Dans la mme rubrique

LUDY SOA SY NATHAN

05/03/2020

Araka ny lahatsoratra nivoaka teto amin`ny gazety Tia Tanindrazana ny 02 martsa lasa teo, momba an`ireo tanora, LudySoa sy Nathan,

LUDY SOA SY NATHAN

Hamaky ny tohiny...

MBOLA AVOTRA ALOHA HATRETO

04/03/2020

Isan'ireo firenena afrikanina mbola mahavita miaro ny sisin-tany aloha hatreto i Madagasikara manoloana ny fiparitahan’ny Coronavirus.

MBOLA AVOTRA ALOHA HATRETO

Hamaky ny tohiny...

MPIANATRY NY PETIT NID TSY HITA POPOKA

03/03/2020

Tovolahy kely iray mitondra ny anarana hoe Rakotonindrina Sitraky ny Avo Toavina Cedrick no nambaran’ny fianakaviany fa tsy hita popoka.

MPIANATRY NY PETIT NID TSY HITA POPOKA

Hamaky ny tohiny...

FANAFIHANA TAXI-BROUSSE

02/03/2020

Raikitra ny fifampitifirana tetsy Mahavelona. Sady nitsoaka no nitifitra ny jiolahy izay vao avy nanao fanafihana mpandeha tamin'ny taxi-brousse.

FANAFIHANA TAXI-BROUSSE

Hamaky ny tohiny...

FANAFIHANA CASHPOINT

27/02/2020

Mitohy hatrany ny fanafihana cashpoint eto an-drenivohitra.

FANAFIHANA CASHPOINT

Hamaky ny tohiny...

VAROTRA SY FANJIFANA

24/02/2020

Nandainga avokoa ny fandajàna marobe izay nanaovana fitsirihana tampoka tao amin’ny tsena Bazary-Kely ao Toamasina.

VAROTRA SY FANJIFANA

Hamaky ny tohiny...

VAROTRA SY FANJIFANA

24/02/2020

Nandainga avokoa ny fandajàna marobe izay nanaovana fitsirihana tampoka tao amin’ny tsena Bazary-Kely ao Toamasina.

VAROTRA SY FANJIFANA

Hamaky ny tohiny...


Be vaovao

GOVERNORA

05/03/2020

Voatendry ho governoran’ny faritra Atsinanana nandritra ny filankevitry ny minisitra omaly Atoa Rafidison Richard Théodore.

 

 

 

FDL

Voatendry ho Tale Jeneralin’ny « Fonds de Développement Local. » na FDL Atoa Razafindrakoto Rado Harinjaka . Efa nandraisana didim-panjakana ihany koa ny fampahafantarana ny fitsaharan’ny fotoam-piasan’ny Tale Jeneraly teo aloha.

TOBIN-TSOLIKA

Hafindra eny Amboanjobe ny toeram-pitobian-tsolika etsy Ankorondrano, ka noraisina ny didim-panjakana milaza ny filan’ny fanjakana ireo tany manodidina ny fokontany Amboanjobe sy Ambohidrazana, ao anatin'ny kaominina ambanivohitr’i Bongatsara, Distrikan’Antananarivo Atsimondrano. Hisy ihany koa ny fanamboarana ny kihon-dàlana manoloana ny lalam-pirenena faha 7 izay hiteraka fakana ireo tany na fandravana ireo trano manodidina ny asa fanorenana.

CORONAVIRUS

Nanome toromarika hentitra ny governemanta ny amin’ny tsy maintsy hanamafisana  sy hampitomboana ireo fepetra entina miaro ny Malagasy sy ny firenena manoloana ny fihanaky ny valan’aretina coronavirus ny filoham-pirenena nandritra ny filankevitry ny minisitra omaly. Tafiditra ao anatin’izany ny fanaraha-maso eny amin’ireo seranam-piaramanidina sy seranan-tsambo rehetra ary ny fanaovana serasera matotra.

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana