Dans la męme rubrique

Taxibe nidiran’andro Nitsoaka polisy, avy eo nandona polisy

14/10/2020

Nosakanan'ny mpitandro ny filaminana ny taxibe iray mpitatitra olona eny amin’iny ny faritra Ambohimangakely iny, omaly.

Taxibe nidiran’andro Nitsoaka polisy, avy eo nandona polisy

Hamaky ny tohiny...

Taxi be - Zotra 154 Misy amin’ny 4 sasany hariva dia efa mijanona

13/10/2020

Mikaikaika fatratra ireo mpanjifa ny zotram-pitaterana 154 izay miainga etsy Amboditsiry satria dia manodidina ny amin’ny 4 ora sasany hariva eo dia efa mijanona tsy mitondra mpandeha intsony ity zotra maro lalana ity.

Taxi be - Zotra 154 Misy amin’ny 4 sasany hariva dia efa mijanona

Hamaky ny tohiny...

Ankadilalana Tsy misy mpijery ilay lalana potika

12/10/2020

Vao niandoha ny fihibohana no nilazana, fa hisy ny fanamboarana sy fikojakojana ny lĂ lana. Nambara fa hamboarina ireo lavadavaka. Tsy izay no miseho eto Antananarivo fa mbola ny omaly tsy niova,

Ankadilalana Tsy misy mpijery ilay lalana potika

Hamaky ny tohiny...

Pullman Alarobia Nitsoaka ilay fiara 4x4 nandona olona

12/10/2020

Nitrangana lozam-pifamoivoizana teny amin’ny Pullman Alarobia ny Sabotsy teo.Fiara 4x4 miloko manga mitondra ny laharana vahiny no nifaoka tovolahy iray vao 21 taona ary lasa nitsoaka.

Pullman Alarobia Nitsoaka ilay fiara 4x4 nandona olona

Hamaky ny tohiny...

Fanamboarana rarivato Tanora miisa 400.000 no hofanina

12/10/2020

Raha araka ny tanjona napetraky nyfitondram-panjakana dia tokony hahavita lalana 10 km isan-taona ny faritra tsirairay avy hahafahana manarina ireo lalan-dratsy mampitaraina ny mponina manerana ny Nosy.

Fanamboarana rarivato Tanora miisa 400.000 no hofanina

Hamaky ny tohiny...

Taxi-moto eto Antananarivo Te hiditra amin` ny ara-dalĂ na

12/10/2020

Nafampana ny ady teo amin` ny Taxi-Moto sy ny kaominina renivohitra Antananarivo (CUA) tamin`ity herinandro ity. Tsy midika akory fa nifarana izany ka ahiana mbola hafĂ na aza.

Taxi-moto eto Antananarivo Te hiditra amin` ny ara-dalĂ na

Hamaky ny tohiny...

Fitateram-bahoaka Naato aloha ny karatra maitso

09/10/2020

Miverina hatrany ny fanatsàrana ny tontolon’ny fitateram-bahoaka na ny fanaovana hentitra amin’ny fampiharana ny lalàna.

Fitateram-bahoaka Naato aloha ny karatra maitso

Hamaky ny tohiny...


Fifamoivoizana

Fitaterana Manjaka tokana ireo Taxi moto

25/03/2020

20.000 Ar ny saran-dalana hitondran'ny taxi moto ny olona iray mankany Imerintsiatosika. Nanomboka ny Alatsinainy teo no nitrangan'izany.

Miandahy miambavy mihitsy ireo taxi moto miandry sy miantso ireo mpandeha an-tongotra eny rehetra ankoatra ireo mananararaotra miantsona eny amin'ny toby fiantsonan'ny taxi-be. Mahazo 80.000 Ar isan'andro moa raha kely ny iray amin'ny ireny amin'izay raha araka ny fanadihadiana nataona raha tsy mihoatra ny 20.000 ar ny solika laniny. Raha tsiahivina anefa dia anisan'ny fitaovana fitateram-bahoaka mbola tsy manara-dalana ny taxi moto fa mangalatra miasa fotsiny ihany.Ary tafiditra ao anatin’ireo tsy mahazo mifamezivezy ihany koa toa ny taxi sy ny taxi be; efa nampitandrina ny manampahefana fa mahazo sazy henjana izay tratra.

 Pati

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana