Dans la mme rubrique

Parfait Rakotonindriana “Sahirana ny mpanao haiady ankehitriny”

30/03/2020

Tena sahirana tahaka ireo namana hafa any ivelany izahay mpanao haiady malagasy hoy i Parfait Rakotonindriana ilay malagasy tompondaka eran-tany in-droa tamin'ny savate boxe française

Parfait Rakotonindriana “Sahirana ny mpanao haiady ankehitriny”

Hamaky ny tohiny...

Michel Hidalgo Tsy Coronavirus no nahafaty azy

30/03/2020

Nambaran'ny olona akaiky azy fa tsy matin'ny Coronavirus izany ilay mpanazatra ny telosoratra frantsay fahiny fa aretina hafa efa nandazo azy elaela ihany no

Michel Hidalgo Tsy Coronavirus no nahafaty azy

Hamaky ny tohiny...

Lalao olimpika 2020 Nanaiky ny fanemorana ny COI

26/03/2020

Noho ny fangatahan'i Japon tokony handray ny lalao olimpika 2020 hanemorana izany hetsika izany amin'ny taona 2021 dia nanaiky izany ny COI "Komity olimpika iraisam-pirenena".

Lalao olimpika 2020 Nanaiky ny fanemorana ny COI

Hamaky ny tohiny...

Lalao Olimpika Tokyo 2020 Tsy handefa atleta i Canada

24/03/2020

Tsy handefa atleta handray anjara amin'ny lalao olimpika hatao any Tokyo Japon amin'ity taona 2020 ity ny firenena Kanadiana araka ny fanambarana nataon'ny COC "Comité Olympique Canadien" sy ny CPC

Lalao Olimpika Tokyo 2020 Tsy handefa atleta i Canada

Hamaky ny tohiny...

Orange Pro-League andro faha-16 50 tapitrisa ar no lanin’ny CFEM

23/03/2020

Betsaka ireo ekipa efa tonga tany amin’ny toerana saika hiatrehany ny andro faha-16 amin’ny fifaninanana baolina kitra “Orange Pro-League Malagasy”

Orange Pro-League andro faha-16 50 tapitrisa ar no lanin’ny CFEM

Hamaky ny tohiny...

Razanatovo Lucien René Olon-kendry, manaja fepetra ny mpankafy rugby

23/03/2020

Olon-kendry mahay manaraka fepetra takiana aminy ny mpankafy ny lalao rugby Malagasy, hoy ny “Directeur de competition” ao amin’ny Rugby

Razanatovo Lucien René Olon-kendry, manaja fepetra ny mpankafy rugby

Hamaky ny tohiny...

Atletisma tany Tsiroanomandidy Efa vonombonona ny rehetra saika handray anjara

23/03/2020

Efa vonombonona nanoloarana ny lapan’ny tanànan’i Tsiroanomandidy avokoa, nanomboka tamin’ny 6 ora maraina tamin’ny sabotsy 21 martsa 2020 lasa teo,

Atletisma tany Tsiroanomandidy Efa vonombonona ny rehetra saika handray anjara

Hamaky ny tohiny...


Sport

Tournoi de rugby à 7 U 16 sy U 18 anio sy rahampitso Ho “Bojo” ny fidirana eny amin’ny kianja Makis

28/02/2020

Ny AROI « Association Rugby de l'Océan Indien » sy ny Malagasy Rugby dia manolotra ho an’ny mpankafy baolina lavalava ny « tournoi de Rugby à 7 U16 et U18 »

 

 

 

 lahy sy vavy izay ho tontosaina eny amin’ny kianja Makis Andohatapenaka anio zoma  28 febroary 2020 manomboka amin’ny 8 ora maraina sy rahampitso sabotsy  29 febroary  2020. Nosy 4 mpikambana ao amin’ny AROI no handray anjara amin’izany dia La Réunion, Maurice, Mayotte ary Madagasikara mpampiantrano.

Omaly alakamisy 27 febroary no nigadona teto Antananarivo ireo delegasion’ireo nosy vahiny 3 ka ny delegasiona Reonioney no nisantatra izany omaly maraina.

9h00

MADA1 # MADA3

 

M16

9h20

REUNION # MAURICE

 

9h40

MADA1 (A) # REUNION (B)

 

M18 F

10h00

MAYOTTE (C) # MADA2 (D)

 

10h20

MADA1 # MAYOTTE

 

M16

10h40

REUNION # MADA2

 

11h00

REUNION (A) # MAURICE (B)

 

M18 G

11h20

MAYOTTE (C) # MADA (D)

 

11h40

MADA1 (A) # MAYOTTE (C )

 

M18 F

12h00

REUNION (B) # MADA2 (D)

 

12h20

COUPURE

12h40

13h00

MADA3 # MAYOTTE

 

M16

13h20

MAURICE # MADA2

 

13h40

REUNION (A) # MAYOTTE (C )

 

M18 G

14h00

MAURICE (B) # MADA (D)

 

14h20

MADA1 (A) # MAYOTTE (C )

 

M18 F

14h40

REUNION (B) # MADA2 (D)

 

15h00

MADA3  # MADA2

 

M16

15h20

COUPURE

15h40

REUNION (A)# MADA (D)

 

M18 G

16h00

MAURICE (B) # MAYOTTE (C )

 

 

Rahampitso sabotsy 29 febroary 2020 manomboka amin’ny 10 ora maraina ka mandra-pahariva ny andro no hanatanterahana ny dingana famaranana amin’ity hetsika ity. Marihana fa samy tsy hisy hidiram-boa fa  ho “Bojo” avokoa ny fanatrehana an’ireo lalao anio sy rahampitso eny Andohatapenaka.

 

Ntsoavina Evariste

 

 

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana