Dans la męme rubrique

Ketrika.com Efa manao « livraison » manakaiky hatrany ny mpanjifa

31/03/2020

www.ketrika. com fantatry ny besinimaro amin’ny anarana hoe « ketrika » dia tsy mena mitaha amin’ny hafa tokoa, raha ny eo amin’ny sehatry ny varotra an tserasera na ny « vente en ligne » no resahana.

Ketrika.com Efa manao « livraison » manakaiky hatrany ny mpanjifa

Hamaky ny tohiny...

Fitokonana sy fitakiana Mafana ny toe-draharaha any amin’ny faritany

31/03/2020

Nilahatra nitety tanĂ na ary avy eo nitokona nanoloana ny lapan'ny tanĂ nan'i Toamasina avokoa omaly maraina ireo mpitondra tuk tuk any an-toerana.

Fitokonana sy fitakiana Mafana ny toe-draharaha any amin’ny faritany

Hamaky ny tohiny...

Haino aman-jery Manabe fa tsy mampiala voly fotsiny

31/03/2020

Amin` izao fihibohana izao dia ny haino aman-jery, indrindra ny televiziona, no sakaizan` ny isan-tokantrano.

Haino aman-jery Manabe fa tsy mampiala voly fotsiny

Hamaky ny tohiny...

Andry Rajoelina « Salama tsara aho… »

30/03/2020

Azo tsaboina tsara ny Coronavirus ka tsy tokony hampatahotra, fa ny fiparitahany be no manahirana, hoy ny Filoha Andry Rajoelina ny sabotsy teo.

Andry Rajoelina « Salama tsara aho… »

Hamaky ny tohiny...

Plan d’urgence sociale Mpamily sy resevera 1000 nahazo fanampiana

30/03/2020

Nanomboka ny sabotsy teo ny fizarana ny fanampiana ho an’ireo mpamily fiara karetsaka sy taxi-be ary ireo mpanampy azy eto amintsika tafiditra ao anatin’ilay plan d’urgence sociale,

Plan d’urgence sociale Mpamily sy resevera 1000 nahazo fanampiana

Hamaky ny tohiny...

Fahatsiarovana ny 29 martsa Hetsika tamim-pahanginana no natao

30/03/2020

Noho ny fepetra noraisina amin’ny tsy fahafaha-mivoaka, dia tsy nisy ny famoriam-bahoaka amin’ny fahatsiarovana ny 29 martsa.

Fahatsiarovana ny 29 martsa Hetsika tamim-pahanginana no natao

Hamaky ny tohiny...

Haino aman-jerin’i Onitiana Realy Nahazo taratasy fampitandremana

30/03/2020

Nanaovan'ny ministeran'ny serasera sy ny kolotsaina tarihin-dRamatoa Lalatiana Andriatongarivo fampitandremana na “Lettre de mise en demeure” ny haino

Haino aman-jerin’i Onitiana Realy Nahazo taratasy fampitandremana

Hamaky ny tohiny...


Actualités

Air Madagascar Simba ny fiaramanidina A340 miisa roa

11/03/2020

Misy olana avokoa ireo fiaramanidina Airbus A340 miisa roa an’ny Kaompania Air Madagascar, ka tsy afa-mihetsika.

 

 

Ny iray misy fahasimbana nanomboka ny 6 martsa lasa teo, ary ny iray mipetra-potsiny miandry fanoloana maotera. Hisy fikorontanana ny sidina Madagasikara-Frantsa hatramin’ny 23 martsa. Ho an’ny sidina voafaritra amin’ny 11 hatramin’ny 15 martsa, dia mifampiraharaha amin’ny Kaompania Vamos an-dry zareo Espagnol. Tsy misy fiovana ny ora voarafaritra amin’izany. Tamin’ny andron’ny tetezamita moa no isan’ny nampidirana fiaramanidina Airbus miisa 2 efa maty kapoka, kanefa dia isika indray no mbola nitakian’ny Frantsay volabe an-tapitrisany Euros folo taona taty aoriana.  Tsy misy hidiran’ny coronavirus izany ny olan’ny Air Madagascar amin’ny sidina mankany Frantsa. Mazava ihany koa fa mbola misokatra ny habakabaka amin’ny sidina maro avy any ivelany kanefa i Lafrantsa, ohatra, dia isan’ireo firenena efa ahiana olona an-jatony voan’ny Coronavirus.

Toky R

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana