Dans la mme rubrique

Lalao olimpika 2020 Nanaiky ny fanemorana ny COI

26/03/2020

Noho ny fangatahan'i Japon tokony handray ny lalao olimpika 2020 hanemorana izany hetsika izany amin'ny taona 2021 dia nanaiky izany ny COI "Komity olimpika iraisam-pirenena".

Lalao olimpika 2020 Nanaiky ny fanemorana ny COI

Hamaky ny tohiny...

Lalao Olimpika Tokyo 2020 Tsy handefa atleta i Canada

24/03/2020

Tsy handefa atleta handray anjara amin'ny lalao olimpika hatao any Tokyo Japon amin'ity taona 2020 ity ny firenena Kanadiana araka ny fanambarana nataon'ny COC "Comité Olympique Canadien" sy ny CPC

Lalao Olimpika Tokyo 2020 Tsy handefa atleta i Canada

Hamaky ny tohiny...

Orange Pro-League andro faha-16 50 tapitrisa ar no lanin’ny CFEM

23/03/2020

Betsaka ireo ekipa efa tonga tany amin’ny toerana saika hiatrehany ny andro faha-16 amin’ny fifaninanana baolina kitra “Orange Pro-League Malagasy”

Orange Pro-League andro faha-16 50 tapitrisa ar no lanin’ny CFEM

Hamaky ny tohiny...

Razanatovo Lucien René Olon-kendry, manaja fepetra ny mpankafy rugby

23/03/2020

Olon-kendry mahay manaraka fepetra takiana aminy ny mpankafy ny lalao rugby Malagasy, hoy ny “Directeur de competition” ao amin’ny Rugby

Razanatovo Lucien René Olon-kendry, manaja fepetra ny mpankafy rugby

Hamaky ny tohiny...

Atletisma tany Tsiroanomandidy Efa vonombonona ny rehetra saika handray anjara

23/03/2020

Efa vonombonona nanoloarana ny lapan’ny tanànan’i Tsiroanomandidy avokoa, nanomboka tamin’ny 6 ora maraina tamin’ny sabotsy 21 martsa 2020 lasa teo,

Atletisma tany Tsiroanomandidy Efa vonombonona ny rehetra saika handray anjara

Hamaky ny tohiny...

Moraingy nofoanana tao Toamasina “Aleo misoroka, toy izay mitsabo”

23/03/2020

Nofoanana avokoa tahaka ny tany amin’ny faritra rehetra manerana ny Nosy ireo hetsika famoriam-bahoka saika notanterahina teto an-tananan’i Toamasina

Moraingy nofoanana tao Toamasina “Aleo misoroka, toy izay mitsabo”

Hamaky ny tohiny...

Cristiano Ronaldo « CR7 » Mirotsaka miady amin’ny fihanaky ny coronavirus

23/03/2020

Na dia tsy nanova ny hoteliny ho hopitaly handraisana an’ireo mitondra ny tsimokaretina coronavirus toa an-dry Gary Neville sy Ryan Giggs aza ilay kintan’ny kitra Paortigey,

Cristiano Ronaldo « CR7 » Mirotsaka miady amin’ny fihanaky ny coronavirus

Hamaky ny tohiny...


Sport

Thb Champions League Malagasy 2020 Fifaninanana Andro faha-2 anio

04/03/2020

Miditra amin’ny andro faha-2 anio alarobia 4 martsa 2020 ny fifaninanana baolina kitra « Thb Champions League Malagasy 2020

 

ka any Mahajanga dia hifampitana ao amin’ny vondrona A amin’ny 10:00 ny Fc Lorient SAVA sy Fc Justice Sofia, amin’ny 12:00 ny Tsaramandroso Format° Boeny sy Mtm Melaky ary amin’ny 14:00 ny Ased DIANA sy Mama Fc Betsiboka. Any Toamasina kosa ho an’ny vondrona B amin’ny 10:00-Hzam Amparafaravola Alaotra Mangoro # Kintana Fc Itasy, 12:00- Fc Ambatosoa Analanjirofo # Five Fc Analamanga II, 14:00-As Fortior Atsinanana # Fc Vakinankaratra. Any Fianarantsoa ho an’ny vondrona C amin’ny 10:00-Fomela Matsiatra Ambony # Fc Anjando Androy, 12:00-Asmo Amboasary Anosy # Aigle Noir Ihorombe, 14:00-As Fitafa Atsimo Atsinanana # Jfc Atsimo Andrefana. Etsy Carion amin’ny 10:00-Fc Zanagasy V7V # Ffam Amoron’i Mania, 12:00-Zam Ascut Bongolava  # Fc Grand Mahabo Menabe, 15:00-Uscafoot Analamanga # Disciples Fc Vakinankaratra II.

 

Voka-dalao andro voalohany tamin’ny sabotsy 28 febroary sy alahady 1 martsa :

 

Vondrona A kianja Rabemananjara Mahajanga

MAMA FC 2 – 0 MTM ; TSARAMANDROSO FORM° 2 – 1 FC JUSTICE ; ASED 1 – 2 FC JUSTICE ; TSARAMANDROSO FORM° 2 – 0 MAMA FC

Vondrona B kianja Barikadimy Toamasina

HZAM AMPARAFARAVOLA 0 – 2 FIVE FC ; KINTANA FC  2 – 3 FC VAKINANKARATRA.  FC AMBATOSOA 2 – 2 KINTANA FC ; HZAM AMPARAFARAVOLA 1 – 2 FC VAKINANKARATRA ; AS FORTIOR  1 – 3 FIVE FC   

Vondrona C kianja Ampasambazaha Fianarantsoa

AIGLE NOIR 0 – 1 JFC ; FOMELA 1 – 0 AS FITAFA ; FC ANJADO 1 – 5 ASMO AMBOASARARY  

Vondrona D kianja Ctn Carion Antananarivo

DISCIPLES FC 5 – 1 FC  GRAND MAHABO ; FC ZANAGASY 8 – 2 ZAM ASCUT ; USCAFOOT 8 – 0 FFAM ; USCAFOOT 6 – 0 ZAM ASCUT ; FFAM 3 – 7 DISCIPLES FC

FC ZANAGASY 3 – 1 FC  GRAND MAHABO    

 

Ntsoavina Evariste

 

 

  

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana