Dans la męme rubrique

Rivo Rakotovao « Aleo isika vahoaka hanaiky ny fepetra rehetra”

28/03/2020

Nitondra hafatra ho an` ny vahoaka Malagasy ny filohan` ny Antenimierandoholona, Rivo Rakotovao, manoloana ny fiatrehana ny areti- mandoza entin’ny Covid-19.

Rivo Rakotovao « Aleo isika vahoaka hanaiky ny fepetra rehetra”

Hamaky ny tohiny...

Filohan’ny Za’gasy Nisy nanafika tao Toliara

28/03/2020

Nanao antsoavo amin’ireo tompon’andraikim-panjakana ao Toliara ny filohan’ny fikambanana Za’gasy sahy mandroso, Jean Navandahy Ratiharison,

Filohan’ny Za’gasy Nisy nanafika tao Toliara

Hamaky ny tohiny...

Vokatra tsy tafavoaka Lasa feno mpivarotra amoron-dalana eny Ambatomirahavavy

28/03/2020

Satria tsy misy ny fitaterana toy ny Taksiborosy dia maro amin’ireo tantsaha mpamokatra mpampiaka-bokatra eto Antananarivo monina eny amin’iny

Vokatra tsy tafavoaka Lasa feno mpivarotra amoron-dalana eny Ambatomirahavavy

Hamaky ny tohiny...

Fanjakana sy Sehatra tsy miankina Nifanaraka fa tsy hisy fandroahana mpiasa

26/03/2020

Tsy maintsy hisy fiantraikany maro amin’ireo sehatra ara-toekarena eto amin’ny firenena ny fanapahan-kevitra noraisina indrindra ny amin’ny tsy fivoahana ny trano intsony.

Fanjakana sy Sehatra tsy miankina Nifanaraka fa tsy hisy fandroahana mpiasa

Hamaky ny tohiny...

Andry Rajoelina “10 andro sisa ny ady…”

26/03/2020

Toa mampihorohoro sy mampatahotra ny olona maneran-tany ny Coronavirus. Raha mikasika an’i Madagasikara manokana, dia vaovao mahafaly fa ny olona

Andry Rajoelina “10 andro sisa ny ady…”

Hamaky ny tohiny...

Hanitra Razafimanantsoa “Tsy hanavahana ny fepetra raisina”

24/03/2020

“3 no narary ny zoma , 12 "cas confirmés" sahady ny alahady. Ireo aloha no azon' ny Filoha notenenina”hoy ny solombavambahoaka Hanitra Razafimanantsoa. Mipetraka kosa ny fanontaniana, hoy izy:

Hanitra Razafimanantsoa “Tsy hanavahana ny fepetra raisina”

Hamaky ny tohiny...

Antoko TAMAMI “Fotoana hisokafan’ny fitondrana izao!”

24/03/2020

Fotoana izao hanehoana ny firaisankinam-pirenena, hoy ny avy eo anivon’ny antoko politika TAMAMI.

Antoko TAMAMI “Fotoana hisokafan’ny fitondrana izao!”

Hamaky ny tohiny...


Politique

Gilbert Raharizatovo Tsy fanjakana ny fanjakana raha milavo lefona

09/03/2020

Tsy fanjakana intsony ny fanjakana raha milavo lefona amin’izao mahazo azy izao.

Tsy maintsy mitady “fusible” hialana amin’io, raha ny fanehoan-kevitry ny mpandinika politika Gilbert Raharizatovo tamina fahitalavitra tsy miankina iray. Anisan’izany io raharaha fanesorana an’i Thierry Rakotonarivo filoha lefitry ny CENI io. Olona manana ny maha izy azy anefa ity farany, taorian’ny nialany tao, ka « rien à perdre » na tsy misy fantiantoka ho azy amin’izay hambarany aorian’izao. Ny CENI nisy olana, ary na ho ela na ho haingana dia tsy maintsy hisy ihany koa ny HCC. Na izany aza, tsy tonga lavitra ny ataon’ny mpanohitra raha tsy misy hetsika tohivakana mankany amin’ny vahoaka. Noho izany mbola mahavita mifehy ny zava-misy aloha ny fanjakana. Ny zava-mitranga eto, dia marefo ny  fomba fijery na “vision” amin’ny politikam-pampandrosoana. Hanangana zavatra mamiratra sy tanàna ngezabe ho an’iza ? Ny Malagasy ve no ho ao ? Ny tanjona no misy olana kanefa tsy disoako tanteraka satria mety misy lalan-tsaina politika hahafahana manazava izany. Mikasika ny fanenjehana ireo mpandraharaha tahaka an’i Claudine Razaimamonjy sy Mbola Rajaonah kosa dia mahagaga ihany raha 1000 miliara Ariary mahery ny vola hanasarongotana azy, raha ny fahitan’i Gilbert Raharizatovo. Ireo irery ve no nanao ohatr’izany ? Sao dia tsindry na « représaille politique » ? Ny vahiny ve tena manao lalao madio ? Rehefa lasibatra ny olona iray na inona na inona fahadisoany dia lasa malahelo ny Malagasy.

Toky R

 

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana