Dans la mme rubrique

Lalam-pirenena faharoa Lehilahy roa no voasambotra

31/03/2020

Miasa andro aman’alina ireo mpitandro ny filaminana any amin’iny lalam-pirenena faharoa iny amin’izao.

Lalam-pirenena faharoa Lehilahy roa no voasambotra

Hamaky ny tohiny...

Dr Razafindranazy Jean-Jacques Mpitsabo matin’ny coronavirus voalohany tao Frantsa

23/03/2020

Ny zanak’ity mpitsabo ity no nanao ny fampilazana tamin’ny tambazotra sosialy facebook ny sabotsy 21 marsa 2020 teo, fa nodimandry ny rainy, Dr Razafindranazy Jean-Jacques, 67 taona, izay dokotera amin’ny sampana vonjy aina ao amin’ny hopitalin’i Compiègne any Frantsa.

Dr Razafindranazy Jean-Jacques Mpitsabo matin’ny coronavirus voalohany tao Frantsa

Hamaky ny tohiny...

Ahiahy amin’ny Coronavirus Vazaha iray mampisahotaka ny iray tanàna

23/03/2020

Vazaha iray antsoina hoe Delmas Anthony Joseph no nanahirana ny olona sy ny mpitandro filaminana noho nivezivezy tao Anatin’ny Commune Befotaka-Nord.

Ahiahy amin’ny Coronavirus Vazaha iray mampisahotaka ny iray tanàna

Hamaky ny tohiny...

Cité Canada Toamasina Fonosana nampisahotaka

23/03/2020

Nahitana valonan-javatra mifono lambatsilena miloko manga tao anaty tsikafona sy fako, teo amin’ny Cité Canada-Toamasina omaly maraina.

Cité Canada Toamasina Fonosana nampisahotaka

Hamaky ny tohiny...

MORONDAVA Arahi-maso akaiky ireo olona 6 avy any ivelany tsy nihiboka

23/03/2020

Nikorontana ny tao Morondava ny faran’ny herinandro teo. Raha araka ny loharanom-baovao azo mantsy dia nisy olona 6 avy any ivelany tonga teto Antananarivo ny herinandro lasa teo ary

MORONDAVA Arahi-maso akaiky ireo olona 6 avy any ivelany tsy nihiboka

Hamaky ny tohiny...

Norotiana Andriamanohy “Fotoana hanehoan’ny Kristianina ny firaisankinany izao!”

23/03/2020

Manoloana ny toe-draharaha misy maneran-tany izay efa maha tafiditra ny firenentsika ankehitriny ihany koa sy manoloana ny toromarika izay nomen’ny filoham-pirenena Malagasy sy amin’ny tokony hanafoanana famorian’olona

Norotiana Andriamanohy “Fotoana hanehoan’ny Kristianina ny firaisankinany izao!”

Hamaky ny tohiny...

Loza mahatsiravina Zazalahy 13 taona maty kilan’ny afon-dasantsy

20/03/2020

Ny alarobia 18 martsa 2020 lasa teo , tokony tamin'ny 7ora hariva no nitrangan'ity loza mahatsiravina ity tao amin'ny Fonkotany Ambalabe, teto Mandritsara tampon-tanàna.

Loza mahatsiravina Zazalahy 13 taona maty kilan’ny afon-dasantsy

Hamaky ny tohiny...


Tranga

Combat Libre – Self defense Manomboka mahazo olona sy miparitaka ny TCDCL

18/03/2020

Manamarika ny tompon’andraikitra fa ny TCDCL (tek chuan do combat libre ) ny tcd combat libre self defense dia mijoro ara-panjakana eto Madagasikara , ny grand maitre Thaina Razafy Andrianaivo no nitondra sy namorona ilay tcdcl teto .

 

 

 

 Ny foibe dia ao amin’ny dojo RM1 Analakely ary tanjona dia ny hanaparitahana azy manerana ny nosy , hisokatra ny volana aprily ho avy izao ary ny combat libre (tcdcl) ao amin’ny dojo Mahazo Ambatomaro , sy ao Ambohimangakely ary Talatamaty . Tsara ny manamarika fa ny tcdcl dia tsy mijanona eny ambony ringa fotsiny ihany fa misy koa ny fampianarana self defense sy krav maga ho any olona rehetra na miaramila io,  indrindra fa ny olon-tsotra na lahy na vavy mba hanampiana azy ireo hiaro tena amin’ny hetraketraky ny mpanao ratsy .Nohamafisin’ny tompon’andraikitra fa  amin’ ity taona ity dia hanatanteraka ireo championnat de madagasikara ry zareo ary tanjona dia mba ahafahana mifanandrina amin’ireo mikatroka MMAany ivelany . Raisina hianatra aao amin’ny tcdcl daholo ny ankizy 04 taona miakatra na lahy na vavy ka hatramin’ny 70 taona araka ny fanazavan’ny gand maitre Thaina Razafy.

RTT

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana