Dans la mme rubrique

Dr Razafindranazy Jean-Jacques Mpitsabo matin’ny coronavirus voalohany tao Frantsa

23/03/2020

Ny zanak’ity mpitsabo ity no nanao ny fampilazana tamin’ny tambazotra sosialy facebook ny sabotsy 21 marsa 2020 teo, fa nodimandry ny rainy, Dr Razafindranazy Jean-Jacques, 67 taona, izay dokotera amin’ny sampana vonjy aina ao amin’ny hopitalin’i Compiègne any Frantsa.

Dr Razafindranazy Jean-Jacques Mpitsabo matin’ny coronavirus voalohany tao Frantsa

Hamaky ny tohiny...

Ahiahy amin’ny Coronavirus Vazaha iray mampisahotaka ny iray tanàna

23/03/2020

Vazaha iray antsoina hoe Delmas Anthony Joseph no nanahirana ny olona sy ny mpitandro filaminana noho nivezivezy tao Anatin’ny Commune Befotaka-Nord.

Ahiahy amin’ny Coronavirus Vazaha iray mampisahotaka ny iray tanàna

Hamaky ny tohiny...

Cité Canada Toamasina Fonosana nampisahotaka

23/03/2020

Nahitana valonan-javatra mifono lambatsilena miloko manga tao anaty tsikafona sy fako, teo amin’ny Cité Canada-Toamasina omaly maraina.

Cité Canada Toamasina Fonosana nampisahotaka

Hamaky ny tohiny...

MORONDAVA Arahi-maso akaiky ireo olona 6 avy any ivelany tsy nihiboka

23/03/2020

Nikorontana ny tao Morondava ny faran’ny herinandro teo. Raha araka ny loharanom-baovao azo mantsy dia nisy olona 6 avy any ivelany tonga teto Antananarivo ny herinandro lasa teo ary

MORONDAVA Arahi-maso akaiky ireo olona 6 avy any ivelany tsy nihiboka

Hamaky ny tohiny...

Norotiana Andriamanohy “Fotoana hanehoan’ny Kristianina ny firaisankinany izao!”

23/03/2020

Manoloana ny toe-draharaha misy maneran-tany izay efa maha tafiditra ny firenentsika ankehitriny ihany koa sy manoloana ny toromarika izay nomen’ny filoham-pirenena Malagasy sy amin’ny tokony hanafoanana famorian’olona

Norotiana Andriamanohy “Fotoana hanehoan’ny Kristianina ny firaisankinany izao!”

Hamaky ny tohiny...

Loza mahatsiravina Zazalahy 13 taona maty kilan’ny afon-dasantsy

20/03/2020

Ny alarobia 18 martsa 2020 lasa teo , tokony tamin'ny 7ora hariva no nitrangan'ity loza mahatsiravina ity tao amin'ny Fonkotany Ambalabe, teto Mandritsara tampon-tanàna.

Loza mahatsiravina Zazalahy 13 taona maty kilan’ny afon-dasantsy

Hamaky ny tohiny...

Andavamamba Mpanendaka roa lahy indray no tratra

20/03/2020

Lehilahy roa, 23 sy 21 taona no voasambotry ny polisy miasa ao Isotry omaly 19 martsa 2 noho ny resaka fitondrana zava-maranitra teny an-dalambe sy fanafihana mitam-piadiana.

Andavamamba Mpanendaka roa lahy indray no tratra

Hamaky ny tohiny...


Tranga

Faritra Analanjirofo Misy olana eo amin’ny minisitry ny mponina sy ny depiote

02/03/2020

Nivoaka ampahibemaso amin’izay ny olana misy sy ny ady mangatsiaka ifanaovan’ny minisitry ny mponina Naharimamy

 

 

 

Irma Lucien sy ny solombavambahoaka no filoha lefitry

ny antenimieram-pirenena avy amin’ny faritanin’i Toamasina Rtoa Bavy Angelica Michelle. Niseho izany taorian’ny filankevitry ny minisitra farany teo ary nanaovan-dRtoa Bavy Angelica Michelle fanamarihana ara-piaviana mihitsy ny fanendrena nataon’ny

minisiteran’ny mponina ny olom-panjakana ao aminy. An-kilan’izay dia mampiteny ny anarany amin’izay fanendrena atao ny filankevitry ny minisitra Ramatoa depiote, fa toa hoe tsy maintsy mandalo eo ambany masony ny anarana mialoha ny handrosoana izany eo anivon’ny filankevitry ny minisitra. Fanendrena mpiasam-panjakana ambony ao amin’ny faritra Analanjirofo, indrindra fa ny ao Fenoarivo Atsinanana no resaka eto. Nomarihan’ireo mponina any an-toerana anefa fa izao ataon’ny depiote sady filoha lefitry ny antenimieram-pirenena izao ihany no nahatonga ny vahoaka efa nitsipaka ny kandida notohanany nandritra ny fifidianana ben’ny tanàna teo, ka nahatonga ny mpifidy nanohana kandida tsy miankina. Miahiahy ny mponina any an-toerana fa hisy fiantraikany ratsy amin’ny  fampandehanana ny asam-panjakana any sy ao amin’ny faritra Analanjirofo izao ady mangatsiaka eo amin’ny samy goavana izao.

 

Rakoutou

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana