Dans la męme rubrique

Dr Razafindranazy Jean-Jacques Mpitsabo matin’ny coronavirus voalohany tao Frantsa

23/03/2020

Ny zanak’ity mpitsabo ity no nanao ny fampilazana tamin’ny tambazotra sosialy facebook ny sabotsy 21 marsa 2020 teo, fa nodimandry ny rainy, Dr Razafindranazy Jean-Jacques, 67 taona, izay dokotera amin’ny sampana vonjy aina ao amin’ny hopitalin’i Compiègne any Frantsa.

Dr Razafindranazy Jean-Jacques Mpitsabo matin’ny coronavirus voalohany tao Frantsa

Hamaky ny tohiny...

Ahiahy amin’ny Coronavirus Vazaha iray mampisahotaka ny iray tanàna

23/03/2020

Vazaha iray antsoina hoe Delmas Anthony Joseph no nanahirana ny olona sy ny mpitandro filaminana noho nivezivezy tao Anatin’ny Commune Befotaka-Nord.

Ahiahy amin’ny Coronavirus Vazaha iray mampisahotaka ny iray tanàna

Hamaky ny tohiny...

Cité Canada Toamasina Fonosana nampisahotaka

23/03/2020

Nahitana valonan-javatra mifono lambatsilena miloko manga tao anaty tsikafona sy fako, teo amin’ny Cité Canada-Toamasina omaly maraina.

Cité Canada Toamasina Fonosana nampisahotaka

Hamaky ny tohiny...

MORONDAVA Arahi-maso akaiky ireo olona 6 avy any ivelany tsy nihiboka

23/03/2020

Nikorontana ny tao Morondava ny faran’ny herinandro teo. Raha araka ny loharanom-baovao azo mantsy dia nisy olona 6 avy any ivelany tonga teto Antananarivo ny herinandro lasa teo ary

MORONDAVA Arahi-maso akaiky ireo olona 6 avy any ivelany tsy nihiboka

Hamaky ny tohiny...

Norotiana Andriamanohy “Fotoana hanehoan’ny Kristianina ny firaisankinany izao!”

23/03/2020

Manoloana ny toe-draharaha misy maneran-tany izay efa maha tafiditra ny firenentsika ankehitriny ihany koa sy manoloana ny toromarika izay nomen’ny filoham-pirenena Malagasy sy amin’ny tokony hanafoanana famorian’olona

Norotiana Andriamanohy “Fotoana hanehoan’ny Kristianina ny firaisankinany izao!”

Hamaky ny tohiny...

Loza mahatsiravina Zazalahy 13 taona maty kilan’ny afon-dasantsy

20/03/2020

Ny alarobia 18 martsa 2020 lasa teo , tokony tamin'ny 7ora hariva no nitrangan'ity loza mahatsiravina ity tao amin'ny Fonkotany Ambalabe, teto Mandritsara tampon-tanĂ na.

Loza mahatsiravina Zazalahy 13 taona maty kilan’ny afon-dasantsy

Hamaky ny tohiny...

Entana ilaina ao an-tokantrano Misy ireo tranom-barotra manavao ny tolotra

20/03/2020

Maro ny fianakaviana izay te hanavao ny ao an-tokantrano ao rehefa volana martsa tahaka izao, mialoha ny fetin’ny Paska .

Entana ilaina ao an-tokantrano Misy ireo tranom-barotra manavao ny tolotra

Hamaky ny tohiny...


Tranga

Andavamamba Mpanendaka roa lahy indray no tratra

20/03/2020

Lehilahy roa, 23 sy 21 taona no voasambotry ny polisy miasa ao Isotry omaly 19 martsa 2 noho ny resaka fitondrana zava-maranitra teny an-dalambe sy fanafihana mitam-piadiana.

 

Manohy ny ezaka hatrany ireo polisy miasa isak'ireo boriborintany miisa valo eto an-drenivohitra. Nampitombo ny fisafoana sy ny fidinana any amin'ireo toerana mafana izy ireo mba hanafoanana ireo asan-jiolahy matetika miseho eny anivon'ny fiaraha-monina eny. Ho an'ny kaomisarian’ Isotry manokana dia nisy ny fidinana nataon'ny polisy nanao fanamiana sivily mba hanamora ny fanenjehana ireo jiolahy mpanao izany asa ratsy izany. Nahitam-bokany avy hatrany izany satria lehilahy roa efa fanta-daza amin'ny famakiana trano, fanendahana sy ny fanaovana sinto-mahery, ary efa nampikaikaika ireo mponina eny amin'iny faritra Andavamamba sy ny manodidina iny no tra-tehaky ny polisy. Efa teo am-pikononkononana hanao ny asa ratsiny teo akaiky ny UPRIM Andavamamba ireto jiolahy ireto no saron'ireo polisy nanao fanamiana sivily ary mbola nahitana sabatra lava lela teny amin'izy ireo. Marihina fa efa mpamerin-keloka izy roalahy ireto ary efa nisy olona an-jatony nandefa fitarainana teny anivo'ny polisy nitory azy ireo.

 

Pati

 

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana