohiny...

Ankilimarovahatse - Amboasary Atsimo Ankizy miisa valo matin’ny hanoanana

29/09/2020

Mamely ny kere any atsimo. Mihantona ny orana. Tsy misy antenaina ny vokatry ny fambolena. Atao varoboba ny biby fiompiana mba hividianana rano sy sakafo.

Ankilimarovahatse - Amboasary Atsimo Ankizy miisa valo matin’ny hanoanana

Hamaky ny tohiny...

Besarety sy ny manodidina Manahy ny ho dobo rano rehefa fahavaratra

29/09/2020

Miomana amin'ny fotoam-pahavaratra 2020/2021 ny SAMVA sy ny Ministeran'ny Rano sy Fidiovana ary Fahadiovana. Natomboka omaly Alatsinainy 28 septambra 2020 tetsy Besarety sy ny manodidina ny fanadiovana tatatra sy lakandrano eny an-toerana.

Besarety sy ny manodidina Manahy ny ho dobo rano rehefa fahavaratra

Hamaky ny tohiny...

Fanalan-jaza an-tsokosoko Vehivavy 3 isan'andro no mamoy ny ainy

29/09/2020

Manaitra ny sain'ny maro Rtoa Estelle Razanadrakoto, sekretera jeneralin'ny CNFM (Filan-kevitra nasionalin'ny vehivavy eto Madagasikara),

Fanalan-jaza an-tsokosoko Vehivavy 3 isan'andro no mamoy ny ainy

Hamaky ny tohiny...

Fandaminana tsena any Sambava Leo famindran-toerana lava ireo mpivarotra

28/09/2020

Miteraka savorovoro ny famindran-toerana ireo mpivarotra ao amin` ny kaominina ambonivohitra Sambava. Fanintelony izay no namindrana azy ireo.

Fandaminana tsena any Sambava Leo famindran-toerana lava ireo mpivarotra

Hamaky ny tohiny...

Sosialy

Sekoly tsy miankina Mila jeren’ny fanjakana manokana

31/03/2020

Ankehitriny dia mandalo ady sarotra ihany koa ny eo anivon` ny sekoly tsy miankina.

Tapaka fidiram-bola ireo mpampianatra manao “chargé de cours”. Ireo mpitantana sekoly moa na dia te hanampy ireo mpiara-miasa aminy dia misy ireo tsy afa-manoatra raha misy hitady “avance” amin` izy ireo manoloana izao fihibohana izao eto Antananarivo sy Toamasina. Etsy ankilany, ireo Ray aman-dreny koa dia tapaka fidiram-bola, ary tsy afaka handoa saram-pianarana.. Ho an` ireo sekoly manofa trano dia mety hisy fifanarahana manokana amin` ny tompon-trano vao mety ho tafavoaka, raha manaiky ilay tompon-trano. Etsy andaniny, ny “vacation” zara fa zaraina. Betsaka ny mpampianatra nanao mpitsara (jury) sy mpitsara laza adina (correcteur) nandritra ireny fanadinam-panjakana ireny kanefa tsy mbola nahazo tambin-karama.  Noho izany, tsy tokony isan` ireo nampidirina ao anatin` ny drafitra ara-tsosialy ve ny mpanabe, indrindra fa ireo ao amin’ny sehatra tsy miankina ? Tena ilaina sady manana ny toerany amin` ny fampandrosoana ny mpanabe. Tsy misy teknisianina, mpiasa birao, talen'orinasa, mpitsara, manamboninahitra, minisitra, eny, tsy nisy koa filoham-pirenena raha tsy nisy Mpampianatra.

Marigny A.

 <<Retour

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana