Dans la mme rubrique

Delegasionin’ny TIM Tonga nankahery ny fianakavian’i Latimer Rangers

30/09/2020

Nodimandry teo amin’ny faha-78 taonany ny sabotsy lasa teo teto Antananarivo Rtoa Maho Anjinee Jeannette Vivyan,

Delegasionin’ny TIM Tonga nankahery ny fianakavian’i Latimer Rangers

Hamaky ny tohiny...

Delegasionin’ny TIM Tonga nankahery ny fianakavian’i Latimer Rangers

30/09/2020

Nodimandry teo amin’ny faha-78 taonany ny sabotsy lasa teo teto Antananarivo Rtoa Maho Anjinee Jeannette Vivyan,

Delegasionin’ny TIM Tonga nankahery ny fianakavian’i Latimer Rangers

Hamaky ny tohiny...

Antsirabe Efa notaritaritin’ny alika ilay fatin-jazakely

30/09/2020

Fatin-jazakely iray efa tsy nisy tapany ambany intsony no hitan’ny fokonolona nentin’ny alika omaly maraina tao amin’ny fokontany Mahafaly Vatofotsy Antsirabe, Faritra Vakinankaratra.

Antsirabe Efa notaritaritin’ny alika ilay fatin-jazakely

Hamaky ny tohiny...

Ampanihy Amperin'asa ny sefo distrika vaovao

30/09/2020

Tafapetraka amin`ny toerany ny lehiben'ny Distrikan'Ampanihy vaovao, Jovin Thomas Andriamaro.

Ampanihy Amperin'asa ny sefo distrika vaovao

Hamaky ny tohiny...

Fidiran’ny vahiny any Nosy Be Nametraka fepetra maro ny fanjakana

30/09/2020

Nampatsiahy ny fanjakana Malagasy tamin’ny alalan’ny ministeran’ny fitaterana sy ny fizahantany miaraka amin’ny ministeran’ny raharaham-bahiny fa misy ireo fepetra tsy maintsy arahan’ireo vahiny miasa amin’ny sehatry ny hotely ka ho avy any Nosy Be.

Fidiran’ny vahiny any Nosy Be Nametraka fepetra maro ny fanjakana

Hamaky ny tohiny...

Ambilobe Nosamborina ilay mpanely tsaho

30/09/2020

Lehilahy iray mpanely vaovao tsy marina sy manakorontana saim-bahoaka any amin’iny distrikan’Ambilobe iny no nosamborin’ny polisy misahana ny cybercriminalité any an-toerana.

Ambilobe Nosamborina ilay mpanely tsaho

Hamaky ny tohiny...

Fanodinkodinan-tany tao Mahajanga Olona miisa 3 no naiditra am-ponja

30/09/2020

Tompon’andraikitry ny fananan-tany tao Marovoay teo aloha 1, lefitry ny lehiben’ny faritra ao an-toerana 1 ary mpanofa ilay toerana 1 no indray nadoboka am-ponja vonjimaika taorian’ny fanapahan’ny tribonaly misahana ny ady

Fanodinkodinan-tany tao Mahajanga Olona miisa 3 no naiditra am-ponja

Hamaky ny tohiny...


Actualits

Ketrika.com Efa manao « livraison » manakaiky hatrany ny mpanjifa

31/03/2020

www.ketrika. com fantatry ny besinimaro amin’ny anarana hoe « ketrika » dia tsy mena mitaha amin’ny hafa tokoa, raha ny eo amin’ny sehatry ny varotra an tserasera na ny « vente en ligne » no resahana.

 

 

 

Maro dia maro ny entana izay hita ao aminy, santionany amin’izany ny entana fampiasantsika amin’ny andavanandro toy ny menaka, ny vary, ny pates,ny sardines, sns. Eo ihany koa ny produits d’hygiènes  isan-karazany izay tena ilaintsika tokoa amin’izao fotoana izao satria dia miaro amin’ny valan’aretina samihafa ny fampiasana azy matetika toy ny  gel main desinfectant izany .Ireo dia afaka jifainao amin’ny vidiny mirary ao amin’ny site www.ketrika.com.

 

Vokatry ny IMRA

Efa misy ao amin’ny ketrika .com ihany koa ankehitriny ireo “produit IMRA na ny produit masse Ratsimamanga toy ny (huile essentiel niaouli, ny huile essentiel  ravintsara, Tanjake, sy ny maro hafa, izay produit naturel azo avy amin’ny zavamaniry izy ireo hanampy anao hanamafy ny hery fiarovana sy hanome tanjaka ho an’ny vatana. Manana safidy roa hatrany ny mpanjifa amin’ny fividianana ny entana, afaka mividy” jeton” izy ireo raha manana kaonty ao amin’ny www.ketrika.com  nefa koa afaka manao “achat direct”.  Tsy mitsahatra ny manakaiky sy manome fahafaham-po  ny mpanjifany hatrany arak’ izany i ketrika.com  satria dia efa misy amin’izao ny «  livraison à proximité », izay hanamorana ny fangalana ireo entana nojifainao eny amin’izay toerana nosafidinao.Eo noho eo ihany dia azonao ny entana. Hita ao amin’ny tranokala www.ketrika .com moa ny fanampim-panazavana sy ny tsara ho fantatra miaraka amin’ireo entana rehetra.

 

RTT

 

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana