Dans la męme rubrique

Dr Razafindranazy Jean-Jacques Mpitsabo matin’ny coronavirus voalohany tao Frantsa

23/03/2020

Ny zanak’ity mpitsabo ity no nanao ny fampilazana tamin’ny tambazotra sosialy facebook ny sabotsy 21 marsa 2020 teo, fa nodimandry ny rainy, Dr Razafindranazy Jean-Jacques, 67 taona, izay dokotera amin’ny sampana vonjy aina ao amin’ny hopitalin’i Compiègne any Frantsa.

Dr Razafindranazy Jean-Jacques Mpitsabo matin’ny coronavirus voalohany tao Frantsa

Hamaky ny tohiny...

Ahiahy amin’ny Coronavirus Vazaha iray mampisahotaka ny iray tanàna

23/03/2020

Vazaha iray antsoina hoe Delmas Anthony Joseph no nanahirana ny olona sy ny mpitandro filaminana noho nivezivezy tao Anatin’ny Commune Befotaka-Nord.

Ahiahy amin’ny Coronavirus Vazaha iray mampisahotaka ny iray tanàna

Hamaky ny tohiny...

Cité Canada Toamasina Fonosana nampisahotaka

23/03/2020

Nahitana valonan-javatra mifono lambatsilena miloko manga tao anaty tsikafona sy fako, teo amin’ny Cité Canada-Toamasina omaly maraina.

Cité Canada Toamasina Fonosana nampisahotaka

Hamaky ny tohiny...

MORONDAVA Arahi-maso akaiky ireo olona 6 avy any ivelany tsy nihiboka

23/03/2020

Nikorontana ny tao Morondava ny faran’ny herinandro teo. Raha araka ny loharanom-baovao azo mantsy dia nisy olona 6 avy any ivelany tonga teto Antananarivo ny herinandro lasa teo ary

MORONDAVA Arahi-maso akaiky ireo olona 6 avy any ivelany tsy nihiboka

Hamaky ny tohiny...

Norotiana Andriamanohy “Fotoana hanehoan’ny Kristianina ny firaisankinany izao!”

23/03/2020

Manoloana ny toe-draharaha misy maneran-tany izay efa maha tafiditra ny firenentsika ankehitriny ihany koa sy manoloana ny toromarika izay nomen’ny filoham-pirenena Malagasy sy amin’ny tokony hanafoanana famorian’olona

Norotiana Andriamanohy “Fotoana hanehoan’ny Kristianina ny firaisankinany izao!”

Hamaky ny tohiny...

Loza mahatsiravina Zazalahy 13 taona maty kilan’ny afon-dasantsy

20/03/2020

Ny alarobia 18 martsa 2020 lasa teo , tokony tamin'ny 7ora hariva no nitrangan'ity loza mahatsiravina ity tao amin'ny Fonkotany Ambalabe, teto Mandritsara tampon-tanĂ na.

Loza mahatsiravina Zazalahy 13 taona maty kilan’ny afon-dasantsy

Hamaky ny tohiny...

Andavamamba Mpanendaka roa lahy indray no tratra

20/03/2020

Lehilahy roa, 23 sy 21 taona no voasambotry ny polisy miasa ao Isotry omaly 19 martsa 2 noho ny resaka fitondrana zava-maranitra teny an-dalambe sy fanafihana mitam-piadiana.

Andavamamba Mpanendaka roa lahy indray no tratra

Hamaky ny tohiny...


Tranga

Fitombon`ny mponin’Antananarivo Mila miomana ireo kaominina 27 manodidina

28/02/2020

Tao anatin` ny 15 taona farany dia mihoatra ny tokony ho izy ny isan`ny mponina ka nitombo avo roa heny izany eto an-drenivohitra.

 

 

 

Amin`izao mihoatra ny telo tapitrisa ny mponina ka voakasika amin`izay ihany koa ireo kaominina 27 manodidina an`Antananarivo Renivohitra. Ny ben`ny tanàna tokoa no andry iankinan`ny fampandrosoana eo anivon`ny kaominina iray ka antoka mampahomby azy ny fananan`izy ireo traikefa. Araka ny nambaran`Atoa Said Ahmad, tompon’andraikitra eo anivon`ny INDDL (Institut National de la décentralisation et du développement local) dia tsy maintsy manaraka izay fivoarana izay ny kaominina tsirairay avy. Ireo kaominina 27 dia mifandray mivantana amin`ny renivohitra. Izay zavatra miseho amin`ireo kaominina ireo dia tsy afaka misaraka amin` ny CUA ka rariny raha miomana dieny izao, hoy izy. Ilaina ihany koa ny fanomezana fahaiza-manao  ho an`ireo ben`ny tanàna sy tompon’andraikitry ny kaominina hahafahana mijery ny filàn`izy ireny tsirairay avy. Marihina fa miankina amin`ny mponina no ahafahana manampy kaominina iray ary tsy mitovy ny filan`ny tsirairay avy, hoy ihany izy. Izany indrindra no nametrahana ny tetikasa GOUGA (Gouvernace Urbaine du Grand Tana) entina hampiofanana ireo ben`ny tanàna sy tompon’andraikitra eo anivon`ny fiadidian`Antananarivo Renivohitra  sy ny manodidina. Mitentina 5 tapitrisa euros no entina hamatsiana ity tetikasa ity ao anatin`ny efa-taona izay entina hanaganana ny fampandrosoa ifotony.

Marigny A.

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana