Dans la męme rubrique

Dr Razafindranazy Jean-Jacques Mpitsabo matin’ny coronavirus voalohany tao Frantsa

23/03/2020

Ny zanak’ity mpitsabo ity no nanao ny fampilazana tamin’ny tambazotra sosialy facebook ny sabotsy 21 marsa 2020 teo, fa nodimandry ny rainy, Dr Razafindranazy Jean-Jacques, 67 taona, izay dokotera amin’ny sampana vonjy aina ao amin’ny hopitalin’i Compiègne any Frantsa.

Dr Razafindranazy Jean-Jacques Mpitsabo matin’ny coronavirus voalohany tao Frantsa

Hamaky ny tohiny...

Ahiahy amin’ny Coronavirus Vazaha iray mampisahotaka ny iray tanàna

23/03/2020

Vazaha iray antsoina hoe Delmas Anthony Joseph no nanahirana ny olona sy ny mpitandro filaminana noho nivezivezy tao Anatin’ny Commune Befotaka-Nord.

Ahiahy amin’ny Coronavirus Vazaha iray mampisahotaka ny iray tanàna

Hamaky ny tohiny...

Cité Canada Toamasina Fonosana nampisahotaka

23/03/2020

Nahitana valonan-javatra mifono lambatsilena miloko manga tao anaty tsikafona sy fako, teo amin’ny Cité Canada-Toamasina omaly maraina.

Cité Canada Toamasina Fonosana nampisahotaka

Hamaky ny tohiny...

MORONDAVA Arahi-maso akaiky ireo olona 6 avy any ivelany tsy nihiboka

23/03/2020

Nikorontana ny tao Morondava ny faran’ny herinandro teo. Raha araka ny loharanom-baovao azo mantsy dia nisy olona 6 avy any ivelany tonga teto Antananarivo ny herinandro lasa teo ary

MORONDAVA Arahi-maso akaiky ireo olona 6 avy any ivelany tsy nihiboka

Hamaky ny tohiny...

Norotiana Andriamanohy “Fotoana hanehoan’ny Kristianina ny firaisankinany izao!”

23/03/2020

Manoloana ny toe-draharaha misy maneran-tany izay efa maha tafiditra ny firenentsika ankehitriny ihany koa sy manoloana ny toromarika izay nomen’ny filoham-pirenena Malagasy sy amin’ny tokony hanafoanana famorian’olona

Norotiana Andriamanohy “Fotoana hanehoan’ny Kristianina ny firaisankinany izao!”

Hamaky ny tohiny...

Loza mahatsiravina Zazalahy 13 taona maty kilan’ny afon-dasantsy

20/03/2020

Ny alarobia 18 martsa 2020 lasa teo , tokony tamin'ny 7ora hariva no nitrangan'ity loza mahatsiravina ity tao amin'ny Fonkotany Ambalabe, teto Mandritsara tampon-tanĂ na.

Loza mahatsiravina Zazalahy 13 taona maty kilan’ny afon-dasantsy

Hamaky ny tohiny...

Andavamamba Mpanendaka roa lahy indray no tratra

20/03/2020

Lehilahy roa, 23 sy 21 taona no voasambotry ny polisy miasa ao Isotry omaly 19 martsa 2 noho ny resaka fitondrana zava-maranitra teny an-dalambe sy fanafihana mitam-piadiana.

Andavamamba Mpanendaka roa lahy indray no tratra

Hamaky ny tohiny...


Tranga

Tarika Midera fifohazana Miantso tolo-tanana

09/03/2020

Tarika iray eo ambany fiahian’ny FJKM Fifohazana, ny Midera fifohazana. Niforona, tao Ambalavao Tsienimparihy, Fianarantsoa, izy ny taona 2015.

 

 

 

Mbola mijanona amin’ny fiangaliana zafindraony toy ny hatramin’izay ihany ny tarika saingy nezahany novelarina sy nomena loko vaovao tamin’ny alalan’ny feo sy fitendrena izany ankehitriny, hoy ny fanazavan’ny tomponandraikitra. Nisy ny fampiasana zavamaneno avy any Toamasina sy Antananarivo izay nanome endrika vaovao ny mozikany. Niara-niasa foana tamin’ny fiangonana ihany koa izy ireo, raha ny fanamarihany, tao anatin’ny fotoana nisiany ary nahatsapany tao anatin’izany fa manana olana eo amin’ny lafiny fitaterana sy ny resaka fanamafisam-peo hatrany ireo fiangonana mpikarakara ireo. Efa mivaha izay olana izay ho azy ireto satria misy ny ezaka fanamafisam-peo sy fiara izay ataony ankehitriny. Rakikira DVD miisa telo, mirakitra hira 12 hatreto no efa vokatra ary hira notsongaina tao anaty fihirana fifohazana avokoa ireo. Ny antony dia ity tarika ity aloha hatreto no nomen’ny fiangonana fifohazana tso-drano hanao ny hira rehetra ao anaty fihiranany. Mikasa hanao hetsika maromaro ny tarika amin’ity taona ity ka miantso ireo mpiara-miasa sy ireo olona rehetra vonona hanampy amin’izany ho fitoriana hatrany ny filazantsara, hoy hatrany ny tompon’andraikitra.

J. Mirija

 

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana