Dans la męme rubrique

Lalam-pirenena faharoa Lehilahy roa no voasambotra

31/03/2020

Miasa andro aman’alina ireo mpitandro ny filaminana any amin’iny lalam-pirenena faharoa iny amin’izao.

Lalam-pirenena faharoa Lehilahy roa no voasambotra

Hamaky ny tohiny...

Dr Razafindranazy Jean-Jacques Mpitsabo matin’ny coronavirus voalohany tao Frantsa

23/03/2020

Ny zanak’ity mpitsabo ity no nanao ny fampilazana tamin’ny tambazotra sosialy facebook ny sabotsy 21 marsa 2020 teo, fa nodimandry ny rainy, Dr Razafindranazy Jean-Jacques, 67 taona, izay dokotera amin’ny sampana vonjy aina ao amin’ny hopitalin’i Compiègne any Frantsa.

Dr Razafindranazy Jean-Jacques Mpitsabo matin’ny coronavirus voalohany tao Frantsa

Hamaky ny tohiny...

Ahiahy amin’ny Coronavirus Vazaha iray mampisahotaka ny iray tanàna

23/03/2020

Vazaha iray antsoina hoe Delmas Anthony Joseph no nanahirana ny olona sy ny mpitandro filaminana noho nivezivezy tao Anatin’ny Commune Befotaka-Nord.

Ahiahy amin’ny Coronavirus Vazaha iray mampisahotaka ny iray tanàna

Hamaky ny tohiny...

Cité Canada Toamasina Fonosana nampisahotaka

23/03/2020

Nahitana valonan-javatra mifono lambatsilena miloko manga tao anaty tsikafona sy fako, teo amin’ny Cité Canada-Toamasina omaly maraina.

Cité Canada Toamasina Fonosana nampisahotaka

Hamaky ny tohiny...

MORONDAVA Arahi-maso akaiky ireo olona 6 avy any ivelany tsy nihiboka

23/03/2020

Nikorontana ny tao Morondava ny faran’ny herinandro teo. Raha araka ny loharanom-baovao azo mantsy dia nisy olona 6 avy any ivelany tonga teto Antananarivo ny herinandro lasa teo ary

MORONDAVA Arahi-maso akaiky ireo olona 6 avy any ivelany tsy nihiboka

Hamaky ny tohiny...

Norotiana Andriamanohy “Fotoana hanehoan’ny Kristianina ny firaisankinany izao!”

23/03/2020

Manoloana ny toe-draharaha misy maneran-tany izay efa maha tafiditra ny firenentsika ankehitriny ihany koa sy manoloana ny toromarika izay nomen’ny filoham-pirenena Malagasy sy amin’ny tokony hanafoanana famorian’olona

Norotiana Andriamanohy “Fotoana hanehoan’ny Kristianina ny firaisankinany izao!”

Hamaky ny tohiny...

Loza mahatsiravina Zazalahy 13 taona maty kilan’ny afon-dasantsy

20/03/2020

Ny alarobia 18 martsa 2020 lasa teo , tokony tamin'ny 7ora hariva no nitrangan'ity loza mahatsiravina ity tao amin'ny Fonkotany Ambalabe, teto Mandritsara tampon-tanĂ na.

Loza mahatsiravina Zazalahy 13 taona maty kilan’ny afon-dasantsy

Hamaky ny tohiny...


Tranga

Entana ilaina ao an-tokantrano Misy ireo tranom-barotra manavao ny tolotra

20/03/2020

Maro ny fianakaviana izay te hanavao ny ao an-tokantrano ao rehefa volana martsa tahaka izao, mialoha ny fetin’ny Paska .

 

 

 

Samy manana ny safidiny moa ny amin’ireo laharampahamehana, ary maro ireo magazay azo isafidianana.Anisan’’ireo manana tolotra mifanandrify amin' izany ny Tranombarotra « Baolai ».Hatreto dia tsy mbola voakasiky ny olana aloha ny famatsiana entana na dia eo aza ny fahamailoana tsy maintsy ananana noho ilay valan’aretina Coronavirus.  « Betsaka ny entana vaovao loha laharana amin' ny kalitao ato aminay, izay ho hita etsy Analakely sy Soarano. Ao ny fahitalavitra fisaka jeyoo izay misy 55 ", 50 " sy 32 " ( misy antoka 1 taona). Mbola mitohy ihany koa ny fihenambidy goavambe  amin' ireo Smart tv sy télé led samihafa ato aminay, misy manomboka 19" hatramin' ny 75" izay misy antoka 1 taona, hatramin'ny 31 martsa  ho avy izao mandra paha-tapitr 'ireo stock. Maro koa ny entana vaovao samihafa, ao ny machine à laver, amplificateur, four micro-onde, réfrigérateur, subwoofer, panneaux solaires mono sy polychristalline, … », hoy ny tompon' andraikitra.

 

RTT

 

 

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana